ny anay ho aho lehilahy tanora

1. bazylou ( 08/08/2009 16:32)
sy mitazona ny heviny fa tsy anti dahy mpangalatra hotrandry tim sy gtt;,, merci letsy tgv; vive tgv, tsy ho tafaverina mandrakizay le8 nareo e, beurrrk, resy ho aho dia mipetraha , rehefa lany baomba dia matory fa tsy mamely e, :-D :-D :-D
répondu par xxx le 10/08/2009 08:36
2. xxx ( 08/08/2009 17:22)
efa ela aho nanaraka ny fomba fijerinao fa izay aho vao mba hanoratra.
Tsy olana raha tanora no hitondra fa tsy "fatina tanora" kosa aloha sahala amin'ny misy ankehitriny.
Ilay fomba fanoratrakoa aloha dia tena hita hoe manahaka le tohanana e.
3. xxx ( 08/08/2009 17:28)
hahaha!!!lesy bazyvendrana!
Selon une source à Maputo, les retours de Marc Ravalomanana et de Didier Ratsiraka à Madagascar seraient acquis. Il resterait à mettre en place la structure et la direction de la transition pour une élection présidentielle dans les 15 mois après la signature de l’accord
4. gasmlay ( 08/08/2009 18:38)
mbola maina foana ve ry xxx2 ah! :-D :-D ,antsoy wiwi!!
5. pink ( 08/08/2009 22:18)
bazylou:

sy mitazona ny heviny fa tsy anti dahy mpangalatra hotrandry tim sy gtt;,, merci letsy tgv; vive tgv, tsy ho tafaverina mandrakizay le8 nareo e, beurrrk, resy ho aho dia mipetraha , rehefa lany baomba dia matory fa tsy mamely e, :-D :-D :-D


ianao irery sisa no mitanisa resaka baomb a eto.Ny sasany ary efa misitrika fa efa diso vava. tsy matinao lolo mihintsy koa..mahina ve sa ahoana...

mahamenara be ilay mbola mitifitra vahoaka ami'izao fotoana izao an..mitodik any Madagasiara ny masony izao tontolo izao mbola be ramatahora ihany ianareo itony
6. bazylou ( 09/08/2009 07:34)
aza manely tsaho eto , e, vive tgv, raharahinizay firenena iza koa i MAdagasikara na hanao guerre sivily eo aza.
Vive tgv, , na dia misy milaza aza hoe fatina tanora , dia asehoy ary le hoe tanora milay noho izy fa tsy miafina atsy amin'ny association etsy sy eroa fotsiny e, asehoy , iza le tanora milaza azy ho mahery noho i tgv,,,,ASEHOY ry XXXXXXXX :-D :-D
7. pikatti ( 09/08/2009 09:25)
NY fahatanorana moa maninona fa le aka io saribakolin'ny capsat sisa ty no mapalahelo,zay tapaka tany Maputo de racharlot no manambana besy ao @ lohany refa manao sonia ;-)
8. xxx ( 10/08/2009 08:36)

Mba lehilahy tanora hafa , afaka misaina sy mandray ny hevitry ny hafa ahay fa tsy de itony tohanantsika itony. Aho koa aloha manomboka tonga saina fa toa tsy misy heviny ity TGV ity fa olon-kafa no mitondra ny baolina.
Aleo mitady tanora hafa raha tia tanora fa tsy io ka !!!!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0679