perte mivoaka amin'ny vehivavy

21. sitlo ( 13/08/2009 19:08)
hay zay ilay hoe mivoaka perte a!
22. Mirananirina ( 14/08/2009 08:45)
a de gaga!!! vao maika hizara 69 ny loha hoe iza no marina
hay zay ilay hoe mivoaka perte a!
=)) =)) =)) =))
23. mion ( 20/08/2009 07:36)
Mirananirina, fa maninn no tsy maintsy mizara 69 fa tsy mba oe 2 na 10 na 15 ???
ndri an, tin-dri mintsy mantsy io nombre io
24. Snowhite ( 29/09/2009 13:30)
tess:

xxx:

za manko tsy mbola nande doc zany mitsy , fa nanary nif ngamba vo mba nanala nify tam am doc

ny vehivavy dia mila mande gyneco indray mande isantaona na salama tsara aza, contrôle de routine ilaina dia ilaina...
GYNECO no hantony avy hatrany mba tsy handaniana vola am fandehana doc tsotra après gyneco....
SAVY DE MANDEHANA gyneco
de aiza no mipetraka....?
Na mbola vierge aza v d manantona gyneco?





25. Nahdyah ( 19/09/2017 12:27)
Bjr dahol, za vehivavy dia saika mba mila fanampina na mila toro hvt zfd, misy perte mivoka somary jaunatre dia misy fofona, ndraindray vao mangidihidy lay izy. Tsy atahorana ve na mety inona lay izy? Matahotra b z hoan'ny amin'ny doc
26. Nahdyah ( 19/09/2017 12:32)
bjr dol, z nouvell, z ko r reto misy perte mvoka ndraindray a, somary jaunâtr lay izy, mangidihidy ndraindray misy fofona kely, mety inona zfd, matahotra be za sody aretina
tsy azo sitranina mba ampio zfd
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1796