Perte mivoka am vehivavy

1. xxx ( 11/08/2009 04:35)
za manana probleme b , sao mba efa nisy nahazo antsika vehivavy kay ty :mivoaka creme blanche na jaunatre ny vagin,marary v za sa inn no mahatonga izany .
Za manko le woe te hiteraka de nomen'ny doc fanafody ,mahatonga ovulation il y a 2 semaine zay .Nefa avant an ' io a efa nisy an ' io perte io ko , fa tsy fantatro weo maninn , za kou tsy sahy manatona doc am zany , fa mataotra b , sao MST le izy de aleoko aloa manontany antsika sao efa nisy nahazo an ' io.
De ny tiako anontaniana woe inn avy ny perte mivoaka amin' ny vehivavy salama , de inn kou ny perte mivoaka amin' ny vehivavy raha tsy salama izy ?
De misaotra anareo tompoko fa tena vaka ny saiko .
novalian'i niryna ny 24/08/2009 02:52
2. ari.malala ( 11/08/2009 05:42)
Tena tsara indrindra nefa raha manatona dokotera ianao satria iz irery no afaka miteny hoe in io na in io! Mety hoe ampanaovina analyse, na FCV d hita hoe in io na in. Ny MST nge azo tsaboina e! Aza mangataka andro fa mandehana manatona dokotera malaky mintsy!
3. tess ( 11/08/2009 05:46)
mirary hevitra amin'i ari. ny eto angaha afaka hahasitrana izany raha anotaniana fotsiny, tsy hande doc dia hihitatra eo sao hanenenana.
4. ni81 ( 11/08/2009 05:55)
za kou tsy sahy manatona doc am zany , fa mataotra b , sao MST le izy de aleoko aloa manontany antsika sao efa nisy nahazo an ' io.
vao maika hitombo ny tahotrao aza raha izahay tsy mahay nohon'ny Dr no hanome ny samy hevitray.
Manatona Dr fa na mst aza io afaka ny ho sitraniny foana.
5. kwit ( 11/08/2009 06:56)
eny e misaotra anareo , ho any am ny doc aho nefa doc momba ny inn no tokony hatoniko ? sa refa doc de mety dool.
Sad le iz anie ry reto cremeux be eh,(azafady am le detail ).De maloiloy b za , sad te hi vomir b zany nefa tsis aloua akor !tsy aiko oe le avy am le tahotra v no matonga an zany .
Fa misaotra anareo
6. kwit ( 11/08/2009 07:04)
tsy woe za kory le izy fa hetaheta ny azy ,de noentiko eto amin'ny serasera .
Sipa akam izy no tena marina ,fa mba mis blem eh.Big up daol
7. ni81 ( 11/08/2009 07:19)
eny e misaotra anareo , ho any am ny doc aho nefa doc momba ny inn no tokony hatoniko ? sa refa doc de mety dool.
Sad le iz anie ry reto cremeux be eh,(azafady am le detail ).De maloiloy b za , sad te hi vomir b zany nefa tsis aloua akor !tsy aiko oe le avy am le tahotra v no matonga an zany .
Fa misaotra anareo
Tsisy fisaorana e! Mety rehefa Dr aloha e! Avy eo manatona gynéco indray raha tena ilàna spécialiste
8. ni81 ( 11/08/2009 07:20)
tsy woe za kory le izy fa hetaheta ny azy ,de noentiko eto amin'ny serasera .
Sipa akam izy no tena marina ,fa mba mis blem eh.Big up daol
Maninona moa raha toa ka ianao aza e! :) ny olombelona rehetra samy manana ny aretiny daholo!
9. booboo ( 11/08/2009 07:23)
Te hamaly be ilay fanontaniana zà fa nony nahita hoe mitsatsaka ny ho any @ dokotera dia tsy valiako indray, sao manantena hoe mitovy @ consultation ataon'ny dokotera ny valiny hitanao ato.

