Ô ry zalahy a!!! Tsy navelan-dry lerony manaka-kevitra

1. TEGEVE ( 08/08/2009 23:03)
Anaka isany,
Nahita fika kely aloha mba tsy hiverina i R8 mandritra ty 15 mois ity é,izany hoe mandritra ny tetezamita,manararaota daholo aloha fa misy farany ty ,
Deba efa hors d'état de nuire tsy koi na miverina fa le zalahy iny tsy matiko lolo
Soa ihany fa teo ry capsat niteny teo @ toerako
(l) (l)
novalian'i pikatti ny 09/08/2009 09:04
2. xxx ( 08/08/2009 23:16)

Marc Ravalomanana a obtenu l’annulation de son procès annonce Edem Kodjo, médiateur pour l’organisation internationale pour la francophonie. - 08/08/09
3. xxx ( 08/08/2009 23:30)
hararaoty tara fa ny vahoaka tsy adala ka hitaza-potsiny! ity zany ny vao2 farany tapaka:
http://www.tv5.org/cms/chaine-francophone/info/p-1911-Madagascar_accord_de_transition_trouve_Ravalomanana_ne_participera_pas_personnellement.htm?&rub=6&xml=newsmlmmd.812935126177b2f1966f48c87c546a58.10d1.xml
4. Noue ( 09/08/2009 07:05)
15 mois maxi dia zay no vita !!
5. pikatti ( 09/08/2009 09:04)
Ali baba sy ny 40 voleurs ry Noue potsaka eo ihany é,mafy zany fatahorana sy fampitandremana avy @ ndry rajako isany ao hé hé hé,SARIBAKOLIN'NY CAPSAT SISA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0501