tsisy atokona

22. tess
(
07/08/2009 11:33)
tsy io manatranga lela io ka! ilay ao ambadika manatranga lela mananihany be mitsy izy mena be midorehitra dia manome an'itsy sary faha efatra am sisiny ankavia manatranga lela kely mavomavo io hihihihihi

23. ni81
(
07/08/2009 11:35)
:p ka nataoko ilay izy dia io olona kely fotsiny no nivoaka e! nefa rehefa jerena ao izy dia mena jaky :D

28. ari.malala
(
07/08/2009 12:14)
:e :b v zany e! le mitranga lela menamena? ny anĂ ts mande ny sary fanampiny d zay no maha ireo ftsn ny mitranga eo, le manao anazy manuellement ts tadidiko dool :P

29. tess
(
07/08/2009 12:22)
TSY NANDE EFA HATRY NY ELA INY KA! nefa mba mafnaritra lay olona kely io :wink:

32. milamm
(
08/08/2009 10:42)
tess > aleo izy itsoaka fa za tonga nanme :* :-$ izay no azoko atokona anjoany :-D :-P

34. tess
(
08/08/2009 20:18)
milamm:de andao aza aloha hanokona amzay fa noana
tess > aleo izy itsoaka fa za tonga nanme :* :-$ izay no azoko atokona anjoany :-D :-P
:* :-D

36. milamm
(
09/08/2009 14:31)
aiza no tsara anokonana azy any aminao sa aty amiko ?oul noana v tsy ho karakaraina :lol:

37. tess
(
09/08/2009 22:00)
eto am forum no hanokonana azy kou! :-P :wink:
ika: ianao anie raha ny tena marina matahotra drigy e! :^)
ika: ianao anie raha ny tena marina matahotra drigy e! :^)

38. ikaretsaka
(
10/08/2009 03:01)
Avoahay aloha jerevana de ho hita eo ko...za tsy mino affirmation gratuite

39. ari.malala
(
10/08/2009 08:33)
tess:
eto am forum no hanokonana azy kou! :-P :wink:
ika: ianao anie raha ny tena marina matahotra drigy e! :^)
:^) hehehe