presida
1. fijo
(
06/08/2009 21:29)
raha izao no voasonia ,fa i ravalo mijanona filoha fa ny hat tarihin'i andry no manana ny fahefana,ary zafy sy didy no mitarika ny (CRS) izy teo,dia sahiko ny milaza fa ,amin'izay vao sahy hiseo amin'izay ny tafika rehetra manohitra ireo capsat ireo.
io no tokony hiadivan dravalo mafy,fa efa tsapany fa maro ny tafika mbola momba azy
io no tokony hiadivan dravalo mafy,fa efa tsapany fa maro ny tafika mbola momba azy
novalian'i xxx ny 10/08/2009 08:47
2. zoam
(
06/08/2009 21:34)
efa miady an'io izy ry fijo saingy ny olona singlé ohatran'nio hat io dia hoe ra8 tsy mahazo mankany dago na @ maha gasy azy fotsiny aza ,ny antony dia mazava satria hanelingelina an'ireo izay tsy mety ho lany mihitsy raha vao misy election
3. fijo
(
06/08/2009 21:37)
ka raha mahay mandamina ny firenena afrikanina izy,hatahotra ihany i nadry kely dia hanao sonia ka
4. zoam
(
06/08/2009 21:39)
za aloha kely finoana e ,i charles sy ny akolitany any hanara maso raha vao manao sonia eo tgv dia raikitra ny coup d'etat any dago ,ho lasan'i roindefo ny fanjakana miaraka an'ireo officiers sud est vitsy an'isa ireo
5. zandikely
(
06/08/2009 22:11)
Aza mba manonofy e! Reseka fiverenan'i Ravalomanana ho filoha izany dia zavatra tsy hitranga amin'io ady hevitra io mihitsy.
Mety resaka tetezamita iarahan'ireo vondrona ireo angamba no mety azo eretreretina fa tsy misy resaka an'izany.
Na ny hiverenan'i Ravalomanana fotsiny aty Madagascar aza mbola eo amin'ny 40 % de probabilité.

7. zoam
(
07/08/2009 03:43)
ka raha tsy miverina any dago ra8 dia possible hisy korotana foana eo e,hirecrute mercenaire izy logique be izany,ny fanananao ve @ million simbain'olona dia tsy hamaly ianao fa hijery fotsiny en plus voan'ny coup d'etat teo.
ELECTION LIBRE IHANY FA TSY HOE IZAO ATAKOTOKON'OLONA VITSY ANISA IZAO NO MITENY HOE TSY MAHAZO MIVERINA DIA TSY MIVERINA EN PLUS OLONA TSY LANIM BAHOAKA AKORY NO ITENY AN'IZANY
MBOLA BETSAKA NY HIRECLAME NY HIVERENAN'I RA8 ARY NY TOLONA TSY MAINTSY MITOHY,ARY TSY HIJANONA IZANY IO
I RY TGV BASY NO NIAKARANY TEO NIARAKA ATOKOTOKONA MIARAMILA ARY TSY MAINTSY IZAY IHAY KOA NO HANDRAVANA AN'IREO
SOUS FORME FOTSINY MAPUTO

8. patrick2002
(
07/08/2009 05:15)
ka raha tsy miverina any dago ra8 dia possible hisy korotana foana eo e,hirecrute mercenaire izy logique be izany,ny fanananao ve @ million simbain'olona dia tsy hamaly ianao fa hijery fotsiny en plus voan'ny coup d'etat teo
Dia rehefa mi-recrute mercenaire Ravalo dia lazaina fa ny HAT ihany no manao an`ireny :-D :-D :-D
Fa ilay fananany Ravalo ve no tena mampalahelo no hanohananareo azy , Ny anay aloha ra-zoam dia ny fananany malagasy lasany Ravalo no tsy hanohananay azy ah!
ilay coup d`Etat mihintsy no tsy hainareo taliban malagasy
http://madagate.com/politique/960-mahamasina-le-samedi-21-mars-2009.html
9. Noue
(
07/08/2009 05:25)
ny ahy aloha dia tena tsy hitako zay nampanatsohina an'i zafy sy ratsiraka ee ! efa lany andro ireny !! fa ny tena izy @ votondresaka dia i Ravalomanana elu démocratiquement ary tgvendrana nanao coup d'état !
10. narivony
(
07/08/2009 06:18)
Fa manino anefa raha ny resaka conditions éléctorales, ny place n'ireo président taloha sy ny fifidianana mbola ho avy no karakaraina fa lazaona miady ny tsy nifanarahana hatramin'izay. Samy tsy misy tia tanindrazana ireo na ny iray aza fa tia hanana pouvoirs fotsiny daholo. Tokony karakarana haingana ny fifanarahana rehetra momba ny fifidianana dia milatsaka daholo ireo, fa izay anie no tena tadiavin'ireo rehetra ireo e! i Ratsiraka miady mafy ny hilatsahan'ireo mpiaradia aminy ary miady ny statut vaovao ho an'i filoha teo aloha. Zafy mety mbola te hilatsaka ho filoha no miady ilay statut vaovao ho an'i ancien président. Ny olana eo izao dia i Ra8 sy TGV, mifampatahotra mantsy ireo, ataony toy ny kilalao fanorona ny fianam-pierenena, tia hanao aminy eo daholo.
11. naritsimba
(
07/08/2009 08:15)
hihihi! efa eken'ny mpanelanelana izao ny maha filohan'ny tetezamita an'i Andry,
DIa tsy hanaiky indray ny zaza navelan'ny dada(rabe osy).
Hita mihitsy @izao fa dia ny hamerina an'i Ra8 no tadiavina fa fika fotsiny ilay hoe ara-dalàna.
Aleo ho hita eo eh!
DIa tsy hanaiky indray ny zaza navelan'ny dada(rabe osy).
Hita mihitsy @izao fa dia ny hamerina an'i Ra8 no tadiavina fa fika fotsiny ilay hoe ara-dalàna.
Aleo ho hita eo eh!
12. pikatti
(
07/08/2009 08:38)
Efa roso ny dia ry zalahy fa tsy maintsy misy fifanarahana io ,aza be dohika lisany fa jereo tsara ,ary araho fa aza mamorina,efa eo mantsy ry goaika antitra isany reto de mody io ndray no fika ialana bala hoe tsy i R8 no nekeko fa Zafy na Ratsiraka :-P
13. ravatorano
(
07/08/2009 09:26)
marina fa neken'ny mpanelanelana ny maha filohan'ny tatezamita an i andry
tsy olana izany amiko fa ny tohiny sisa endrasako ! Izany ange ra narts mitovy tamin 'ilay panorama 91 ihany e ! nekena fa ry Zafy no filohan'ny HAE (haute autorité de l'Etat) ary Ratsiraka filohampirenena (symbole fotsiny ihany) ary dia i Manandafy sy Andriamanjato tamin'izany no co-president ny CRES
Sary mitovy amin'izay v izao hatao any Maputo izao sa ahona ?
izay ilay andrasana ange e
!

