vita ketsa i maputo e,
1. bazylou
(
09/08/2009 07:25)
le8 , tsy mahazo miverina intsony,
i deba , afaka nadiodio, afaka miverina mody
i tgv, sy nyhat fat, rava ny gvt ary hisolo governemanta de cohabitation,
:-D :-D :-D
i deba , afaka nadiodio, afaka miverina mody
i tgv, sy nyhat fat, rava ny gvt ary hisolo governemanta de cohabitation,
:-D :-D :-D
novalian'i pink ny 09/08/2009 14:31
2. Noue
(
09/08/2009 07:50)
dia maninona zao no mamorona tahakizao ry bazylou aaa !!! sa tsy mahay mamaky na manaraka vaovao ee ??
[size=70]Le camp Ravalomanana se réjouit : avec l’accord signé à Maputo, le président déchu obtient l’amnistie générale. Les poursuites judiciaires sont abandonnées et il pourra rentrer au pays. En échange Marc Ravalomanana devra étre patient avant de, peut-étre un jour, jouer un rôle politique de premier plan.[/size]

3. Noue
(
09/08/2009 07:54)
io ry bazylou aaa !! mahay mamakyve ee ??
Lors d'une conférence de presse, l'ancien président Marc Ravalomanana, évincé en mars dernier, a affirmé qu'il ne participerait pas personnellement à la transition. Mais il est bel et bien amnistié.. Le sort de l'ancien président était l'un des principaux points d'achoppement entre les participants.
mazava ve ee ?? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

4. zoam
(
09/08/2009 08:35)
eo no hitsaran'ny vahoaka malagasy hoe iza no tena tia tena sy manao ady seza eo
5. pikatti
(
09/08/2009 08:56)
Raha ny tena tian'i Andry aza dia nopozonina Ravalomanana de jokina teo ,tsy tafa anefa lery
Sirika be le mifikitra seza ,betsaka ny zavatra afenina ao ,AO RAHA ZALAHY E ;-)
Sirika be le mifikitra seza ,betsaka ny zavatra afenina ao ,AO RAHA ZALAHY E ;-)
6. Mirananirina
(
09/08/2009 09:52)
le8 , tsy mahazo miverina intsony,=)) =)) =)) :-@ :-@ :-@
i deba , afaka nadiodio, afaka miverina mody
i tgv, sy nyhat fat, rava ny gvt ary hisolo governemanta de cohabitation,
dia maninona zao no mamorona tahakizao ry bazylou aaa !!! sa tsy mahay mamaky na manaraka vaovao ee ?
ka inona vaovao dia ny azy izay ao andohany ihany no avokany.soa fa tsy bazy ny mpanao gazety fa loza.
7. xxx
(
09/08/2009 09:55)
Efa nahazo resaka ve ra bassy loha a,ao ve ,mazava ve ny fanazavana i noue sa bola domelina ihany,mazava hoe iza no tia seza ????ny babakoto aza bola mahay noho enao fa hataovy ihany miteniteny foana eo,tapaka eo daolo ny tsinain'ndrababakoto fa hataovy eo ihany,dia hiditra indray zao ny donto rehetra mpiaro ny tia seza sy vendrana isany sa ahoana ?
9. pink
(
09/08/2009 14:31)
lucah:
Fa tay ry Noue nahitanao an'io information io fa za tsy amaharaka mintsiny.
bazylou mantsy hilaina misokatra amin'izay ny masony .Lasa lalandririnina ilay tsy fitiavana any Ravalomanana.NY kibo ny malagasy tsy mba lamosina ry bazylou a...