Saron'ny dinika tany Maputo ny série baomba tato ho ato.
Niakatra ve ny soratra sa miato kely aloha fa tsy mahita scenario intsony ny mpanoratra?
Nihena aloha izao ny fisehoan'ilay kolonely "prosefonel" tele ary tsy dia hita loatra ingahirainy tao anatin'ny herinandro izay.
Zao hivoaka ny toerana nitazonana azy ny "mpametraka baomba" dia ho very maina fotsiny izany ny ranomason'i kolonely.
:-D :-D :-D