Ny antony tsy maha bevoka ahy hatr@ zao

1. roxanaha ( 05/08/2009 16:31)
Manahôna daholo

Efa ho ela ela zay nisy dinika napetrako "vehivavy tsy mety bevoka". Natao ary ny test sy analyse ka hita fa normal zaho hatreto(hormone, ovulation). t@ farany teo dia hita fa hoe immobile ka tsy tonga any @ utérus ny sperme ny vadiko. Tsy mbola misy traitement fa @ faran'ny volana aout zao zahay no asain 'ny gygy manao test post coital(test après RS). Ny moral-ko @ io ambany be satria ny vadiko dia efa niteraka 3. Ny farany tsy azo satria bébé trisomique(mongole). Notezaina herinandro fotsiny.
Ny mampalahelo ahy dia t@ vadiny taloha tsy nisy ny olana. Ankehitriny za te hanan-janaka @ olona tiko misedra olana.
Ny sperme immobile ve azo tsaboina? fantaro fa ny valiny dia hoe anontanio ny gygy saingy ianareo no mba namana akaiky satria manamaivana ny olako ny firesahako @nareo.
Zay fa lazaiko eto ihany ny valin'ny analyse. :) :) :) :) :) :) :) :) :)
novalian'i hery ny 21/09/2010 10:54
2. ni81 ( 05/08/2009 16:33)
Dia mahereza ary aza atao be loatra ny ahiahy e!
3. tess ( 05/08/2009 16:58)
bon courage izany mou fa tsy mahay noho ny gygy zahay!
4. Mirananirina ( 05/08/2009 19:12)
tsy hitako izay ho tenenina amin'izany,fa tsy misy haiko na kely aza ny médicine,désolée.
5. Ratoa ( 05/08/2009 21:17)
Mety handaitra aminareo ny fécondation in vitro. Izany hoe ianareo mivady ihany no manome izay ilaina anaovana ilay fécondation in vitro. dia rehefa vanona tsara ilay atody dia apetraka aminao.
Atanjao ny saina fa isika vhv saro-pady. Zavatra kely fotsiny dia tsy mampitoetra ny zaza.
Azo atao koa ny mametraka ny sperme ao anaty utérus-nao . Anefa ny fécondation aloha dia ery alohan'ny trompe no miatomboka.
6. Ratoa ( 05/08/2009 21:18)
adinoko fa manao capacitation de spermatozoïdes ny gygy
7. ari.malala ( 06/08/2009 07:19)
Aza mitaintaina b akia a! aza ambany morale izany fa manàna finoana. MAtoa izy afaka niteraka taloha, mety mbola ho afaka hiteraka iany nareo fa aza kivy.
8. ravonjison ( 06/08/2009 08:03)
roxanaha:

Manahôna daholo

Efa ho ela ela zay nisy dinika napetrako "vehivavy tsy mety bevoka". Natao ary ny test sy analyse ka hita fa normal zaho hatreto(hormone, ovulation). t@ farany teo dia hita fa hoe immobile ka tsy tonga any @ utérus ny sperme ny vadiko. Tsy mbola misy traitement fa @ faran'ny volana aout zao zahay no asain 'ny gygy manao test post coital(test après RS). Ny moral-ko @ io ambany be satria ny vadiko dia efa niteraka 3. Ny farany tsy azo satria bébé trisomique(mongole). Notezaina herinandro fotsiny.
Ny mampalahelo ahy dia t@ vadiny taloha tsy nisy ny olana. Ankehitriny za te hanan-janaka @ olona tiko misedra olana.
Ny sperme immobile ve azo tsaboina? fantaro fa ny valiny dia hoe anontanio ny gygy saingy ianareo no mba namana akaiky satria manamaivana ny olako ny firesahako @nareo.
Zay fa lazaiko eto ihany ny valin'ny analyse. :) :) :) :) :) :) :) :) :)



Raha efa fantatra ny diagnose dia mazava koa ny terapie.
Ny sperme immobile dia tsy mahavita ny adidiny ( tsy afaka mandeha sy tsy afaka miditra ny ovule), donc ny fahitako azy dia ny " fecondation in vitro " no vahaolana mety. Ilay fecondation in vitro dia toy izao no fandehany @ ankapobeny:

