perte mivoaka amin'ny vehivavy

1. xxx ( 11/08/2009 04:39)
za manana probleme b , sao mba efa nisy nahazo antsika vehivavy kay ty :mivoaka creme blanche na jaunatre ny vagin,marary v za sa inn no mahatonga izany .
Za manko le woe te hiteraka de nomen'ny doc fanafody ,mahatonga ovulation il y a 2 semaine zay .Nefa avant an ' io a efa nisy an ' io perte io ko , fa tsy fantatro weo maninn , za kou tsy sahy manatona doc am zany , fa mataotra b , sao MST le izy de aleoko aloa manontany antsika sao efa nisy nahazo an ' io.
De ny tiako anontaniana woe inn avy ny perte mivoaka amin' ny vehivavy salama , de inn kou ny perte mivoaka amin' ny vehivavy raha tsy salama izy ?
De misaotra anareo tompoko fa tena vaka ny saiko .
Efa nalefako ao amin ' ny fahasalamana ny lohateny fa nasiako iany ato quand meme.
novalian'i Nahdyah ny 19/09/2017 12:32
2. tess ( 11/08/2009 05:43)
za kou tsy sahy manatona doc am zany , fa mataotra b , sao MST le izy de aleoko aloa manontany antsika sao efa nisy nahazo an ' io.
ka tsy vao maika loza raha tsy manatona dokotera! eto angaha mahasitrana anzany????
MIHITATRA eo izany fa ndàna mande doc, raha tsy misy symptome hafaankoatra an'io perte io dia tsy grave :-P
De ny tiako anontaniana woe inn avy ny perte mivoaka amin' ny vehivavy salama

rehefa perte dia blem kely dool fa tsy misy hoe salama sy tsy salama izany, aie aie aie, perte jaunatre, tsy mbola fahenoko matetika ndray zany,
3. ni81 ( 11/08/2009 06:24)
za kou tsy sahy manatona doc am zany , fa mataotra b , sao MST le izy de aleoko aloa manontany antsika sao efa nisy nahazo an ' io.
Toy ny efa nolazaiko tary ambadika tary ihany dia aleonao manatona Dr fa izahay eto samy hanana ny filazanay azy avokoa. Izy afaka mampanao analyse anao, ary mahamora ny fahasitrananao ny fanatonana azy. Aza dia atao be loatra ny tahotra fa ny olona maro aza ange voan'ny cancer e! Toa mbola azo lazaina fa tsy gravy ny manjo anao (na dia tsy Dr aza aho)
Zà manana namana voan'ny cancer: nesorina ny nono havia, avy eo nesorina ny taova-pananahana rehetra, avy eo mbola nisy cancer hafa indray tao anaty kibony tao...
Fa zany vehivavy zany tena matanja-tsaina be tokoa. Tsy mitaraina tahotra izany mihitsy izy na kely aza, ary hita fa matanjaka be. Ary ny endriny ety ivelany dia toy ny olona tsy misy n'inon'inona mihitsy fa miramiran-dava. Variana daholo ny mpifanerasera aminy.
Koa dia mahereza e!
4. xxx ( 11/08/2009 06:47)
eny eh , fa za nge tsy miteny oe tsy hanantona doc mitsy e , fa mba nanontany fotsiny a .
De aiza kay ny doc tokony hantoniko sa ze doc rehetra d tsy maninnn ?
Ny tena grave anie d za maloiloy b te handou (vomir) nefa tsy mety lasa le lou .Tsy haiko na za le azon ny tahotra b loatra .
Misaotra anareo
5. xxx ( 11/08/2009 06:49)
za manko tsy mbola nande doc zany mitsy , fa nanary nif ngamba vo mba nanala nify tam am doc
6. ni81 ( 11/08/2009 06:53)
Ka io ilay Dr nanome anao fanafody mahatonga ovulation io maninona raha miverina any aminy aloha e!
7. xxx ( 11/08/2009 07:01)
tena ho any tokoa aho , merci
8. booboo ( 11/08/2009 07:29)
za manko tsy mbola nande doc zany mitsy , fa nanary nif ngamba vo mba nanala nify tam am doc

gné ???? talohan'ny nanomezany anao io " fanafody " io ve dia tsisy analyses natao taminao, na toucher vaginal na écho na analyses de sang sns hoe inona no antony tokony hi-provoquer-na ilay ovulation ???? fa dia hoe te-hiteraka zà dia ouz ilay gynéco hoe ity ara ny fanafody ho an'ny ovulation ??

