ny liquide pré-éjaculatoire na ny liquide séminal chez l'hom

1. xxx ( 06/08/2009 08:09)
maha bevoka ve ????????
novalian'i mion ny 14/08/2009 05:48
2. tess ( 06/08/2009 08:49)
refa tsirinaina ve tsy mitovy dool ny asany sy ny heriny e!.???
pré na pendant
3. xxx ( 06/08/2009 09:29)
ra azko dia ilay liquide mivôka ref exité be iny zany !!!!

misy milaza oe mahabevoka io misy kosa milaza oe tsy !!!
Ra mba mis malala d mba omeo sopapa kely e! ???

merci!!!

:lol:
4. tess ( 06/08/2009 09:32)
HANOTANIO NY doc kou!
5. booboo ( 06/08/2009 09:38)
efa misy spermatozoïdes anatin'iny liquide pré-éjaculatoire iny donky maha-bevohoka. Na dia qq ml fotsiny aza efa zozos kely bobaka be ny ao.
Raha mieritreritra hoe ny méthode de retrait isan'ny tsy hahabevohoka dia midona pôtô fa hein
6. ari.malala ( 06/08/2009 10:32)
Manamafy ny tenin'i booboo, mahabevoka soamantsara ny liquide séminal
7. fijo ( 06/08/2009 21:57)
raha le rano kely aloha iny kosa tsy olan ako.virja no miteny eto
8. soanja ( 06/08/2009 22:06)
Manaova kapoty dia milamina izany fa inona no hamakiana loha izay loharano sy fararano any tompoko o!
9. ari.malala ( 07/08/2009 06:35)
fijo aza manoro vohana eo fa mahabevoka ny liquide séminal.
10. mion ( 07/08/2009 07:28)
misy risque >50% ny hahabevohoka @ liquide seminal, nefa tsy 100% koa, naôna ary? satria zao: scientifiquement misy barrière 3 na 4 mahazo ny spermatozoide vao maha fecondé ovule izy, hany ka ny 1% n'ny spermato ejaculé ihany no tonga sy afaka hamaky ny ovule.
11. Papoose ( 10/08/2009 18:13)
vao maika mirohirohy @ zao ny sain'i xxx marina! :?
12. mion ( 13/08/2009 08:59)
tsy tokony hisy hampirohirohy saina azy aki zany ry papoose a, marina ny an'i soanja: MANAOVA KASIKETY.

>> FIJO, mba be resaka koa ndri, virja a virja.

Fa zao, inn nefa ny olana raha manisa andro e, afaka ampianarina anao ange le manisa andro e, ny theorie dia 3 j avant et 2j après ovulation tsy mahazo manao RS, miovaova anefa ny toe-batan'ny oul iray ka ndraindray maitaka io theorie io.

5j avant sy 5 j après ovulation no aza manao RS, zay no mety, zany oe 10 andro ao antin'ny 1 mois zany nareo no tsy manao, tsy de maninn zany, ny vatana koa mila maka aina.

Manomboka vita regle no manisa oe J1 ....@ J9 de maka aina hatram J19 , refa manodidina ny ovulation de misy glaire ndri, refa expulsé-n'ny ovaire ilay ovule de mety ahatsapa maharary kely ndry eo @ bas ventre ilany (arakaraky ilay oe ovaire gauche sa droite no mandefa ilay ovule... mifandimby zareo ireo raha samy salama).

Raha hinanana pil na hitsindrona de manontania ihany sao manaonao foana

13. Papoose ( 13/08/2009 18:20)
tsy tokony hisy hampirohirohy saina azy aki zany ry papoose a, marina ny an'i soanja: MANAOVA KASIKETY.


mion, za tsy niteny hoe diso ny an'i soanja ka!!!

ny tiko tenenina @ le mirohirohy saina dia mahita karazana probabilite be de be dia vaka eo hoe iza no tena marina!!! surtt raha sendra ol taitaimbombl!!!

manin ary raha tonga dia raisina ny phone dia miantso dokotera dia vita???
14. sitlo ( 13/08/2009 19:12)
Arakarak'ilay hoe makaiza sy makaiza ilay izy no mahabevohoka sy tsy mahabevohoka koa.
15. mion ( 14/08/2009 05:48)
FANITSIANA :

Manomboka vita regle no manisa oe J1 ....@ J9 de maka aina hatram J19 , refa manodidina ny ovulation de misy glaire ndri, refa expulsé-n'ny ovaire ilay ovule de mety ahatsapa maharary kely



Manomboka regle no manisa oe J1 ....@ J9

AZAFADY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2419