Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
bazylou ( 07/08/2009 10:44)
dia ho avy izany ny gvt de transition
itambaran'izy efatra ... :-D :-D ... suite
répondu par fijo le 07/08/2009 21:44
TEGEVE ( 07/08/2009 09:50)
ALEKO NY MIARAMILA REFA TSY HANAIKY IHANY
Anaka isany, Efa misy fandrosoana ihany ny raharaha ato ,saingy tsy dia tombontsoa ho antsika loatra,lasa Ravalomanana daholo izy mianakavy Tsara le sakafo Afrikana ,manoatran'ny ilay tany @ tour Ei... suite
répondu par fijo le 07/08/2009 21:47
dragon2madagascar ( 07/08/2009 06:13)
Popety sy Rain'ny jadona
Salama e! Saika hizara fomba fijery kely e! http://www.youtube.com/user/dragon2madagascar Ampitao @ manodidina anao raha heverinao fa mety ahasoa ny tanindrazana. Mankasitraka e! ... suite
répondu par rurale le 16/09/2009 08:15
dragon2madagascar ( 07/08/2009 05:38)
popety sy rain'ny jadona
Salama jiaby, Saika hizara fomba-fijery kely @'ny vahoakan'ny serasera.org. TGV etsy andaniny, Legaliste etsy ankilany, mouvances ho an'i Rakoto sy Rabe etsy @ sisiny...rehefa dify Maputo, dia m... suite
répondu par pikatti le 07/08/2009 08:55
zoam ( 07/08/2009 03:50)
rehefa tsy hanao sonia ry tgv dia aleo hiditra @ plan b
hoan'ny olona manana fianakaviana maty ,niharan'ny tsindry azo lena,very asa victime noho ireny coup d'etat ireny ve dia hanaiky mora ny hijanonan'i tgv sy ny forongony teo,efa manaiky ra8 ny hiarahan... suite
répondu par fijo le 07/08/2009 21:54
soanja ( 07/08/2009 02:50)
Ny VINTANA ( Finoana Malagasy- Soanja)
[b]Ny maha-Silamo ny Ntaolo Malagasy[/b] Araka ny fikarohana nataon'ireo mpandalina ny tantara dia efa tamin'ny taonjato faha 13 no nitsangana ny moske silamo voalohany tao Madagasikara ary tao a... suite
répondu par famoho17az le 20/01/2020 14:06
fijo ( 06/08/2009 21:29)
presida
raha izao no voasonia ,fa i ravalo mijanona filoha fa ny hat tarihin'i andry no manana ny fahefana,ary zafy sy didy no mitarika ny (CRS) izy teo,dia sahiko ny milaza fa ,amin'izay vao sahy hiseo amin'... suite
répondu par xxx le 10/08/2009 08:47
xxx ( 06/08/2009 19:03)
tsisy atokona
Mba mamorona hevitra nareo fa inona ary ty :cry: ... suite
répondu par ari.malala le 10/08/2009 08:33
arialy ( 06/08/2009 17:13)
momba ny trotteur na youpalà bébé
saika anotany ny hevitry ny namana mahalala nisy nilaza mantsy tamiko fa dangereux ny trotteurs sy ny youpalà amizao nefa misy olona hafa niteny fa reny iany no mapandeha ny zazakely vaka ny saik... suite
répondu par rhina le 07/09/2009 14:05
Samoana ( 06/08/2009 15:18)
Dokotera Zafy
Teo an-dalantsara alohan'ny fivoriambe no nanatona an'i Andry i Zafy: _ Nanino moa enao laholo 'ty no nitondra sakafo manokana? - Tsy sanatria sarotin-kanina aho akory dokotera fa matahotra sao voan... suite
répondu par xxx le 10/08/2009 08:53
remahity ( 06/08/2009 12:01)
MAPUTO: ZAFY albert is the best, le meilleur,
efa nifandinika t@ Andry tany Madagasikara: http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=8907:miseho-ny-marimaritrairaisana-nikaondoha-rajoelinasy-zafyalbert&catid=68:inona-no-... suite
répondu par fijo le 07/08/2009 22:08
ntss ( 06/08/2009 11:54)
Misaora ana fa reto misy site ahafahana maka lojika gratos
softmaroc: manao insription lo de mampiditra adiresy mail de zay avaxhome: tsy mila manao inscription fa tonga mitady de mahita :-* ... suite
répondu par xxx le 06/08/2009 12:27
fidinirina ( 06/08/2009 11:44)
La Bible et le téléphone portable
[b]La Bible et le téléphone portable.[/b] Pouvez-vous imaginer ce qui se passerait si nous traitions la Bible de la méme manière que nous traitons notre téléphone portable ? … Si nous ... suite
répondu par fahamarinana le 21/08/2009 21:48
ntss ( 06/08/2009 11:34)
maputo ve? dakar ihany io no miverina.
Asa na adinontsika sahady ilay tam taona 2002, nalefa tany Dakar ny Candidat roalahy mba hifampidinika sy hiombona. Nisy tokoa ny zavatra vita sonia izay nifanarahan'ny roa tonta saingy... Nentina... suite
répondu par fijo le 06/08/2009 20:44
ari.malala ( 06/08/2009 10:57)
elefanta sy rhinoceros
Nifanafoka hono zany ny elefanta sy ny rhinoceros, de oziz ny elefanta mantsy ny rhinoceros, mba nandra kou zany ze nanao anareo an, aiza v rangà ko ny nify ery an-tendron'orona ery no mitiritirina! ... suite
répondu par rhina le 09/09/2009 09:29
saranga ( 06/08/2009 09:25)
Dada raben'ny Ravalo ve i rabaradaka ?
Namaky ny hafatra nalefan'ny rabaradaka teto hatramin'ny janoary no mankaty dia gaga hoe fa inona no ataon'ity rabaadaka fa toa fantany avokoa izay hiseho ? Ohatra, nanoratra teto izy hoe tsy maintsy ... suite
répondu par fijo le 06/08/2009 20:46
fanantenana2003 ( 06/08/2009 08:18)
fisamborana tanora
oay, raha taminy 1991 ireny izany no nisy ny fisamborana tanora ohatrany tamin'ity taona 2009 ity de miteny irery aho hoe efa tany tsiafahy ary efa voa-torturer à mort tahaka ny mahazo ireo tanora vo... suite
répondu par fijo le 06/08/2009 20:48
xxx ( 06/08/2009 08:09)
ny liquide pré-éjaculatoire na ny liquide séminal chez l'hom
maha bevoka ve ????????... suite
répondu par mion le 14/08/2009 05:48
rurale ( 06/08/2009 07:54)
Ny zaza sy taiza raibe sy ny renibe
Misy ny milaza fa tsy mahay n'in in (fianarana io an!) ny zaza taizan-draibe sy renibe, misy fiteny zay aza oe " taizan-drenibe voky hanina fa donto saina", za manokana zao ny mifanohitra izay no hita... suite
répondu par rhina le 29/09/2009 11:28
xxx ( 06/08/2009 07:52)
INONA NO MAMPIHENA KIBO AVY NITERAKA
O ry zareo ah inona no fomba atao hampihenana ny kibo avy niteraka misy fanafody ve ahosotra sa manao abdos sa mba omeo toro hevitra fa tena sinibe tany mitsy eh... suite
répondu par bazylou le 23/08/2009 18:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.449