Matahotra ho tapahan'ny GTT loha Ravalo any Maputo
1. kidoropamba
(
05/08/2009 11:32)
Nilaza Ravalomanana fa tena tsy te hilatsaka intsony fa hody antanindrazana ka hanarina ny TIKO. Tsy manaiky ny GTT ka efa nanao menace fa raha mlanao sonia Ravalo fa hoe tsy hilatsaka intsony dia ho tonga hamangy azy any ny "bombiste - GTT"'.
Marary loha Ravalomanana ao tsy hainy ny ataony: handroso vonoin''ireto GTT ireto, hihemotra pehan'ny CI sy ny malagasy rehetra.
Izay tsy faly mibontsina fa ny marina ihany no lazaiko.

novalian'i fijo ny 05/08/2009 20:15
2. pikatti
(
05/08/2009 11:45)
hin hin hin tsy mbola nisy nimbontsina aloha tato eh,ny mpanompa anelah ex-tgv ve zao no vrac ao ,fa aza asiana koi fa aleo marina mba himbontsina fa tsy zakan-dry zalahy le kôzy :-D :-D
3. zandikely
(
05/08/2009 12:27)
Zaho indray tsy mino mihitsy fa hisy zavatra atao sonia aorian'io fihaonana io.
4. xxx
(
05/08/2009 12:28)
Tsy ampy kidoro sy torimaso dia mirediredy ô ,ry tany ô,mba mahalala menatra fa efa ela enao no hita fa fopla !
6. papala
(
05/08/2009 12:48)
HIVERINA ZAO RA8, FA izahay zao de tsy nihinana DIBERA SY YAOURT intsony satria ny ASA VITAN'NY TIKO IHANY NO ARA-PAHASALAMANA, Na tsy ho président intsony aza izy dia HO TOHANANAY MIHINTSY NY ZAVA-BITANY, ARA -TSAKAFO ""TIKO"".............
KA izay tsy FALY MIFETAKA NY TSINAINY SY NY KIBONY!

8. kidoropamba
(
05/08/2009 13:52)
Rehefa tsy faly mibontsina e. Fa izay marina ihany no lazaiko.
Sahirantsaina ravalo satria te hody ary te hanodina indray ilay TIKO. efa tsy te hanao politika intsony fa ry zareo GTT no manery azy mafy dia mafy ary manao menace.
Vaky bantsilana tao Maputo ny tena heritreritry ravalo: Te hody mafy nedala satria miha ritra ny vola. Aleo hoy izy milevina an-tanindrazana toy izay miaraka amin'ireto afrikana ireto.
Izay tsy falu mibontsina fa ny ahy, ny marina ihany no lazaiko.

9. locl
(
05/08/2009 15:15)
Fa mba inona no nahatonga anao hisaintsaina izany ry kidoro??? Ny marina izay lazainao dia izay nofisofisinao eo ambony kidoro.
Mila mandeha TIKO, mila mandeha Madagascar, ary ny fiverenan'i Rav8 ihany no vahaolana tsotra indrindra hialàna amin'izao krizy izao. avy eo manao reconciliation nationale sy fifidianana, ka raha milay TGV dia ho lany, raha tsy milay dia voadaka.
Tsy mila mibontsina izahay fa ny vahoaka no efa hibontsina @ aretina tsy fahampiantsakafo rehefa kelikely raha mbola nareo TGV no eo @ fitondrana.

10. kidoropamba
(
05/08/2009 15:36)
fanatika loatra hoa nareo ka lasa sanganehana Ravalomanana.
Efa mitomany lava hono josoa sy ny vadiny ao satria very seza ny rainy.
Lalao moa efa tena somary marariray izay ihany nanomboka t@ iny fandroahana be iny.
Tena nifona hoa Ravalo tao Maputo. Tsy hanao intsony.
Ny hiverina an-tanindrazana ihany no maha maika azy satria henatra be hoan'ny fianakaviana izany prezida voaroaka izany.
Fa nareo GTT no nandefa menace fa hoe raha manaiky ravalo dia hihetsika ny baomba hanapotika an'i Magro.
gabone, koa gabone. Io no manjo an-dravalomanana ao.
Tongava saina amin'izay fa efa vita ny lalao e.
Izay tsy faly mahazo mibontsina, fa ny marina ihany no lazaiko.

11. nancy
(
05/08/2009 19:42)
Rediredin'ny kidoro mipoletaka...
kidoropamba:

12. zoam
(
05/08/2009 20:03)
kidoropamba:
Nilaza Ravalomanana fa tena tsy te hilatsaka intsony fa hody antanindrazana ka hanarina ny TIKO. Tsy manaiky ny GTT ka efa nanao menace fa raha mlanao sonia Ravalo fa hoe tsy hilatsaka intsony dia ho tonga hamangy azy any ny "bombiste - GTT"'.
Marary loha Ravalomanana ao tsy hainy ny ataony: handroso vonoin''ireto GTT ireto, hihemotra pehan'ny CI sy ny malagasy rehetra.
Izay tsy faly mibontsina fa ny marina ihany no lazaiko.
efa matahotra mafy koa ra kidoro masisso fa ha hoavy i ra8
13. pink
(
05/08/2009 20:04)
[quote=kidoropamba]
Nilaza Ravalomanana fa tena tsy te hilatsaka intsony fa hody antanindrazana ka hanarina ny TIKO. Tsy manaiky ny GTT ka efa nanao menace fa raha mlanao sonia Ravalo fa hoe tsy hilatsaka intsony dia ho tonga hamangy azy any ny "bombiste - GTT"'.
Marary loha Ravalomanana ao tsy hainy ny ataony: handroso vonoin''ireto GTT ireto, hihemotra pehan'ny CI sy ny malagasy rehetra.
Izay tsy faly mibontsina fa ny marina ihany no lazaiko.
[/quote
Tsy mba mahita zavatra mba hanatsarana any Rajoelina ve sa tsy misy mahatsara azy intsony dia ny hafa no haratsiana.

14. fijo
(
05/08/2009 20:15)
io farany io no marina,tsy hay intsony izay hanatsarana ilay ratsy be,dia ny hafa no haratsiana