INONA NO MAMPIHENA KIBO AVY NITERAKA

21. Ratoa ( 07/08/2009 04:37)
ka raha tsy misy graisse izy satria tsy matavy fa miroraka fotsiny ny kibony, Satria elastique ny kibo.
22. ari.malala ( 07/08/2009 06:39)
k sady ampiarahina am dimbazaha nge ny abdom e! amizay ferme tsara le kibo aveo
23. Papoose ( 07/08/2009 15:07)
ny manao tsemboka no mampihena azy
tsy azoko le fijo!
24. arialy ( 08/08/2009 09:41)
raha tsy mapihena kibo ny abdos de inn fotsony no hi proposén'ny sage femme sy ny dokotera azy refa avy teraka ka vita ny rééducation périnéal?
fa raha tsy mpanao abdos atrizay kosa alo de ela be vao mihena ny kibo é, volana maro² mihitsy, fa raha efa adeptes de klk semaines de basy
25. rurale ( 11/08/2009 10:23)
kay! kay! kay! tena za mintsy ko no tena mila an'ity toro-hevitra ity an!
mba metimety ihany le pôzy fa le kibo no tena monstre, na i dada aza miteny oe ahôna ty kibo be-nao ity e! misaotra alou fa tena misy ho raisina daoul le hevitra e!
26. xxx ( 12/08/2009 19:23)
arialy:

raha tsy mapihena kibo ny abdos de inn fotsony no hi proposén'ny sage femme sy ny dokotera azy refa avy teraka ka vita ny rééducation périnéal?
fa raha tsy mpanao abdos atrizay kosa alo de ela be vao mihena ny kibo é, volana maro² mihitsy, fa raha efa adeptes de klk semaines de basy


Mba azavao re le " rééducation périnéal " fa tsy azoko.
Misaotra mialoha
27. ni81 ( 12/08/2009 20:03)
Mba azavao re le " rééducation périnéal " fa tsy azoko.
Misaotra mialoha
any dago tokoa toa tsy misy manao an'io koa!

Io ny fanazavana @ teny frantsay http://www.doctissimo.fr/html/grossesse/mag_2002/1129/gr_6151_reeducation_perinee.htm mandra- piandry olona hafa, afaka manazava kokoa izay nataony e!

28. mirabela ( 20/08/2009 19:56)
i tantine anay zao mividy gaine, d tena nikel hono!! ka asa alou rah mety am rehetra e!! le iz otran genre anah corsé reny, somary gaine miakatra ambonimbony!!! voili voilà


29. bazylou ( 23/08/2009 18:00)
mangahazo, :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5732