tsisy atokona

1. xxx ( 06/08/2009 19:03)
Mba mamorona hevitra nareo fa inona ary ty :cry:
2. tess ( 06/08/2009 19:33)
8-)
3. tess ( 06/08/2009 19:34)
8-) 8)
4. tess ( 06/08/2009 19:35)
sady mametraka manandrana sary kely aho fa minfadiso dool lay sary kely ireo
5. milamm ( 06/08/2009 20:05)
tess > 8) 8) = :roll: tsy koboko :�)
6. ni81 ( 06/08/2009 20:17)
Mba mamorona hevitra nareo fa inona ary ty
:lol: ka hoy ianao hoe tsisy atokona koa! Alaivo ny vilany ary dia atokony e! :D
7. Papoose ( 06/08/2009 20:32)
ahoana moa zany??? bandy tsisy atokona v le mamorona hvt sa no amoranana hvt?? dia tsisy atokona @ paozy sa @ hangezany sa @ sipa sa in? :-P
8. fijo ( 06/08/2009 22:05)
mbola hitady toko aloha ko
9. tess ( 07/08/2009 05:26)
milamm:

tess > 8) 8) = :roll: tsy koboko :�)

ilay sary kely mangamnga am sisiny ankavanana indrindra mivilana vava sy maso io mitovy am lay raika io ihany no tiko lazaina e!


10. ni81 ( 07/08/2009 05:27)
8-) ity ve zany e!
11. ni81 ( 07/08/2009 05:28)
(oudryyy! tsy mandeha io mangakely io ry tess a! io no nataoko teo dia niova io besolomaso kely io ihany) hs
12. tess ( 07/08/2009 05:41)
ka zay anie oà e! refa tsy misy atokona de reo alou no andramana hahaha
13. ari.malala ( 07/08/2009 07:05)
:-D :D :o 8) :P :twisted: :!: :arrow: (l) :/ :^) :evil: :-* :) 8O :lol: :oops: :roll: :?: :} :-D :{ ^^ :( :? :x :cry: :wink: :idea: :�) 8-) :-P :-o ;-) :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
14. ni81 ( 07/08/2009 07:48)
raharaha koa ity nataon'ity ari! :D
Mbola misy tsy ampy ireo ange e! ampio
15. tess ( 07/08/2009 10:54)
misy miverindroa ô! :^)
16. ni81 ( 07/08/2009 11:04)
:D :) :( :? 8O :o 8) :lol: :x :cry: :oops: :P :twisted: :roll: :wink: :idea: :?: :!: :arrow: :} :�) 8-) (l) :/ :-D :-P :-o :{ :^) :evil: ^^ ;-) :-* :* =(( =)) :-$ :-@ :-w =D> ^:^ o^o :p :@ :miam: :snif:
ilay olona kely manga no tsy mety mivoaka e! hahahaha
17. tess ( 07/08/2009 11:07)
misy iraika kou fa jereo tsara, ka iza ary ô? :-w
18. ni81 ( 07/08/2009 11:11)
Iraika maninona?
19. tess ( 07/08/2009 11:24)
mmbola tsy nitoko indroa ndry zao fa vao raika monja no itandry :? :-D
jereo anie lay manatranga lela metsiketsika olona mena be mitorehitra ao ambadika ao e! fa lasa io manatranga lela kely menamena io foana hihihih
20. ni81 ( 07/08/2009 11:28)
:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6231