Dokotera Zafy
1. Samoana
(
06/08/2009 15:18)
Teo an-dalantsara alohan'ny fivoriambe no nanatona an'i Andry i Zafy:
_ Nanino moa enao laholo 'ty no nitondra sakafo manokana?
- Tsy sanatria sarotin-kanina aho akory dokotera fa matahotra sao voan'ny tandimerina a!
- Ah! Aok'izay 'ty mivôlana merina merina anao lava ity fa efa mankarary ny lôhako iii!
( :-D aleo mba nafangaro hatsikana kely ny resaka politika e :wink: )

novalian'i xxx ny 10/08/2009 08:53
2. remahity
(
06/08/2009 15:47)
ce n'est pas du hatsikana, ça fait pas rire,
pire c'est de l'insuniation pour racisme, donc diffamation publique sur le NET
et pour ta gouverne, la delegation de zafy, et ratsiraka ont des zanak'iarivo (à savoir Serge radert qui avec ZAFY)
Par contrre la delegation de RAVALOMANANA, va savoir....

3. patrick2002
(
06/08/2009 15:49)
dia mbola notohizany Andry
- ka zaho tsy nomenao drako boka diego ko aiza no haizako mivolana antakarana profesora :lol: :lol:
zaho kou anie ty metisse legionnaire profesora eh!
- ka zaho tsy nomenao drako boka diego ko aiza no haizako mivolana antakarana profesora :lol: :lol:
zaho kou anie ty metisse legionnaire profesora eh!
4. kidoropamba
(
06/08/2009 16:15)
zanak'i Rangita sy Rafohy hoa tsy avy any indonezia izany e.
Izay tsy faly mibontsina fa izay marina ihany no lazaiko.
Izay tsy faly mibontsina fa izay marina ihany no lazaiko.
5. Samoana
(
06/08/2009 16:18)
nitsatsaingoka Ra8
- Anontanio radrakôba fa tsy mbola nisy karana profesora izany tany diego!
- Anontanio radrakôba fa tsy mbola nisy karana profesora izany tany diego!
7. patrick2002
(
06/08/2009 18:17)
Noue:
ary toa oe tsy nifampiarahaba akory ry zareo ??
Raha izaho aloha i Andry hasiako gants cuir noir ny tanako rehefa miarahaba an`i levalo eh! olona mpilalao ody iny .
tsra mihintsy koa iloay hevitra nitondra sakafo avy tany madagasikara ,raha malina mifehy hazo tokana.
8. Noue
(
06/08/2009 18:23)
patrick2002:hita eny iany oa ny mpanao ratsy eee ! mahana ny mpanao ratsy matoa manao an'zany ee !!
Raha izaho aloha i Andry hasiako gants cuir noir ny tanako rehefa miarahaba an`i levalo eh! olona mpilalao ody iny .
tsra mihintsy koa iloay hevitra nitondra sakafo avy tany madagasikara ,raha malina mifehy hazo tokana.
9. xxx
(
06/08/2009 18:24)
ambany fisainana be izany e! dia nitondra toaka manokana koa ve le andry domelina iny? de inona no loaka netiny, foza orana ve? :-P :-P ary inona no mba hainy le charle iny any e? toa vatatay niakatra mantsy lery iny kou :-P :-P
11. litika
(
07/08/2009 03:08)
tsy tadidinareo angaha fa mosavin'ny mpialona no nankarary an'i hasina (Ndrema) fony izy ministra. Tsy aleo ihany mitandrina. :{
12. xxx
(
07/08/2009 09:27)
tssss mpilalao ody ireny matoa voany e, mpivavaka alahady, mangalatra ankoho alatsinainy e :-P
13. fijo
(
07/08/2009 22:03)
za tsy mino ody dia tsy matahotra izany,;fa ianareo mino izany no mahita ny herin'izany
14. ravonjison
(
08/08/2009 11:11)
fijo:
ny mpanompo ody ihany no mino ody amiko
Izay mihitsy e. Ary ny gasy sasany hoa dia mbola manana fomba fisainana tranainy foana.
15. xxx
(
10/08/2009 08:53)
Ka na ny olona vitsivitsy izay hiady hevitra aminy sy mba mety hanoro hevitra azy indray andro any aza tsy atokisan'i ANDRY de hataony ahoana ny hatoky ny malagasy tsivakivolo ary hataon'ny gasy ahoana ny hametraka ny fitokisany aminy?????????????