Manaova provision fa handamoaka i Maputo
1. ntss
(
08/08/2009 08:19)
Tsy hanome Amnistie an'i Ravalomanana na oviana na oviana i Andry Rajoelina.
Raha manao forcing hiditra anefa i Ravalomanana de miandry azy ny tafika sy ireo rehetra efa tsy mila azy.
Raha tsy tafaverina nefa izy dia handrovi-tsihy ny olona ao amin'ny Magro.
Eto vao tena hanomboka ny ady an-trano fa miomana isika!

novalian'i xxx ny 08/08/2009 20:31
2. Noue
(
08/08/2009 08:40)
ntss:ny fiverenan'i Ravalomanana no tena mampihidi-V an'i tgvendrana ee ! satria ho hitany eo fa tsy maintsy hivoaka daholo ny marina rehetra !!! mihevitra angamba izy fa ny miaramila rehetra dia manohana azy daholo ?? sa mbola ho vidiana indray ???
Tsy hanome Amnistie an'i Ravalomanana na oviana na oviana i Andry Rajoelina.
Raha manao forcing hiditra anefa i Ravalomanana de miandry azy ny tafika sy ireo rehetra efa tsy mila azy.
Raha tsy tafaverina nefa izy dia handrovi-tsihy ny olona ao amin'ny Magro.
3. xxx
(
08/08/2009 08:41)
izany no andrasanay eto lesy a, hotonga ny andro hamongorana ny HAT hatraminy tsinaimaintiny, sady efa misy ireo miaramila hanampy ny vahoaka fa aza matahotra isé e, calm fotsiny, na izany na tsy izany, rehefa tsy miverina i ra8 dia vao maika ho loza, tsy hisy ny fanampiana, tsisy dikany maputo, hiady antrano ny HAT, hitsoaka any france i TGV fa matahotra ny fitsarambahoaka!
4. zoam
(
08/08/2009 08:44)
izay officiers cotiers voavidy vola ireo ve ,izay koa efa mba miandry ny en de coudre avec eux
40 raha be indrindra
40 raha be indrindra
5. Mirananirina
(
08/08/2009 08:50)
Eto vao tena hanomboka ny ady an-trano fa miomana isika!
Marina mihitsy izany,efa vonona daholo na ny andaniny na ny ankilany :( :( :(
mihevitra angamba izy fa ny miaramila rehetra dia manohana azy daholo ?? sa mbola ho vidiana indray ???
Ny vola ve???efa mihalany izy izao ka,tsy be intsony ny voakarama amin'ity,angaha moramora ny vidiny baomba teo ireny :roll: :roll: .
6. ndotofetsy
(
08/08/2009 10:11)
ka le provision hatao aza tsy misy ko provision a provision nareo ve avy aiza ee aiza ny vola hividianana koa aza tsy misy aleo mi surf toy izay mikaly hoy ny malagasy zao
7. xxx
(
08/08/2009 10:16)
tsy bola ireny RPG ireny nanamboarana ny cortgen'ny capsat s ny Hat dia mbola be vava ,mbola hoavy no hanaovana aza lambo an'ireo :evil: :evil: :evil:
8. ntss
(
08/08/2009 10:19)
Refa tena mandinika reto zanak'i dada reto a de toa fohy fisainana, tena tsy andrinareo mitsy ze hisian'ny ra latsaka sy ny ady an-trano eto mba hahafan'i dada miverina mba hoe ao anatin'ny ara-dalàna hoe!
VOUS NE VALEZ PAS MIEUX QUE NOUS TGV !!!
VOUS NE VALEZ PAS MIEUX QUE NOUS TGV !!!
9. diloo
(
08/08/2009 10:47)
O ry Zoam, adaboy nama ilay fisainana masiso an (fanavakavahana).Dinika ny tsy mpitovy sy samy manana ny heviny no hatao: samy malagasy daholo isika. Sa ahoana hoy ise? (l)
10. zandikely
(
08/08/2009 10:52)
ntss:
Tena marina izany, atao daholo ny tetika ratsy rehetra izao, atao ny asa fampihororoana ( terrorisme), opération taliban e!
Operation inona indray ny manaraka e?
Ohatrin'ny ambany fisainana iany izay milaza fa ny officiers cotiers no mpomba an'i Andry. Mba alefa lalindalina iany ny fandinihana fa tsy mankaiza izany.

11. ouiandry
(
08/08/2009 11:46)
otrany diso sujet i ntss, tadidio fa nande daba Ravalomanana nande tany Maputp alors que pour les autres mouvances c'étaient des avions affrétés par des grandes puissances no nitondra anazy d tadidio le kozy ny Joaquim Chissano nanao oe tsy ny fiverenan'i Ravalomanana no mahamaika fa ny hilamionan'ny Malagasy, zany d mi-refleter sady ny ampitso! Think about d oazonareo ny fiafarany d tadidio fa ny fianakam's no nilaza anareo anizany!
12. patrick2002
(
08/08/2009 12:30)
dia hita fa efa mandrovi-tsihy anie ny mpomba an`i Ravalo ,efa fisainana kamikaze ,daholo hita izany na eto @ serasera aza ,mampalahelo.
baomba efa napoaka ,inona indray ny manaraka gaz toxique indray angamba.
Mampalahelo ny fianakams any Dago.
baomba efa napoaka ,inona indray ny manaraka gaz toxique indray angamba.
Mampalahelo ny fianakams any Dago.
13. zoam
(
08/08/2009 12:59)
tsy hitan eleahy anga ireo vahoaka mireclame ny fahatongavan'i ra8,ny moyen misy t'inkiete pas,izay fikambnana babouin ,40 raha be indrindra ve no hitondra an'i gasikara sanatria tsy maintsy tonga dada
14. locl
(
08/08/2009 14:15)
Io indray le resaka lainga TGV, aparitaka ny intox mba hampikorontana ny Malagasy
17. xxx
(
08/08/2009 20:31)
TONga indray ny patrick2002 fa hadonto rano tsy handoto mantsy fa hi dévoiler ny tetidratsy dradomelina é,hay refa tsy ny ranon'i mandroseza no hamosavina ny gasy dia ny baomba tsy mipoaka ,dia gazy toxique ,dia inona indray ny manaraka ô ???,to tsy mahatana ny secret-dradomelina enao zany ,tandremo sao capsater-ny eo,kibon'ny marina dia mivoaka daolo ,dia inona koa alou ny manaraka é,aza hadino na dia tara aza enao tsy ba 2009 fa bola vedrana ery @2002!hihihi!