Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
endrika01 ( 11/08/2009 08:49)
MBOLA MAMY KOKOA VE,NY FAHAZAHOANA TARATASY AVY LAVITRA !
Mbola misy maminy ve ?Ny fandraisana taratasy avy lavitra.Amizao vaninandro zao mako,toa ny finday sy ny net ndray no malaza!!! Hozizy lay tononkira na mpihira iray izay hoe [b] Efa ela,ela izay i i i... tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/10/2009 19:48
essera ( 11/08/2009 08:15)
Indemnisation des victimes - Maputo
[quote=Article 15]Un fonds national de solidarité (FNS) sera mis en place afin d'indemniser les ayant-droit et les victimes pour les préjudices subis lors des évènements politiques de 2002, 2006, ... tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2009 21:23
xxx ( 11/08/2009 07:42)
fivavahana sy ny franmaçonnerie
Misy ve ny fikambanana franmaçonnerie eto Madagasikara? Afaka miaraka ve ny fivavahana kristiana sy ny franmaçon?... tohiny
novalian'i andry44 ny 28/08/2009 02:17
xxx ( 11/08/2009 07:23)
iza
tsy maharaka fa ampio kely mbola tgv zany no pitondra mandrapatonga ny fifidianana,misaotra :* ... tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2009 21:32
essera ( 11/08/2009 06:10)
Mba ahoana tokoa wa ny réaction GTT ???
Mba fanontaniana kely mba manitikitika ny saiko ity hoe ahoana tokoa ny réaction-n'ny GTT am zao situation izao (Fifanarahan'izy efatra mitsam). Io mantsy d aleo tsorina fa nifangaro b ny antokon'ou... tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2009 21:41
penguin ( 11/08/2009 05:25)
Sehatra AVO fa tsy baomba kilalao izao ry zandary nofa a
Hatramin'izao resaka efa tafakatra avo ary arahan'izao tontolo izao izao dia mbola resaka baomba kilalao ihany no aseo ho hitan'ny vahoaka ao amin'ny TVM. Mba mahalala menatra ry tgvendrana mamporisik... tohiny
novalian'i penguin ny 14/08/2009 05:43
xxx ( 11/08/2009 04:39)
perte mivoaka amin'ny vehivavy
za manana probleme b , sao mba efa nisy nahazo antsika vehivavy kay ty :mivoaka creme blanche na jaunatre ny vagin,marary v za sa inn no mahatonga izany . Za manko le woe te hiteraka de nomen'ny doc ... tohiny
novalian'i Nahdyah ny 19/09/2017 12:32
xxx ( 11/08/2009 04:35)
Perte mivoka am vehivavy
za manana probleme b , sao mba efa nisy nahazo antsika vehivavy kay ty :mivoaka creme blanche na jaunatre ny vagin,marary v za sa inn no mahatonga izany . Za manko le woe te hiteraka de nomen'ny doc ... tohiny
novalian'i niryna ny 24/08/2009 02:52
Noue ( 10/08/2009 18:35)
Aza censuréna ry TVM aa ! dia hanomboka sahady ve ny >>>>
Fa dia nahoana kosa aza no censuréna ry TVM ny déclaration hafalian'ny sasany aaa ! Vao omaly anie no vita ny dinika tany Maputo dia hisy an'zao censuréna zao sahady ve ee ?? http://www.you... tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2009 22:53
lemenakely ( 10/08/2009 16:57)
Aoka izay ny fifanenjehana sy ny fifanarsatsiana!
Tsy tokony ajanona @ izay ve ity fifandrangitana sy fifankahalàna ity e? Tsy handroso velively mihintsy isika raha toa izao foana , tsy ho mora ny hanrina izay rehetra simba izay fa tokony hibanjina ... tohiny
salopard ( 10/08/2009 16:46)
10 août 1991-10 août 2009: shame on you ry 4 ratsy saina
10 août 1991: carnage à Iavoloha, par les elements de Ratsiraka 07/frevrier 2009: remake et carnage à Ambohitsorohitra,Ravalo a appris des leçons chez Ratsiraka 2002: les deux salopar... tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2009 22:56
xxx ( 10/08/2009 15:25)
Ravalomanana mpivadi-dela
Mba mampihomehy ny fivadihan'ity rangahy ity lela. sa ve izay ilay polifika??? :-D :-D :-D Teo aloha misisika mafy ny ho avy aty M/car sy hoe vonona ny hizara fahefana ...nefa dia tonga izao ny foto... tohiny
bobone ( 10/08/2009 14:32)
sao mba misy mahay
mba omeo recette-na mofo bol ange zaho e! asa na efa nandalo teto izay fa izay mahay mba atoroy kely fa ilaiko: misaotra mialoha... tohiny
novalian'i bobone ny 02/10/2009 13:07
bobone ( 10/08/2009 14:26)
tongotra
sendra niresadresaka izahay mpinamana maromaro , samy nilaza izay aretina manjo azy izahay fa ny nahavariana ahy dia ity! namana iray niteny hoe asa akia na maninoa fa ny tongotro an! tsy mandre na in... tohiny
novalian'i niryna ny 21/08/2009 14:40
elodie2 ( 10/08/2009 12:41)
METY HO LASA MPAMS VE ZA FA NAKA ODY FITIA
BJR de sanatria ve re ol ho lasa mpamosavy ny tenako fa naka ody fitia tiy izao ny fisehony rehefa hariva ny andro ka manomboka ho maizina iny dia mahatsiaro mafana be mihitsy za ka tsy tavela ao an... tohiny
Noue ( 10/08/2009 12:40)
Avoaka daholo ny olona nosamborin'FAT(Y)
[b]Liberez Manandafy[/b] http://www.youtube.com/watch?v=fR0nU90hEIw&eurl=http%3A%2F%2Fgasytiatanindrazana.free.fr%2F&feature=player_embedded [b]Firaisankin'ny mouvance [/b] http://www.youtube... tohiny
novalian'i fijo ny 13/08/2009 21:07
kidoropamba ( 10/08/2009 12:01)
Vitan'i ZAFY ny baolina
Ry zareo mpomba an-dra8 mbola tsy nahatelina ilay tsy fiverenan'ny dada @ "ordre constitutionnel" (hi hi hi hi hi hi), ry zareo TGV mbola mitsakotsako ny taolan'ny fizarazarana ny seza sy ny fahefana,... tohiny
zakilinina ( 10/08/2009 11:15)
Resy tanteraka ve Ra8 ?
Ahitsio raha diso ny analiziko : 1)- Nanaiky izy efadahy fa i Andry ihany no filoha ambony indrindra ao Mkara. Reconnu ho légal izany ny fanonganam-panjakana, ary tsy déchu Ra8 fa nametra-pialana; ... tohiny
novalian'i fijo ny 13/08/2009 21:06
bozyboleta ( 10/08/2009 11:02)
BAOMBA : tapitra ve???
Saron'ny dinika tany Maputo ny série baomba tato ho ato. Niakatra ve ny soratra sa miato kely aloha fa tsy mahita scenario intsony ny mpanoratra? Nihena aloha izao ny fisehoan'ilay kolonely "prosef... tohiny
xxx ( 10/08/2009 10:54)
i Dada ve mety ho hanome Amnistie an'i Andry rehefa any e!!?
Aleo alefa lavitra ny saina de avadika ny situation. Am zay mantsy samy micomprendre ny situation'ny adversaire avy ny tsirairay.... tohiny
novalian'i xxx ny 10/08/2009 15:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8593