1- tsindronina hormone ianao mba hampandeha tsara ny fitombon' ny ovule sy hampisy ny ovulation. Raha mandeha ara-dalána anefa ny ovulation nao dia tsy voatery atao io.
2- @ fotoanan' ny ovulation dia alaina ny ovule-nao sy ny sperme n'i vadinao
3- ao @ alboratoire, eo ambany microscope, atsofoka directe @ ovule ilay sperme ( micromanipulation)
4 - endrasana kely mba hitombo ilay ovule fecondé ( mandeha ny division cellulaire)
5- avy eo indray dia antsofoka ao @ tranonjazazao ilay ovule fecondé.
6- dia miandry sisa ianareo.
9. booboo ( 06/08/2009 09:40)
ié, raha be dia be ilay taha n'ny zozos immobiles dia tsy mandaitra io capacitation des zozos io fa tsy maintsy FIV
10. ari.malala ( 06/08/2009 10:29)
Izany v ilay impuissance sa in?
11. booboo ( 06/08/2009 10:37)
Ari. > aaa kah, impuissance tsy misy érection.
12. ari.malala ( 06/08/2009 11:51)
hay v e, misaotra akia booboo nampahafantatra
13. ikaretsaka ( 06/08/2009 17:19)
Mety milay be hoan'ny bandry mpiodina zany manana spermes immobiles izany. An..satria zany assure fa lilil atao tsy hahabikina jo koa.....
14. soanja ( 06/08/2009 22:12)
Amiko aloha ny fahitako azy dia rehefa tsy maika ny hiteraka sy hanamboatra zaza ianareo tonga izy. Esory ny stress isankarazany amin'ny hoe inona ny olana sns... ny fanafodiny dia miandry ampitiavana ny fotoana mahamety. Raha tsy mety moa moa akory atao. Sambatra izay manaiky ny momba azy sy mizara hafaliana ho an'ireo hafa izay tsy mba afaka ahita izany nohon'ny antony maro samihafa eto an-tany. Mahereza lalandava.
15. Ratoa ( 07/08/2009 04:39)
Amiko aloha ny fahitako azy dia rehefa tsy maika ny hiteraka sy hanamboatra zaza ianareo tonga izy. Esory ny stress isankarazany amin'ny hoe inona ny olana sns...

Marina izany. Saingy indrisy sarotra be. na dia izany aza, mahereza sy tonio ny saina.
16. ari.malala ( 07/08/2009 06:50)
ikaretsaka:

Mety milay be hoan'ny bandry mpiodina zany manana spermes immobiles izany. An..satria zany assure fa lilil atao tsy hahabikina jo koa.....



izy wa d tssssssssssss :-D :-D :-D :-D :-D
17. roxanaha ( 07/08/2009 09:26)
soanja:

Amiko aloha ny fahitako azy dia rehefa tsy maika ny hiteraka sy hanamboatra zaza ianareo tonga izy. Esory ny stress isankarazany amin'ny hoe inona ny olana sns... ny fanafodiny dia miandry ampitiavana ny fotoana mahamety. Raha tsy mety moa moa akory atao. Sambatra izay manaiky ny momba azy sy mizara hafaliana ho an'ireo hafa izay tsy mba afaka ahita izany nohon'ny antony maro samihafa eto an-tany. Mahereza lalandava.


Misaotra anareo rehetra mampahery. Hatr@ zao aloha ny dokotera dia mbola tsy nilaza hoe inona ny traitement sns. Fa raha ny solution hita @ internet momba ny sperme immobile dia io fécondation in vitro io no mifandraika @ zay olana zay.

Ny momba ilay hoe miandry am pitiavana ny fotoana mahamety, ary raha tsy mety moa akory atao: efa ho 2 taona zao zahay no nanandrana ahazo zaza naturellement, saingy tsy nety. raha tsy nanao contraception nandritra izay fotôna zay nefa tsy bevoka dia misy ny olana, surtout hoe maniry ny hiteraka. Ka amiko matoa misy ny dokotera manokana momba ny infertilité dia ny tanjony dia hanampy ny olona manana olana toa anay. Isaorana an'Andriamanitra ny fandrosoan'ny science ankehitriny satria ny zavatra rehetra dia miara miasa ahasoa. Noho izany, miala nenina aloha @ fomba rehetra.
18. ari.malala ( 07/08/2009 10:23)
Mirary soa akia Roxanaha a!
19. roxanaha ( 07/08/2009 11:24)
ari.malala:

Mirary soa akia Roxanaha a!


misaotra ari.malala a!!!
:-* :-* :-*
20. rakaroka ( 07/08/2009 20:31)
In vitro io aloha no vahaolana e, rahateo efa maaaaaro aza ny olana voavaha t@ 'zany koah sady normaly sady "intelligent" noho ny hafa indray aza hono ny zaza teraka in vitro! ka na ovule na sperme tsa ao tsara toa haindrizareo ny mikoja ahalavorary ilay fécondation mandra-paha...mihitsy koah, fa ilay
olanao eto izany dia ny rencontren'ireo mihitsy no tsy tafa. Dia io voalaza eo ambony io hoe afaka hitondra vohoka ihany ianao raha ahiditra aminao izany!
Mahereza dia bonne chance e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5286