ALEKO NY MIARAMILA REFA TSY HANAIKY IHANY

1. TEGEVE ( 07/08/2009 09:50)
Anaka isany,
Efa misy fandrosoana ihany ny raharaha ato ,saingy tsy dia tombontsoa ho antsika loatra,lasa Ravalomanana daholo izy mianakavy
Tsara le sakafo Afrikana ,manoatran'ny ilay tany @ tour Eiffel,mazoto homana daholo (miala tsiny kely raha tsy mihinana in-telo isan'ando intsony Ramalagasy)
(l) (l)
novalian'i fijo ny 07/08/2009 21:47
2. pikatti ( 07/08/2009 09:52)
Kaly ve no nalehanao tany ????ary tandremo sao poizinin'i rapaty ao toi :-D
3. pikatti ( 07/08/2009 09:58)
La répartition des pouvoirs au sein de la future transition et sous quelles institutions, le gouvernement de la charte de Transition, l'amnistie politique, et la place de Marc Ravalomanana dans cet echiquier.
Io hono mba diniho kely ao refa pause café iny nareo :lol:
4. benkintana ( 07/08/2009 11:27)
Tsara le sakafo Afrikana ,manoatran'ny ilay tany @ tour Eiffel,mazoto homana daholo (miala tsiny kely raha tsy mihinana in-telo isan'ando intsony Ramalagasy)

Zao sisa ny bilan navelanao de mijanona any Afrika :evil: :evil: :evil:
5. fijo ( 07/08/2009 21:47)
aleo letsy izy mba hody fa tsssss,zaza anie iny e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0631