Ndana mijery dokotera. Dia rehefa any ihany dia anontanio azy ny momba² ny fanafody nomeny anao hampisy ovulation, ny momba ny cycle n'ny vehivavy sy ny miseho ao anaty vatana mandritra izany. Fa tsy hoe ity ny fanafody momba ny ovulation dia samy maka ho azy ... :roll:
10. bobone ( 11/08/2009 07:46)
Marina akia ny tenin\'ny namana tsy manolotra vato mafana anao zahay fa mankanesa any @ Dr fa aza manao zavatra lazain\'olona atsy na aro hoe ity hatao na ity hano fa mahafaka azy ! aleo Dokotera hanao ny asany , tsy misy tokony hahamenatra izany ! sao hanenina ianao raha mahazo laka eo izany aretina izany !
@ fo feno fitiavana no ilazanay anao izany
11. xxx ( 11/08/2009 08:16)
tena ho any mitsy ky za , fa fisaorana betsaka ho anareo zay namaly hevitra.
12. bobone ( 11/08/2009 12:58)
izany indrindra akia an! mahereza dia mirary fahasalamana ho anjy e!
13. Lejoba ( 12/08/2009 22:45)
ohatry ny miseho @ vhvv bevohoka izany, azo raofina @ sotrokely mihitsy ny habetsahany indraindray :roll: .
Rehefa tsy masiso amiko dia tsy marary, (sady tsy ahy ilay mivoaka zavatra :D )
ny marary toa verdatre ilay mivoaka fa tsy toy ny loko voalazanao
mety ho resaka hormone noho ilay fanafody. Lazao ny doc hoe : nankaty aho fa manao perte be loatra dia te hahafantatra ny antony sy ny mety ho vokatr'izay.
14. soanja ( 13/08/2009 14:51)
Isan'ny mampivoaka perte fotsifotsy ny fihinana fanafody toy ny antibiotika sns hafa tsy mahazatra... saingy tsara tokoa ny manantona dokotera.

Rehefa mifoha maraina dia mihinana yaorta antsasaka kopy, ilay low fat no hanina fa tsy ilay matavy be an. Ireny mantsy misy acidophilus ka mamerina ireo mikroba tsara mampilamina ny ao anaty.
15. bobone ( 17/08/2009 13:45)
soanja: hay ve
''Rehefa mifoha maraina dia mihinana yaorta antsasaka kopy, ilay low fat no hanina fa tsy ilay matavy be an. Ireny mantsy misy acidophilus ka mamerina ireo mikroba tsara mampilamina ny ao anaty.
Toa mahafaka azy koa ny fisotroana ranona côcô! na voanio!!!
16. ari.malala ( 17/08/2009 14:46)
bobone, andefaso coco zà :P
17. soanja ( 18/08/2009 03:49)
bobone:

soanja: hay ve
''Rehefa mifoha maraina dia mihinana yaorta antsasaka kopy, ilay low fat no hanina fa tsy ilay matavy be an. Ireny mantsy misy acidophilus ka mamerina ireo mikroba tsara mampilamina ny ao anaty.
Toa mahafaka azy koa ny fisotroana ranona côcô! na voanio!!!


Tsy arako indray aky izany. Misaotra nizara.

Ilay acidophilus mantsy dia tena mamerina ny mikroba tsara maty rehetra tamin'ny fihinana ny antibiotika. Ka rehefa tsy misy mikroba tsara ao anatin'ny vatantsika dia manjaka avy hatrany ny mikroba ratsy dia mamoaka ireny fotsifotsy ireny.

Fa marina ny tenin'ny namana hoe na miova toetrandro aza hoe mangatsiaka mivadika mafana, rano sns... dia efa manova ny ao anaty tanteraka.

Ny fankanesana amin'ny dokotera ihany anefa no tena ahafantarana ny manjo.


18. niryna ( 24/08/2009 02:52)
Tia mihinana voanjo koa ve aloha hianao ? Ny fihinanana voanjo betsaka koa manko dia mahatonga an'io zavatra io.Tsy mankarary aloha fa na izany aza dia araky ny tenin'ny rehetra fa tsara ny manatona doko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2395