maputo ve? dakar ihany io no miverina.

1. ntss ( 06/08/2009 11:34)
Asa na adinontsika sahady ilay tam taona 2002, nalefa tany Dakar ny Candidat roalahy mba hifampidinika sy hiombona. Nisy tokoa ny zavatra vita sonia izay nifanarahan'ny roa tonta saingy...

Nentina nihatsara velatsihy tam reo vahiny fotsiny iny fa izay manana position de force ihany no nitondra ny baolina sy nanao izay tiany atao.

De iza mo no tsy manaiky fa ny position de force zao dia eo amin'i Andry Rajoelina sy ny tafika miaraka aminy ary mba inona moa no lanja ara-politika ananan'i Zafy Albert na i Ratsiraka Didier, ny hampanahy ahy dia tsy maintsy miafara amin'ny ady an-trano ihany izy ty.

Maninona nefa ra le fifidianana efa nodradradradraina hatramin'ny voalohany no aroso de samy miala e!

Ny vahoaka ihany no tompon'ny teny farany e!

Iza no sahy hiloka amiko fa mitsefotra io Maputo io!
répondu par fijo le 06/08/2009 20:44
2. ndotofetsy ( 06/08/2009 12:01)
rehefa tsy hitsefotra ve tsy hipoaka
:-D :-D :-D :-D :-D
3. Noue ( 06/08/2009 16:47)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. remahity ( 06/08/2009 16:52)
ka anontanio an'i RAVALOMANANA (izy no nitsipaka i le dakar, ka akory atao baba), fa io le tenenin'ny Tulear io hoe:

Valy i fongike ty fongake

5. fijo ( 06/08/2009 20:44)
indrisy fa mety izay tokoa no hiafarany.izao ny miaramila io efa vaky koa.ka dia miandry isika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1319