Hi-demisiona daholo zany sa ahoana ?
1. Noue
(
09/08/2009 07:02)
Raha jerevana zany ny accord vita sonia tany Maputo dia zao :
[size=70]Aux termes de l'accord, les membres du gouvernement de transition ne pourront pas se présenter aux élections qui seront organisées, à l'exception du président de l'instance.[/size]
Dia ahoana ? tsy maintsy mi-demisiona daholo zany ireo ekipan'FAT(Y) mba hitsonjovana ny seza @ fifidianana ?
http://www.france24.com/fr/20090809-signature-accord-madagascar-transition-politique-maputo-mozambique-fin-crise-depart-ravalomanana-rajoelina

novalian'i pink ny 09/08/2009 17:37
2. bazylou
(
09/08/2009 07:26)
ka inona ny olana e, azerao dia soloy indray , mbola misy 19 000 000 aza mbola te hisiiska :-D :-D
4. Noue
(
09/08/2009 07:53)
ka efa mirediredy sisa no ataon'i bazylou kooo :^) :^) :^) :^) :^) :^)
Lors d'une conférence de presse, l'ancien président Marc Ravalomanana, évincé en mars dernier, a affirmé qu'il ne participerait pas personnellement à la transition. Mais il est bel et bien amnistié. Le sort de l'ancien président était l'un des principaux points d'achoppement entre les participants.

5. Noue
(
09/08/2009 07:55)

7. pikatti
(
09/08/2009 09:09)
Arodana daholo reo de maka base vaovao de manainga @ fototra vaovao fa tsy hikiry seza lava ty
8. Mirananirina
(
09/08/2009 09:47)
hihihi,hay izany indray no vaovao farany.Voa indray izany ny HAT ô,efa ddaka eran'ny tanàna manko
9. xxx
(
09/08/2009 11:43)
mazava ho azy fa afaka mirotsaka Ravalomanana @ fifidianana 1er tour d vita indray!!!
10. pink
(
09/08/2009 14:36)
bazylou:
ka inona ny olana e, azerao dia soloy indray , mbola misy 19 000 000 aza mbola te hisiiska :-D :-D
Efa maika hahazo calcium @ronono be matavy ny malagasy e Ronono malagasy vokariny malagasy ihany...bazylou ve dia tsy hilaza fa mbola hafa ihany ny vita malagasy.
hisy takolaka be indray izao fa tena kaoka mihintsy nandritra izay volana maromaro izay kah
11. Noue
(
09/08/2009 14:46)
pink:
hisy takolaka be indray izao fa tena kaoka mihintsy nandritra izay volana maromaro izay kah
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. pink
(
09/08/2009 17:28)
Noue:
pink:
hisy takolaka be indray izao fa tena kaoka mihintsy nandritra izay volana maromaro izay kah
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Ka ny gasy anie mba nisy calcium nandritra ny Dada teo.Na ny tsy tia any Dada aza mba mankafia ny vokatra voakariny i Dada ihany fa be taimbava fotsiny.
Matikambo ery milaza hoe itony no vita malagasy rehefa mampandroso vahiny.
13. pink
(
09/08/2009 17:37)
Noue:
pink:
hisy takolaka be indray izao fa tena kaoka mihintsy nandritra izay volana maromaro izay kah
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Ka ny gasy anie mba nisy calcium nandritra ny Dada teo.Na ny tsy tia any Dada aza mba mankafia ny vokatra voakariny i Dada ihany fa be taimbava fotsiny.
Matikambo ery milaza hoe itony no vita malagasy rehefa mampandroso vahiny. :wink: =((