:roll:
9. ari.malala ( 11/08/2009 07:40)
maloiloy? sode bevoka?
10. xxx ( 11/08/2009 07:44)
Efa nohazavaina azy daol ka , fa tsy gyneco lay iz fa doc tsotra fotsiny ,de duphaston no nomeny , de avy eo tapitra le izy d nomeny Fertomid-50 ndray de ra tsis vokany io oz iz de manao analyse ianao , de alefa any @ gyneco am zay .
11. xxx ( 11/08/2009 08:42)
tsy haiko ry ari.malala a! fa mbola andeha doc alou de ho hita eo e! nefa nga mou mivoka perte ny oul bevoka.Fa de tena maloiloy b a , tsy haiko na le tahotra no mahatonga an zany kou.Sad za mbola tsy niteraka de sarotra b anà ny mamatatra .
12. ni81 ( 11/08/2009 08:44)
maloiloy? sode bevoka?
Efa nohazavaina azy daol ka , fa tsy gyneco lay iz fa doc tsotra fotsiny ,de duphaston no nomeny , de avy eo tapitra le izy d nomeny Fertomid-50 ndray de ra tsis vokany io oz iz de manao analyse ianao , de alefa any @ gyneco am zay .

sao dia ireo fanafody no mankaloiloy?
13. ari.malala ( 11/08/2009 09:47)
Tsy haiko aloha fa zà tam bevoka nandeha perte e! d nolazain'ilay doko hoe mandio lalana hono ny zanako :roll: ts azoko mints! d hoe n vevavy bevoka saropady k ts tsara minankinampanafody amizao, d ovule no nomena anà tamizany, nefa otran vao maika naha bdb anle perte ftsn le ovule...

xxx, d tonga d gyneco atonina fa ny généraliste kou nge ts mvaklou mints e! itako t@ le dokotera nojerevako zay (azafady alou ra mis dokotera fa ts fanaratsiana fa cas nitranga tamko le izy d tantaraiko eto) zà mints no ni insiste hoe ampanaovy echographie zà zay izy vao nanao taratasy fa d antiinflammatoire sy antibiotique no nomena anà amle hoe marary ilakibo havanana tena tssssssss!
14. tess ( 11/08/2009 10:15)
xxx:

za manko tsy mbola nande doc zany mitsy , fa nanary nif ngamba vo mba nanala nify tam am doc

ny vehivavy dia mila mande gyneco indray mande isantaona na salama tsara aza, contrôle de routine ilaina dia ilaina...
GYNECO no hantony avy hatrany mba tsy handaniana vola am fandehana doc tsotra après gyneco....
SAVY DE MANDEHANA gyneco
de aiza no mipetraka....?

15. xxx ( 11/08/2009 11:27)
ka nenà ndray omaly narary b ny kiboko , de refa mihetsika za d marary eo ambany kibo ny marina kokoa , de androany maraina ndray zao d nisy zavatra otran manindrona zany eo am ilakiboko.lazaiko fa vavony nefa aty ambanin 'ny vavony no marary.
Ety dago zay no mipetraka (tana).Tsy angatakandro a fa jeudi a no mande doc , satria mbola mandamina ny asa rehetra lou, zay vo afaka mivoka.
16. aliotsy ( 11/08/2009 13:15)
tena mila mijery dokotera mihtisy i xxx fa tsy mahazo mijanona amin'izao ! betsaka loatra ny symptome indray miseho ka aleo aloha tonga dia mijery dokotera avy hatrany !
17. mion ( 13/08/2009 09:12)
Ny perte @ vehivavy dia misy karazany 2 ankoatran'ny menstruation:

--Pertes physiologiques: TOE BATANA
-------------------------------------------------------
zany oe normal, tsy ny vehivavy rehetra no misy an'io, tsy tokony hisy fofona izy io ary tena madio be. Manodidina ny ovulation izy io no mandeha, nefa miankina @ toe-batan'ny vhv ihany koa: mety oe mamoaka secretion be ilay glandes ao anatinatiny ao refa misy emotion (excitée oazy ohatra),na bevohoka.
Tsy voatery hitranga oa an!!!

--Pertes pathologiques: ARETINA
---------------------------------------------
Io ndray de isan-karazany be mintsy, ao ny be fofona, ao ny maloto, mavo, marron, mena . ary tsy arakay ny tokony ho izy ny fotoana atongavany : refa bevohoka ohatra de tena grave zany mandefa perte maloto zany raha tsy akaiky ny terme (andro iterahana). Ny IST (MST) moa zany de efa ao anatin'io.

Raha manana fanahiana ianao de manaova ny analyses , refa hita tokoa fa aretina le izy de mametraha fanontaniana: aminao
---> sao nisy nindrana ny sliponao (tsy mivazivazy aho an) raha toa ianao tsy niodina,
---> sao mba ny entraineur nao no nahazo aretina tany ka namindra taminao
de miaraka mitsabo tena ianareo 2.

Mahereza

18. mion ( 13/08/2009 09:17)

19. Mirananirina ( 13/08/2009 12:10)
mitovy aminy namana rehetra manatona dokotera fa izy ihay no afaka manao analyse avy eo na aretina na tsia io.
20. Papoose ( 13/08/2009 18:17)
a de gaga!!! vao maika hizara 69 ny loha hoe iza no marina!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1484