manandafy
1. xxx
(
06/08/2009 05:14)
ho an'izay mahalala nanao aoana ny tribunal manandafy,misaotra tao :^)
novalian'i fijo ny 06/08/2009 21:06
3. kidoropamba
(
06/08/2009 08:56)
Iza indray mandraharaha an'izany Manandafy izany? Io olona io no namono ny generation zanaka malagasy maro hatramin'ny 1972. Ireo tsy maty voalavo ankibo ihany no mbola mieritreritra an'izany manandafy izany. Taiza izy t@ fanamborana an'i VJE? Taiza izy t@ fanbamborana olona tsy manantsina t@ andron-dra8?
Dia eo vao voasambotra dia fona tompoko fa izaho no rôla? tssssssss!
Tokony ahantona @ tady raha io Manandafy nareo io. Izany ihany no mendrika azy. Dinozaoro tsy misy ilana azy iny. Mpamono vahoaka ary mpikarama mpanao baomba iny.
Tsy ny hafetsefetsena @ avocat-ny akory no ahafahany manafina ny hoho maintiny. Efa tsy dondrona intsony ny vahoaka e.
Efa misy relève fa raha izany Manandafy izany efa "has been" ary tsy misy ilàna azy intsony. Tazomy mandrakizay ao Tsiafahy ao izy fa aza omena résidence surveillé izany jerevany azy. Pety aza tao Tisafahy dia tsy noraharahin'ny nedala.
Izay tsy faly mibontsina fa ny marina ihany no lazaiko.