Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bolida77 ( 09/08/2009 14:33)
mbola fitiavana iany
Zao reto ah! mba omeo hevitra za ra afaka mifampizara @ko nareo ,misy bandy miaraka àko tena tiko izy ary tena potika aminy tanteraka za io tsapako hoe tia ahy izy fa zao no blem kely refa miteny az... tohiny
novalian'i RavakaN ny 01/09/2009 08:40
hery ( 09/08/2009 14:05)
Hafatry ny Filoha Ravalomanana
Ry Malagasy Mpiray Tanindrazana, Ny voalohan-teny dia fisaorana an’Andriamanitra noho ny fitahiany, ka nahatongavantsika amin’izao tanjona fampihavanam-pirenena izao. Nandalo fotoan-tsarotra... tohiny
saho ( 09/08/2009 10:57)
fizarana ny pouvoir mpanao politika teo aloha
tena fitsarana afrikana marina ve izy ity e olona teo aloha efa maloto fitondra, corruption sy mpamono olona no mbola hitondra hahazo fahefana any mada tena raha za ny malagasy mahay sy mahatakatr... tohiny
novalian'i xxx ny 09/08/2009 21:59
xxx ( 09/08/2009 09:39)
mba tao anatiny accord ve
ny resaka media liberté d'expression MBS Radio Mada sy sns ny enquette international momba ny 26 janvier 2009 et 7 fevrier sa ny resaka conflit d'interet an'i ra8 ihany aloha pour l'instant... tohiny
novalian'i zoam ny 09/08/2009 19:18
bazylou ( 09/08/2009 07:25)
vita ketsa i maputo e,
le8 , tsy mahazo miverina intsony, i deba , afaka nadiodio, afaka miverina mody i tgv, sy nyhat fat, rava ny gvt ary hisolo governemanta de cohabitation, :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i pink ny 09/08/2009 14:31
Noue ( 09/08/2009 07:02)
Hi-demisiona daholo zany sa ahoana ?
Raha jerevana zany ny accord vita sonia tany Maputo dia zao : [size=70][color=red][b]Aux termes de l'accord, les membres du gouvernement de transition ne pourront pas se présenter aux élections q... tohiny
novalian'i pink ny 09/08/2009 17:37
Bita ( 09/08/2009 00:04)
Resak'hetotra
Nandeha tany @ Dokotera ity Rafotsy be iray fa narary kibo be. Dia rehefa tonga teo @ Dokotera izy dia hoy izy tena marary be mihitsy ny kiboko ka sady mangetotra foana ao. Soa ihany fav sady tsy maim... tohiny
novalian'i rhina ny 07/09/2009 12:32
sylvain ( 08/08/2009 23:58)
Fitiavan-tanindrazana sy ny vahoaka malagasy;
zany ka mitsinjo firenena: Marc Ravalomanana a déclaré officiellement qu’un retour au pays n’est pas envisagé pour l’instant "pour l’intéret supérieur de la nation". - 09/08/09... tohiny
novalian'i andry44 ny 11/08/2009 07:04
xxx ( 08/08/2009 23:35)
Ny hevitra tapaka tany maputo:
http://www.tv5.org/cms/chaine-francophone/info/p-1911-Madagascar_accord_de_transition_trouve_Ravalomanana_ne_participera_pas_personnellement.htm?&rub=6&xml=newsmlmmd.812935126177b2f1966f48c87c546a58.1... tohiny
novalian'i bor2lais ny 09/08/2009 17:16
TEGEVE ( 08/08/2009 23:03)
Ô ry zalahy a!!! Tsy navelan-dry lerony manaka-kevitra
Anaka isany, Nahita fika kely aloha mba tsy hiverina i R8 mandritra ty 15 mois ity é,izany hoe mandritra ny tetezamita,manararaota daholo aloha fa misy farany ty , Deba efa hors d'état de nuire ts... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/08/2009 09:04
hery ( 08/08/2009 22:31)
Cdt Charles any Maputo
Inona ary raha fantatrareo ny nataon'i Cdt Charles any Maputo? :-) Io no tena ahitana hoe lasa saribakolin'ny CAPSAT tanteraka i Andry Rajoelina. Tsy natoky ny CAPSAT sao dia manao sonia na manaikina... tohiny
novalian'i Hinagasy ny 09/08/2009 21:11
andry44 ( 08/08/2009 17:09)
fivavahana sy politika: mapimé
Nilaza ny radio tsy miankina iray eto Tanà fa hiraka hivavaka,hono izy 4 mirahalahy mianaka rapitso maraiana alahady vao samy mahazo mandeha @zay alehany :arrow: zany ve tsy mapimé :-D Raha nana... tohiny
novalian'i andry44 ny 11/08/2009 07:05
Mirananirina ( 08/08/2009 16:36)
inona no andraisanareo lhl ny vhv mampirafy?
Na manambady na tsia ny vehivahy ka mampirafy,ahoana no andraisanareo lehilahy izany???... tohiny
novalian'i terrywui ny 23/12/2009 14:11
bazylou ( 08/08/2009 16:32)
ny anay ho aho lehilahy tanora
sy mitazona ny heviny fa tsy anti dahy mpangalatra hotrandry tim sy gtt;,, merci letsy tgv; vive tgv, tsy ho tafaverina mandrakizay le8 nareo e, beurrrk, resy ho aho dia mipetraha , rehefa lany baomb... tohiny
novalian'i xxx ny 10/08/2009 08:36
vitamatavy ( 08/08/2009 15:19)
allo !allo! maputo maheno anareo izahay
mody i ravalo ary mahazo milatsaka ,ny securitény sisa no andrasana @ sadec ... tohiny
novalian'i xxx ny 08/08/2009 19:18
LibrePenseur ( 08/08/2009 13:33)
fahazoana vola matotra amin'ny internet
Misorata anarana eto ambany dia alefaso aty amin'ny rado.andri@gmail.com ny pseudo fa hazavaina aminao ny antsipiriany rehetra. hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany. [url]http://www.neobux.com... tohiny
sitlo ( 08/08/2009 12:53)
ranomena
Misy afaka manoro ny fomba fanamboarana ranomena ve? Na goutte kely vitsivitsy fotsiny aza no azo faa ohatra ny manina ranomena aho.... tohiny
xxx ( 08/08/2009 12:01)
vaovao farany MAPUTO: mahazo miverina i DADA!
heno t@ radio fahazavana Mody i Dada, mahazo mirotsaka soa aman-tsara ho filoha @ fifidianana manaraka, izay aloha no anombohako azy, manaraka dia ireto avy no tapaka nandritra ny ady hevitra mafan... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/08/2009 09:21
hery ( 08/08/2009 08:24)
Nahoana no miditra lalina ny Vondrona Iraisam-pirenena
Hafatra nalefa tao amin'ny lisitra serasera http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/34067 Nolazaina foana (nolazain'ireo mpanohana ny HAT sy ny tetezamita sy ny TGV) fa milamina ny tany.... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/08/2009 08:59
ntss ( 08/08/2009 08:19)
Manaova provision fa handamoaka i Maputo
Tsy hanome Amnistie an'i Ravalomanana na oviana na oviana i Andry Rajoelina. Raha manao forcing hiditra anefa i Ravalomanana de miandry azy ny tafika sy ireo rehetra efa tsy mila azy. Raha tsy taf... tohiny
novalian'i xxx ny 08/08/2009 20:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.7006