MAPUTO: ZAFY albert is the best, le meilleur,

1. remahity ( 06/08/2009 12:01)
efa nifandinika t@ Andry tany Madagasikara:
http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=8907:miseho-ny-marimaritrairaisana-nikaondoha-rajoelinasy-zafyalbert&catid=68:inona-no-vaovao&Itemid=99

nifanoroka t@ Ratsiraka tao Maputo
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?

manka sary eo anilan'i RAVALO
http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=9114:sommet-de-maputo-en-photos&catid=44:reportagephotos&Itemid=98

merci roandria-be
novalian'i fijo ny 07/08/2009 22:08
2. ndotofetsy ( 06/08/2009 12:07)
aijza ny tsikera aiza ny tsikera
:^) :^) :^) :^) :^) :^)
3. xxx ( 06/08/2009 12:40)
ratsiraka sy ravalo aloha efa fantatra fa mba efa olondehibe misaina ihany fa ty tgv ty tsy tafa mihintsy é!,i ratsiraka sy ra8 mahay mifakahazo ihany ,ratsiraka sy zafy dia samy niaiky fa fanonganampaanjakana ny nataon'itgv ka inona no mbola handrasan-dravalo tsy hanao amnistie andratsiraka dia miverina a@toerana izy ,ny mandat mbola tsy vita ,refa coup d'état dia coup d'état na maquillé ohatran'inona aza ,ny fahoriana n y vahoaka sy ny tombotsoan'ny vahoaka no jerena ,tokony mifona @ravalo tgv dia mangataka exil any afrika ,ny heloka hibaboana mody rariny.
4. xxx ( 06/08/2009 12:46)
EFA SAMY NIHAIKY RATSIRAKA SY RAVALO FA coup D' ETAT no nataon'i TGV?maninona i tgv tsy mifona @dra 8 dia mangataka exil any maputo,ny tombotson'i madagasikara sy ny vahoaka tsy mandady harona nojerena ,ny firenena efa potika ,havela ny hambom-po dia mamela andratsiraka koa i ra-8 manaiky ny amnistie , dia miverina eo @toerany satria ny mandat-ny mbola tsy vita.
5. ntss ( 06/08/2009 13:22)
Diso

Fa mba inona mo mba interet 'n i Zafy andehanana any Maputo
Olona manao tsikovoka mpandoto rano fotsiny.
Efa hatram n netombohan'ny crizy mitsy i Zafy no mandeha "solo" tsy mety hitambatra am'niza niza
Asa mitetika ny mbola hitondra ngamba!!! manonofy tss.
6. rakapy ( 06/08/2009 13:30)
Ka tsy i Zafy ireny ihany anie no mpitady interet fa izy 4 m'tsam dia samy mbola manofy ny seza avokoa.
7. kidoropamba ( 06/08/2009 13:59)
Mankarary fo anay no mahita fa Zafy fa tsy zanakay Iarivo no manana izao fotopisainana tony sy tia tanindrazana sahala amin'ny zafy izao.

Mbola ho avy eto ry zareo tribalista hamorondainga indray eto.

Izay tsy faly aleo mibontsina haingana ary mipaoka fa ny marina ihany no lazaiko.
8. xxx ( 06/08/2009 14:48)
EFA SAMY NIHAIKY RATSIRAKA SY RAVALO FA coup D' ETAT no nataon'i TGV?maninona i tgv tsy mifona @dra 8 dia mangataka exil any maputo,ny tombotson'i madagasikara sy ny vahoaka tsy


ary raha hendry ravalo dia tokony hiainky fa coup d'etat koa ny t@ 2002. ary io no fandrika tian'ny ratsiraka hitsofohany....


I zafy indray dia,
izy aloha no nanana ny hevitra reconciliation nationale

izy no tsy mila mi s'exiler any ampita, satria tsy manana fahavalo
donc afaka miresaka amin'ny rehetra

izy (i ZAFY) no tena à l'aise tsy hijery hafa tsy ny intérét ny pays (satria efa 80 taona, ary tsy afaka mihambo hoe: misy fanana potika tiana ho indemniser-na toa an-dry ratsiraka sy ravalo, ary andry TGV..., raha fananan-dry zareo moa maninona.....

Izao ny ambassade any NEW -YORK tadiavin-dravalo haverina aminy hono fa fananany

9. pink ( 06/08/2009 14:54)
kidoropamba:

Mankarary fo anay no mahita fa Zafy fa tsy zanakay Iarivo no manana izao fotopisainana tony sy tia tanindrazana sahala amin'ny zafy izao.

Mbola ho avy eto ry zareo tribalista hamorondainga indray eto.

Izay tsy faly aleo mibontsina haingana ary mipaoka fa ny marina ihany no lazaiko.



ianao io tena complexeé an... mba ovay ilay sarinao fa tena tsy manintona e
10. harybe ( 06/08/2009 16:10)
very be ratsirahonana amin'izao nefa izy anisany filoha-mpirenena ihany na dia oe interim aza!! izy no anisany nanampy an'i filoha hajaina ravalomanana nanalana ny filoha hajaina amiral didier ratsiraka! dia mbola izy ihany ko no nanampy an'i ben'ny tanana hanongana ny filoha hajaina ravalomanana!! izao anefa izy tsy eo akory!!
11. kidoropamba ( 06/08/2009 16:13)
pink:

kidoropamba:

Mankarary fo anay no mahita fa Zafy fa tsy zanakay Iarivo no manana izao fotopisainana tony sy tia tanindrazana sahala amin'ny zafy izao.