14. ari.malala
(
07/08/2009 11:07)
Tsy azoko mints kou le manao mahita volana alohan'ny biby an! sa nareo le mercenaires ho recruté na? :-D :-D
16. patrick2002
(
07/08/2009 11:35)
ari.malala:
Tsy azoko mints kou le manao mahita volana alohan'ny biby an! sa nareo le mercenaires ho recruté na? :-D :-D
i Ravalomanana mihintsy no niteny t@ mpanao gazerty ny BBC ,fa rehefa tsy mahomby ny dinika dia hiditra any madagasikara par la force izy.
Sao dia ilay mercenaire no tsy hainao no dikany ka hazavaiko ,ny hatao hoe mercenaire dia izay andian`olona tsy miankina @ fanjakana mitam-piadiana miaro ny fananam-panjakana na rafi-panjakana .
@ teny frantsay les mercenaire est un organisme armé ,privé, qui protege l`istitution d`Etat ,ou les hommes d`Etat ,ou l`interet de l`Etat.
ohatra i Barack Obama izy mbola candidat t@ election presidentielle dia nanana garde de corps ,privé no nalainy ,agent de securité izy any madagasikara ,vao lany i Barack Obama tonga dia ny CIA no miantoka ny securité ny ,raha ohatra Obama mbola maka agent de securité privé amin`izao izy efa president izao dia efa mercenaire izy no anarany
asa na mazava aminao .
17. tess
(
07/08/2009 11:44)
Noue:
ny ahy aloha dia tena tsy hitako zay nampanatsohina an'i zafy sy ratsiraka ee ! efa lany andro ireny !! fa ny tena izy @ votondresaka dia i Ravalomanana elu démocratiquement ary tgvendrana nanao coup d'état !
:-D :-D :-D marinizany, efa antitsééééé! ny iray efa manana blem de vue ny iray veunjana ihany.... :-D
18. ndremak
(
07/08/2009 12:47)
Gravy koa ny fijerin'ny sasany an! raha vao manana position dia adala daholo eto. Fa izao e! nampetipety ny malagasy ve ny nadravana ny fananan'ny TIKO ? izao fotsiny amiko ny pblm. Raha tena voaporofo fa i Ra-8 dia nanodina volam-panjakana dia manaiky aho fa tokony hisy sazy omena azy. Izany anefa dia mitaky fitsaràna tena marina, tsy mitongilana, ary mahaleo tena tanteraka. Fa raha mbola fitsaràna eo ambany fitantanana politika ohatr'izao dia tsy afaka ny hino mihitsy aza aho hoe nisy tokoa ny infraction nataon'i Ra-8. Raha tena voahaja io condition eo ambony io mantsy dia afaka mitory koa izany ny ankilany t@ fandorana ny Radio, Fandorana ny MBS ary ireny dia samy nahita isika fa tsy tantara hoe iza no nitarika teny. Azo toriana koa iza no namaky ny Margo sy TIKO eran'ny Madagascar, fa tsy ireo ihany fa ny Magasin rehetra eran'ny Mada e!
Ka samia oa maka ny position-ny fa ireo rehetra ireo amiko dia mitovy daholo. Izany hoe seza, vola, voninahitra fotsiny fa tsy fitiavan-tanindrazana.
Information ho anao. Ny Cdt Charles dia efa nahazo seza mamy be sahady fa nahavita résolution par la force : Conseil d'Administration à la JIRAMA

19. fijo
(
07/08/2009 22:02)
izay mihintsy mila fitsarana aloha fa tsy tondromolotra.
ary misy milaza ery ambony hoe efa nekena ny maha filohann'y tetezamita an'i andry???
vaovao viva indray ngamba izany
ary misy milaza ery ambony hoe efa nekena ny maha filohann'y tetezamita an'i andry???
vaovao viva indray ngamba izany
20. xxx
(
10/08/2009 08:47)
Ho avy tokoa ny fifidianana.
Na tsy hilatsaka aza Ra 8,tsy hisy atahorana fa raha vao miteny fotsiny izy hoe izay mpomba mifidiana andRA..... de ho voafidy ilay candidat, raha tsy hoe hambenana basy ao anatin'ny "isoloir" angaha.
Ho inona tokoa moa izao no hitranga raha i ANDRY no candidat tohanandRavalo de miravona ny zava-drehetra !!!! zany hoe tsangan'olona fotsiny i Andry .
Manonofy fiadanana é ka miandry ny akoho hitsiry nify.