BAOMBA : tapitra ve???
1. bozyboleta
(
10/08/2009 11:02)
Saron'ny dinika tany Maputo ny série baomba tato ho ato.
Niakatra ve ny soratra sa miato kely aloha fa tsy mahita scenario intsony ny mpanoratra?
Nihena aloha izao ny fisehoan'ilay kolonely "prosefonel" tele ary tsy dia hita loatra ingahirainy tao anatin'ny herinandro izay.
Zao hivoaka ny toerana nitazonana azy ny "mpametraka baomba" dia ho very maina fotsiny izany ny ranomason'i kolonely.
:-D :-D :-D

répondu par Mirananirina le 10/08/2009 16:23
2. bozyboleta
(
10/08/2009 14:21)
Hay nisy alerta \"baomba\" foska koa teny akaikin\'ny Ambasady Amerikana vao atao eny Andranomena t@ herinandro teo.
Rehefa nojerena kay chambre à air sy chiffon no tao. :-D :-D
Mba tsy nanao tam-tam t@ io ra-kolonely ary tsy mba nahita izany an-gazety na tele koa aho.