elefanta sy rhinoceros

1. ari.malala ( 06/08/2009 10:57)
Nifanafoka hono zany ny elefanta sy ny rhinoceros, de oziz ny elefanta mantsy ny rhinoceros, mba nandra kou zany ze nanao anareo an, aiza v rangĂ  ko ny nify ery an-tendron'orona ery no mitiritirina! de ts taitra akory oun ny rhinoceros namaly hoe fa ze nanao anareo mbola nandra noho ze nanao anay satria tsin nenareo aza ny (bite) zizi eo ampovoan tarehinareo eo ko! :-P
novalian'i rhina ny 09/09/2009 09:29
2. ni81 ( 06/08/2009 11:01)
3. RATOVOARY ( 06/08/2009 12:18)
g'hayyyyyyyyyyyyyy!!! diso fipetraka angamba :-D :-D :-D
4. Papoose ( 06/08/2009 16:11)
soa fa biby fa tsy olombelona :-P
5. nathie86 ( 07/08/2009 07:33)
fa nga mo bite iny lavabe in :roll: :?: :lol: :lol:
6. artefy ( 08/08/2009 08:33)
:-D
7. Koditra ( 16/08/2009 18:39)
:-D :-D :-D :-D
8. Envy7 ( 17/08/2009 16:03)
=))
9. Simpona ( 24/08/2009 13:32)
:-D :-D :-D :-D
Aza mba violen'ny elephant ihany ra izany,

De teo koa zany ny chameau de saika nimeme be de ozy izy roalahy, ela koa mangina fa ny nonon'la aza any an-damosina :D
10. ari.malala ( 24/08/2009 13:39)
:-D :-D :-D :-D njekaky o
11. rhina ( 09/09/2009 09:29)
:-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1806