Mbola ho avy eto ry zareo tribalista hamorondainga indray eto.

Izay tsy faly aleo mibontsina haingana ary mipaoka fa ny marina ihany no lazaiko.



ianao io tena complexeé an... mba ovay ilay sarinao fa tena tsy manintona e


Na marary aminao hoa izany tsy koi satria ny marina ihany no lazaiko.
Izay tsy faly aoka isika hibontsibontsina. Okay.

12. Noue ( 06/08/2009 16:47)
pink:
ianao io tena complexeé an... mba ovay ilay sarinao fa tena tsy manintona e
zay indrindra manko eee


13. bazylou ( 06/08/2009 17:40)
aza mirediredy hoaho, ny anarany aza hoe zefa labera, lool :-D :-D
14. zoam ( 06/08/2009 18:01)
en fin mba tsy nanopa olona teto indray rabazy efa manomboka tsara ka
15. milamm ( 06/08/2009 19:57)
zany oe fanomanana ilay charte io fihaonany ireo mpitsetsitra ny vahoaka mifanotany oe \\\" Iza no afaka mody @ ty taona ity? \\\" atao ny atsapaka i deba v omena famotsoran-keloka tsy voafetra ka hiverina hiala sasatra any Ambodiatafana? sa Ravalomanana ho filohamboninahitra sy afaka milatsaka @ fifidianana manaraka i Pierrot aloha tsy eny ambony latabatra,ny hany fitsarana tsy mitanila hitady marimaritra iraisana de Pr Zafy ka 2 no mety iseho
- na lasa hanankarena tampoka @ fikarakarana ity fifidianana ity Pr Zafy noho famelana ho azony deba hitsotsotra any Ambodiatafana na omena pilasy tsaratsara indray ankoatrany mpanolotsaina @ governemanta manaraka
-na hiverina @ Ravalomanana ka handrara sy mbola hanasazy ireo voaheloka tsy hody noho ireo didy aman-dalana 2006 niampanga azy sy pierrot ary Tantely no hanagadra an\\\'i Andry tampoka eo
Mety koa anefa miankina @ ilay 1 tsy mbola nipoitra sady tsy TIM no tsy ex-AREMA ,raha bangoina tokana dia miankina @ tapak\\\'ahitra ireo nangoronkarena ny firenena ny hahatsara ny rivotra politika iainany 20 million Malagasy ,3 lahy izy ireo 1 no lohandohany mpisorona ao,ny roa mpifanandrina samy mifankahalala tsara ,aleo azava kely fa tsy mbola nisy nanagadra i ratsy iraka na dia 73 taona aza izao,i Ravalomanana efa nisy dia tsy iza fa i ratsy iraka ihany fanosorampotaka @ hetra ,ka mbola tsy tratrany Ravalomanana tsara i deba eto no fotoana ahazahoany manao izany nefa tsy hisy hilamm eo raha tsy tafiditra tsy misy arakaraka ary manana ny olony ao governemanta hafa indray i debas ampandehanany ny bizna-ny
16. milamm ( 06/08/2009 20:03)
oul mitsamm fotsiny no misahotaka de tsy milamm gasikara e,lalaoviny ry lerony fotsiny ny firenena :twisted: tsy mety,voaitsakitsaka ny lalana ,nirodana ny andrimpanjakana tsy maha aro ny safidimbahoaka ny tafika fa akombony volany mpanao politika ny heviny ireo jeneraly ,tsy misy fanjakana intsony azo atokisana ,ratsy ihany izany bilan izany re oul ka inn ny hevitra e...
17. fijo ( 06/08/2009 20:23)
tsy misy dikany daholo izany fa efa dinika izao no atao.hadinoy hoe nisy coup de boule na daka vody sns fa ny tsy hisian'izany intsony izao no dinihina;raha mahavita mandravina an'izany ry zareo ,dia izay vao atao hoe olona tia tanindrazana
18. milamm ( 07/08/2009 15:57)
io no fahadisoana lehibe amiko ry fijo a,manaiky fotsiny ny ratsy nataony hafa rehetra ,tanindrazana anie ry fijo ka any 20 millions malagasy fa tsy azy mitsamm fotsiny ka hoe rehetra tsy mifanaraka dia ny rehetra no mijaly sy voageja e,ary ny dinika ataony ao izay mahasoa azy tenany ihany fa sao mihevitra hoe tombotsoany firenena.Tokony hisy hampiely ny vaovao fihaonana sy ny tanjona satria tompontrano mihono ny vahoaka iray manotolo
19. fijo ( 07/08/2009 22:08)
ka izay mihintsy no hidiniana,de atao aloha izay hitsaharan'ny fifankahalana,dia avy eo atao ny fifidianana dia ny olona no mitsara.izay resy eo dia miala tsy mila be resaka fa miala sy mangina aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0556