Vitan'i ZAFY ny baolina

1. kidoropamba ( 10/08/2009 12:01)
Ry zareo mpomba an-dra8 mbola tsy nahatelina ilay tsy fiverenan'ny dada @ "ordre constitutionnel" (hi hi hi hi hi hi), ry zareo TGV mbola mitsakotsako ny taolan'ny fizarazarana ny seza sy ny fahefana, ingahy Zafy kosa, noho ny fahendreny, dia voky matavy satria azo ny "Transition inclusive" ary azo "ny reconciliation nationale".

Môpera vaky damozàna e, samy miala!
2. zandikely ( 10/08/2009 12:40)
Tena marina Zafy Albert sy Ratsiraka Didier no gagnants e!
3. Noue ( 10/08/2009 12:41)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. xxx ( 10/08/2009 12:46)
:-D ^^ :-D ^^ Marina mafy ,tena polifika ity marina :-D ^^ :-D ^^
5. vitamatavy ( 10/08/2009 13:01)
tsy tsara ve izany ry kidoro ,na nandresy aza zafy tsy hitako izay problem ,na omena azy aza moa ny filoha ny transition maninona ? na ratsiraka ?
i ra8 efa tsy nety ihany
6. xxx ( 10/08/2009 15:50)
http://www.youtube.com/watch?v=hkiAwyeGFvU
7. Mirananirina ( 10/08/2009 16:15)
Vitan'i ZAFY ny baolina

firy sy firy hono ny baolina tao. :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7892