10 août 1991-10 août 2009: shame on you ry 4 ratsy saina
1. salopard
(
10/08/2009 16:46)
10 août 1991: carnage à Iavoloha, par les elements de Ratsiraka
07/frevrier 2009: remake et carnage à Ambohitsorohitra,Ravalo a appris des leçons chez Ratsiraka
2002: les deux salopards rarsiraka et ravalo jouait au bandy sy rôle, plusieurs milliers des personnes massacrées par les deux camps
10 août 2009: On crache sur les martyrs de 1991 et 2009
Shame on you!!!!!!!!!!

novalian'i fijo ny 11/08/2009 22:56
2. Noue
(
10/08/2009 16:47)
diniho sy araho tsara aloha rasalopard oe iza no tena nanao an'io carnage io aa
3. essera
(
11/08/2009 06:37)
Mitady hanao fikan'amboatra kely indray elah Noue a. tu veux te justifier non ?
4. ravatorano
(
11/08/2009 08:12)
hifamela ve sa mbola hifanejika ihany lisany e :x :x :x
raha ny famonoana olona teto izay tena efa boabaka loatra ary hatramin'ny fisian'ny fanjanahatany mihitsy aza !
tolona izany
ny 29 mars 1947 dia nahafatesana olona an'hetsiny
ny 13 mai 1972 dia nisy koa ny tsak tsak zato arivo ! nisy ny maty ihany koa tamin'izany
ny 07 fevrier 1975 nisy filoham-pirenena ihany koa maty ary dia nisy ny fifampitifirana teny Antanimora teo amin'ireo polisy nioko (FRS) sy ny tafika
dia nisy foana ny fahafatesana e
tonga ny anrodn'ny revolisiona mena, tonga ny hery velona dia ireo voalaza etsy ambony ireo ny tohiny moa
tonga ravalomanana dia nisy an'iny 07 febroary iny izay tsy azo adinoina fa isan'ny tompon'andraikitra amin'izay izy satria mbola izy no filoham-pirenena feno tamin'io fotoana io
tonga indray ny tetezamita dia nisy ireny olona maty teny Anosibe,ambohijatovo ireny .....
iza tamin'ireny tompon'andraikitra nanao sy nampanao ireny tetika ratsy nisian'ny famonoan'olona ireny no efa voaheloka na voatsara na koa natao famotorana hatramin'izao ???????
Aza miady amin'ireo mpanao politika reo tsika fa tsy maty manota lety reo an !

5. Mirananirina
(
11/08/2009 09:50)
hifamela ve sa mbola hifanejika ihany lisany e=D> =D> =D> =D>

6. Mandefitra
(
11/08/2009 10:05)
mbola tao ny famonoana ny kung fu, ny avion nianjera ka nahafaty andry si bon guy etc ...
Aza adino koa ny olona may t@ 26 janoary sy ny fananam pirenena nodorana sy nosimbaina ... TVM RNM ... Ny voatifitra teo ambohijatovo t@ fandravana ny grevy etc ....
crime avokoa ireny ka tsy nisy afa maina ... na samy miala maina.

7. Mandefitra
(
11/08/2009 10:06)
Samy tompon andraikitra avokoa na ny filoha amperin asa, na ny mpitari tolona nitondra ny vahoaka atao sorona teny @ zone rouge ...
9. ravatorano
(
11/08/2009 11:21)
kidoropamba < :-D :-D :-D amin ilay hoe manandafy !
izy zao r'isé efa hivoaka ny fonja volamena nitazomana azy ah
rah jerevana zany ry Mandefitra dia kapoka iray ihany no antony nitazomana an dry Manandafy sy ry Kotity Assolant ah ! izao izy samy residence surveillée d izao koa samy nahazo famotsoran-keloka faobe !
ho ela velona anie isika malagasy !

10. fijo
(
11/08/2009 22:56)
aok aizay ny vita,fa mba ampiasao amin'izay ny loha hanatsarana ny hoavy.