Ny antony tsy maha bevoka ahy hatr@ zao

21. fahamarinana ( 08/08/2009 09:24)
:arrow: mahereza akia roxanaha an ! :-* :-*
Resaka FIV ndray dia somary lafolafo fa dia hevero ihany ny fanangonana rahatoa kah !...rahatoa ka tsy miasa ohatra na mandray rmi no raisiny SS en charge zato isan-jato ! Mino aho fa rehefa mandalo ireo analyses sns ampanaovain'ny gygy io nareo na ny dr mpisahana azy dia handroso vaha-olana hafa izy,anisany ny fiv fa dia mahareta dia aza miasa loha loatra!Fantatro fa mora aho ahy ny milaza izay nefa moa tsy mahita teny hafa aho akia ! :-* (l)
22. kantokoely ( 29/08/2009 22:04)
miarahaba anao ary mankahery voalohany indrindra
zaho izay manoratra dia tovovavy mbola ts niteraka fa maniry mafy ny handalo eo amin'izany hoe hiteraka zany refa tonga ny fotoanany fa ity misy torohevityra kely atoroko anao:
zaho ts milaza hoe ratsy ny siansa sy ny fandrosoana fa tsara daholo izay nataon'andriamanitra refa ts hiankohofana sy hivavahana tohizo ny fitsaboana sy ny fanaraha maso ny dokotera ,fa andramo koa ny fampiarahana an'izany miaraka amin'i jesosy kristy ts aiko na inona finonao na inona fa mba tiako zaraina aminao tojo olana tsapako fa mafy izany na mbola ts nandalo zany ary aho fa izay rehetra ataonao sy ny fitsaboana rehetra misy aminao dia alohan'ny anaovanao azy an! dia tonony amin'ny anaran'i jesosy alou, andramo anie zay dia ho hitanao e! ohatra refa hihinana fanafody enao dia tonony hiasa amin'iny ny herin'i jesosy dia ho tonga aminao izany
mazotoa mivavaka , mihaino toriteny na hira masina ireny maro tkou izy eto amin'ity internet ty,apetraho amin'ny jesosy ny fiainanao apidiro ao anatinao jesosy fa hiasa aminao izy sy ny heriny .Jesosy anie ts mba mamitaka e sady ts mandainga
Sahara vadin'i abrahama anie efa 90 taona nomeny zaza dia ho diso anjara amin'izany v ianao hitalahoy eny hitomanio mits jesosy oe nahoana no ts mba ataonao amiko zany fahasoavana izany jesosy,tian i jesosy enao fa aza kivy mandehana mihavana aminy dia antsoy iz fa ampisehoany zava MAHAGAGA SY SARO PATARINA ENAO refa jesosy no miasa ts misy mahasakana fa mahereza an homba anao ny tompo sia mazotoa mamaky baiboly na dia alohan'ny hatory ary na kely foana aza vitanao dia mahaiza misaotra amin'ny zavatra rehetra miseho
ialako tsiny raha lava ny soratro fa te hizara fahasoavana ho anao aho, raha sanatria ts mety aminao ny toro hevitro dia ialako tsiny indrindra ary mirary anao hahita zava tsoa hatrany hivavaka ho anao aho
Nirinakely
23. roxanaha ( 02/09/2009 08:57)
[quote=kantokoely]

Miarahaba anao ny tenako Nirinakely. Tena mahafinaritra ahy ny toro hevitrao. Afaka mahazo ny adresse mail nao manokana ve za? Misaotra mialoha

24. kantokoely ( 02/09/2009 10:05)
roxanah
faly miarahaba anao aho ito ny mailaka azonao hifandraisana amiko andriamianirina@gmail.com aza matahotra fa toro hevitra no omeko anao te hizara ny fiadanan'i jesosy ho anao aho fa ts sanatria hitarika anao any amin'ny fiangonana izay misy ahy tiko andramana ny harena ao amin'i jesosy kristy dia manonona ny fiadanana'ny tompo aminao manokana, miandry anao sy vonona hamaly hanao ny asan'ny tompo mandrakariva aho nirinakely (l) (l)
25. hery ( 21/09/2010 10:54)
Araka ny nolazain'i roxanaha izany dia bevohoka ihany izy dia miarahaba azy.
Jereo ato http://forum.serasera.org/forum/message/m4c98748a1bcc8 ny hafatra nalefany herintaona aty aoriana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3426