INONA NO MAMPIHENA KIBO AVY NITERAKA

1. xxx ( 06/08/2009 07:52)
O ry zareo ah inona no fomba atao hampihenana ny kibo avy niteraka
misy fanafody ve ahosotra sa manao abdos sa mba omeo toro hevitra fa tena sinibe tany mitsy eh
novalian'i bazylou ny 23/08/2009 18:00
2. xxx ( 06/08/2009 08:33)
xxx:
tena sinibe tany mitsy eh

:D

Fa zaza fahafiry zany aloha e??
3. ni81 ( 06/08/2009 08:42)
O ry zareo ah inona no fomba atao hampihenana ny kibo avy niteraka
misy fanafody ve ahosotra sa manao abdos sa mba omeo toro hevitra fa tena sinibe tany mitsy eh
ka tsy sahirana intsony izany @ fanangonana rano e! :lol: :lol: :lol: Vazivazy izany e! Misy tena mety ny fanaovana abdos aloha e!
4. tess ( 06/08/2009 08:50)
toa sport, abdos, no itako efikasy fa tsy izany menaka osorana izany...
5. booboo ( 06/08/2009 09:39)
manaova klou réeducation du périnée zay vao manao abdos fa sao hanenenana rehefa afara ao ...
6. ari.malala ( 06/08/2009 10:34)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D sinibe tany ahoana aza :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. Mirananirina ( 06/08/2009 10:40)
Fa zaza fahafiry zany aloha e??

hay misy hoe raha zaza 1 na faha 2 na faha 3 dia samy hafa ny fomba atao ve?
Comment retrouver (assez rapidement et pas trop difficilement) un ventre plat et ferme après un accouchement ?

Il ne faut pas vouloir retrouver des muscles parfaits en quelques jours alors qu’ils ont mis 9 mois pour se distendre. Il va falloir faire de la gymnastique régulière et progressive, de façon globale en rééduquant non seulement les abdominaux (ce qui est le plus visible) mais avant les muscles du périné et les dorso-lombaires pour une bonne statique vertébrale.
Au début, l’aide d’un kinésithérapeute est indispensable pour connaître les bons exercices. Après 10 à 15 séances
8. Mirananirina ( 06/08/2009 10:44)
Pour un ventre plat, travaillez vos abdominaux!

9. xxx ( 06/08/2009 13:58)
Misaotra anarareo izay nanome toro hevitra sy ze mbola hanome hevitra
ny zanako mantsy zao efa 13mois natao daholo ny gaine sns fa tsy nihena mihitsy eh efa zaza faharoa zany
dia miandry izay mba hevitry ny namana hafa
10. ari.malala ( 06/08/2009 14:13)
MAnin raha manao dimbazaha? (le manao ce matin tam bola kely)
11. booboo ( 06/08/2009 14:27)
kay klé ! sady efa be nono @ ilay mampinono no hi-sôty sôty ! ôy ôy ôy hihihihi.

xxx > ny gaine zany tsy mampihena kibo !! tsy mampihontsina ny muscles ao anaty ao na " i " aza fa mamehifehy ny fikorian'ny rà tsy @ antony fotsiny.
12. ari.malala ( 06/08/2009 14:42)
:-D :-D :-D :-D :-D
13. tess ( 06/08/2009 15:31)
tsy haiko alou fa misy namako izay vao nilamindamina avy niteraka izy de nanohy ny fanaovana sport fitness no nataony special abdo no betsaka , fa fisaka toy ny tsy niteraka i kala.... hatramzao asa koa na vahany lay izy alou na tena efikasy lay sport
14. ni81 ( 06/08/2009 16:24)
MAnin raha manao dimbazaha? (le manao ce matin tam bola kely)
ho an'ny olona normaly (tsy avy niteraka) dia mety io, satria hihontsana eo daholo ity taova ao anaty rehetra.
http://www.linternaute.com/femmes/forme/conseils/0410cordeasauter.shtml
15. Papoose ( 06/08/2009 16:40)
fehezo @ gaine aloha mandrapaha @ zay tsy mivoraka be!
16. arialy ( 06/08/2009 17:34)
ka mandeha manao reéducation ny périné alony refa 2mois eo ny bb ,de any am fanaovana reéducation iany no manome brochures momba ny abdos refa vita ny séance de réeduc d périné, une sage femme fera l'affaire raha france no misy enao fa tsy votery mande kiné zany ra tsy oe mis olana hafa angah
expérience itako no zaraiko an, mande tsikelikely koa io fihenana io ra mapinono.
de mazotoa é
:)
17. xxx ( 06/08/2009 19:01)
tsy haiko aloha fa ny any mamanay de feheziny lamba fa tena mihena fa arakarany io hoatranireny manisy bandy reny mihitsy
18. ni81 ( 06/08/2009 20:59)
tsy haiko aloha fa ny any mamanay de feheziny lamba fa tena mihena fa arakarany io hoatranireny manisy bandy reny mihitsy
fomba fanaontsika gasy io mamehy kibo toy ireny asiana bandy io, fa tena tsy eken'ny mpitsabo aty ivelany atao mihitsy
19. Ratoa ( 06/08/2009 21:52)
fa tena tsy eken'ny mpitsabo aty ivelany atao mihitsy

satria tsy azony an-tsaina fa heverina fa gejaina be ny kibo. SAhala nyeffet-y gaine no heverany azy. Tsy atao tery.
Mandeha tongotra miadana eny, tsy manezakezaka ah! moramora, na manao aqua-gym, rehefa afaka milomano dia milomano (rehefa mahatsiaro tena en forme).
20. fijo ( 06/08/2009 21:59)
ny abdos tsy mampihena fa mampa mafy kibo,ny manao tsemboka no mampihena azy.manaova dimbazaha hoy ny gasy,na le mitsambikina aminn'y tady ireny.20mn isanandro dia ho itanao ny vokany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1135