fisamborana tanora

1. fanantenana2003 ( 06/08/2009 08:18)
oay, raha taminy 1991 ireny izany no nisy ny fisamborana tanora ohatrany tamin'ity taona 2009 ity de miteny irery aho hoe efa tany tsiafahy ary efa voa-torturer à mort tahaka ny mahazo ireo tanora voasambotra ireo koa satria ny tena de tena nahery fo tokoha tamin'izany fontoana izany, mijery sy manaraka ny mahazo ny malagasy ny tena de malahelo ary tsy mahita izay tokony atao miatsika ny habibihan'ireo tsy mahataho-tody ireo, voahosihosy sy terene fotsiny ny olona hanaiky hoe mpanakorotana ny mitsipaka ny HAT ity,mbola hisy ny farany fa de mifalia aloha ianareo fa ny feon'ny vahoaka tsy ho zakanareo, za tsy mpba an'iza an'iza fa malagasy aho ary mihatsy androaman'alina ary mahita tory mieritreritra an'izao zava-misy eto dago izao, ny mahazo ireo olona akaiky ahy voatazona aminy tsy ahoana any, mihatsy ny habibihana ataon'ireo olona kanosa tsy manana afa-tsy ny armes no fiadiny!aoka izay ny habibiana ataonareo aminy vahoaka malagasy, manana vady ray sy reny ary zanaka, sy anambavy, rahalahy ianareo, tadidio izany
novalian'i fijo ny 06/08/2009 20:48
2. xxx ( 06/08/2009 08:52)
fitohizany ny tolona ihany e ,tsy maintsy mandresy ny tolona
3. kidoropamba ( 06/08/2009 08:58)
Adinonao angaha ny fisamboranareo tanora t@ 2003, t@ 2007 tao Antsiranana dia nalefa tany Iarivo? tssssss!!! ajanony any hoa ireto hafetsefetsenareo ity fa tena mahasola loha e.
Efa kopy izahay mianakavy amin'ny hafetsempo.. ataon'ny sasany eto. Tsy mila an-dravalomanana ny vahoaka malagasy. Efa volana maromaro izay no nanaporofoiny azy fa toa mbola matory sy mamondrongony nareo ity. Tribalista loatra nareo io e.

Izay tsy faly mibontsina fa ny marina ihany no lazaiko.
4. xxx ( 06/08/2009 12:01)
MILA mijery psychiatre enao RAKIDOROPAMBA sa enao koa tsy mahita tory lava izao ,ary hajao ny hafa rehefa tsy afaka hanaja tena enao @le teny ratsy sy resak rasista lava ao andohanao ao na hitresaka aza ange ny lohanao dia tsy maintsy ohatra izao no fandehany ,farany enao hasainay esorindrahery eto fa ambany saina loatra ,izahay faly lalandava fa enao no harary vavony eto ny farany na harary fo aza ,hasehoy hoe iza enao f'aza manambany tena lava eo,ridicule ,sola @n'a pas.
5. pikatti ( 06/08/2009 13:03)
MILA mijery psychiatre enao RAKIDOROPAMBA sa enao koa tsy mahita tory lava izao ,ary hajao ny hafa rehefa tsy afaka hanaja tena enao @le teny ratsy sy resak rasista lava ao andohanao ao
message

Mihinanenanany kidoro feno pipin'i salopard klé,ario any sanà =))
6. zoam ( 06/08/2009 18:00)
rakidoro ve bandy vexé iny ,tsy zakany mihitsy ny resaka merina,manao adiny ry zafy ireny milaza tsy merina nefa ao tana no manana villa
7. fijo ( 06/08/2009 20:48)
ka izy kosa ve no atao fakana fahafinaretana tsy ho mafy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0458