iza
1. xxx
(
11/08/2009 07:23)
tsy maharaka fa ampio kely mbola tgv zany no pitondra mandrapatonga ny fifidianana,misaotra :*
novalian'i fijo ny 12/08/2009 21:32
2. essera
(
11/08/2009 07:30)
Rah ts diso a d lery ihany no mitarika an'io transition vao2 io. D ny iray i Zafy no filohan'ny CRN (Comité de réconciliation nationale)
3. ravatorano
(
11/08/2009 07:48)
raha ny charte no jerena dia tsy misy fanendrena olona eo fa hatramin'izao alooha dia i Andry Rajoelina no eo amin'ny toerana fakosa ny filoha lefitra telo dia tendren'ny mouvance telo sisia dia ny an 'i Zafy,Radidy,Ravalo !
Dia torak'izany avokoa e !
zarao ilay gatô e!
samia mandray d mihinanan ianareo fa ny vahoaka avelao hihinan'ny tsy fihinanany eto ihany
anjatony ange ry zalah ny seza zaraian eo e
ataovy haingana ilay fifidianana kle sa ahona less ry akama essera mba hialana amin'izao rehetra izao !

4. hery
(
11/08/2009 07:55)
Afaka 10 andro any Maputo vao fantatra hoe iza no hitondra ny Tetezamita vaovao. Tsy HAT intsony no anarany fa ravaina ny HAT.
Dia misy Filohan'ny Tetezamita dia misy Praiminisitra dia misy Praiminisitra lefitra 3

5. vitamatavy
(
11/08/2009 08:02)
mba mahaliana hoe mety ho iza no minisitry ny defense
interieur,etrangere,finance
mboa ho colonel daholo ve sa mba hanendry an'ireo generaux @ izay ho lehiben'ny etamazoro

6. essera
(
11/08/2009 08:02)
Zay mits lets Ravatorano. Ny ahy indray ny tena tiako, marina ny fa tsy mis ny parfait d izao :
1/ Tsy atao plivava fotsiny ilay hoe : "fanambaram-pananana".
2/ Le resaka immunité tena mila travailler-na lalina d lalina fa raha tsy izany ianao vahoaka sy izay ratsy fitazona am mpanao politika ihany no vaky loha eo.
3/ Ny fanapahan-kevitra président d tsy maintsy mbola mila fandaniana avy mpiara-mitondra fa raha tsy izany d "IZAY TIAKO IHANY IO", na koa hoe rehefa tenenina iz avy eo d "ZAH ZANY MITS KAH" :-D :{ :{
4/ Atao kosa anefa izay mba hikarakarana tsara izay ho président en contre partie, ny avantage izany io.
Ohatra tsotsotra raisiko fotsiny :
Anamboarana trano ho azy tena misoratra aminy fa tsy izy no avela hanamboatra. Azonareo ilay adklé. Mba tsy ho raofiny eo daholo ny marché public rehetra eto Mada d ny lalana oh vita remblais fotsiny fa nivadika ho palais ho azy ny goudron tokony nataony teo amboniny.
véhiculer-na izy ary tena ho azy daholo, fa tsy izy no avela hangalatra hividianana touareg.
tsy hoe ireo fotsiny akory fa mba entina hanehoana an'ilay zavatra izany ireo.
Asa raha azonareo ilay tian'i Essera ampitaina. Omena avantages izay tena mpitondra fa tsy avela hangalatra. Raha mangalatra izy mantsy mahavita avo arivo heny d ianao ihany no mandoa IRSA sy pataty mandava-taona eo.

7. nytsiry
(
11/08/2009 08:41)
iza izany no hifidy ny ho filohan'ny tetezamita raha izany ??????
essera < ekeko ireo voalazanao etsy ambony ireo saingy ho sarotra tanterahina tokoa nohon'ilay toe-tsaina politika efa mahazo laka loatr amin'ireo mpitondra sy mpanao politika eto amintsika.
Ny tena olana azy dia ireo heverina fa ho solofo dimbin'ny ala indray amizao no mandrarak'ilo mby andoha ka mampavozo ilay resaka fifandimbiasan eo amin'ny lafiny ara politika !

8. essera
(
11/08/2009 09:08)
hery:
Afaka 10 andro any Maputo vao fantatra hoe iza no hitondra ny Tetezamita vaovao. Tsy HAT intsony no anarany fa ravaina ny HAT.
Dia misy Filohan'ny Tetezamita dia misy Praiminisitra dia misy Praiminisitra lefitra 3
Raha tsy diso ah rahery efa nisy article niteny an'io hoe lery ihany no mi-présidé an'ilay izy fa aleo alou tsy hitompo-teny fantatra.
9. ketaka67
(
11/08/2009 10:01)
xxx:
tsy maharaka fa ampio kely mbola tgv zany no pitondra mandrapatonga ny fifidianana,misaotra :*
1- raha ny fandihako azy dia i TGV ihany no atosiky ry zareo hitondra eo à izay lery tsy afaka milatsaka ho candidà raha tsy hoe angaha hanova ny lalam-panorenana miaraka @ repoblika faha-4 izy!
2- Maputo eo ihany fa azon'ny lerony sakanana mihitsy ny hilatsahan'i Ra-8 d'ici 15 mois! hamorona andininy manokana ao anatin'ny lalam-panorenana vaovao! io tsinona tsy azon'ny firenena ivelany sns... mpanelanelana tany Maputo kitihana!
kanefa kosa raha miady tsara ny mouvance Ra-8 ao anantin'io tetezamita vaovao io, dia mety hisy fanatenana ny fiverenan'i Ra-8;
zaho kosa mino kely fa fay @ izay Ra8 ka hanohy ny ezaka izay nataony nandritra ny 7 taona! sûr an'izany aho!
tsy hoe akory momba azy tanteraka aho , fa jereo ambany jereo ambony, nivoatra i Madagasikara talohan'izao krizy izao! @ fo tsy miangatra! :wink:
10. Mirananirina
(
11/08/2009 10:16)
tsy maharaka fa ampio kely mbola tgv zany no pitondra mandrapatonga ny fifidianana,misaotra
fa tsy hoe Andry Rajoelina ve e
12. fijo
(
11/08/2009 22:48)
mety TGV ihany no hitarika ny tetezamita,saingy ny minisitera no tena hiadivana mafy.iza marina no hitantana ny fiarovana eo????
13. xxx
(
12/08/2009 07:06)
essera:
Mirananirina:
fa tsy hoe Andry Rajoelina ve e
D ahoana :?: :?: :?:
dia inona moa fa dia izy zany no mpanjaka e,diran-doza tsika gasy :arrow: