Ravalomanana mpivadi-dela

1. xxx ( 10/08/2009 15:25)
Mba mampihomehy ny fivadihan'ity rangahy ity lela. sa ve izay ilay polifika??? :-D :-D :-D Teo aloha misisika mafy ny ho avy aty M/car sy hoe vonona ny hizara fahefana ...nefa dia tonga izao ny fotoana dia miseho matik'ambo eo indray :-D :-D :-D
2. xxx ( 10/08/2009 15:38)
iza no tena mpivadi-dela, mody hadinoana daholo ve ny zavatra nampanantenany ny FAT tsy nisy tanteraka na iray aza, aza d mamorona fa rehefa resy aloha lisany d mipetraha d mahaiza @ zay mivadika palitao fa fombany lisany io!
3. xxx ( 10/08/2009 15:45)
fa angaha nisy naha resy sy resy lesy tany Mamputo tany??? :-D :-D :-D
4. xxx ( 10/08/2009 15:48)
http://www.youtube.com/watch?v=hkiAwyeGFvU
5. hery ( 10/08/2009 15:52)
Tsy hitako izay nanaovana an'i Maputo raha samy nitazona ny teniny. Ny nanaovana ny fifampidinihana dia fitadiavana marimaritra iraisana. Ilaina ny mampandefitra ny hambompo rehefa mitady marimaritra iraisana. Tsy fivadihan-dela izany fa fikatsahana izay hahasoa ny firenena.
6. Mirananirina ( 10/08/2009 16:09)
Mba mampihomehy ny fivadihan'ity rangahy ity lela. sa ve izay ilay polifika??? Teo aloha misisika mafy ny ho avy aty M/car sy hoe vonona ny hizara fahefana ...nefa dia tonga izao ny fotoana dia miseho matik'ambo eo indray
atao inona moa ny lela raha tsy avadibadika,sa ny anao ampatoriana,tsy ampiasaina :) misy ary ilay hira 1 izay:avadik'impito ny lelako.
7. remahity ( 10/08/2009 17:02)
atao inona moa ny lela raha tsy avadibadika,sa ny anao ampatoriana,tsy ampiasaina misy ary ilay hira 1 izay:avadik'impito ny lelako.


natao hileladelafana ny lela fa tsy havadibadika tsy akory

misy ilay hira hoe: ho tsatsetsatsefiko ny zavatra rehetra eny aminao....

bisous mirana
8. ravatorano ( 11/08/2009 08:18)
remahity < :-D :-D :-D
mirana < =)) =)) =))
mafnaritra nareo "roa " reto kah !

mivadi-dela ahona moa ?
voatery izy fa tsy nivadi-dela dia tsy afaka nanoatra intsony
i andry tgv aza ange"niforitra"(nilefitra moa izany e) ihany koa e
d ilazana koa ve izany fa nivadi-dela izy satria hafa ange no nolazainy teny ivato alohan'ny nandehanay e ary reefa tonga tany nivadika ny rasa
9. Mirananirina ( 11/08/2009 09:52)
natao hileladelafana ny lela fa tsy havadibadika tsy akory

misy ilay hira hoe: ho tsatsetsatsefiko ny zavatra rehetra eny aminao....

bisous mirana
8-) 8-) 8-) 8-)
remahity <
mirana <
mafnaritra nareo "roa " reto kah

misaotra ravatorano an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1481