MANONGOTRA VOLONENTANA HONO MAHAFATY HENA??
4. Mirananirina
(
05/08/2009 12:51)
henan'omby,hena kisoa,henan'ondry,henan'akoho sns.....e :lol: :lol: :�) :�)
6. tess
(
05/08/2009 13:21)
fa de efa maty tsy mahare nin nin mitsy ve zao henao zao no toa atao etsy sy eroa ity dinika ity :?: :-D
7. ni81
(
05/08/2009 13:28)
fa de efa maty tsy mahare nin nin mitsy ve zao henao zao no toa atao etsy sy eroa ity dinika ityaleo izy mba hitady hirika hampilamina azy kosa ry tess a! :-D :-D
8. tess
(
05/08/2009 13:31)
:-D :-D :-D ASINA FAMELOMANA KELY NGAMBA no mety koko aminy de velona ndray ny nefs mitondra fandrenesana hihihi
11. tess
(
05/08/2009 13:46)
le famelomana anie mety hoe massage miaraka am crème tsara be e! :-D
ny malemy aza ndraindray mety afaka mitsangana noho ny massage atao any am kiné kou :-D
ny malemy aza ndraindray mety afaka mitsangana noho ny massage atao any am kiné kou :-D
13. ni81
(
05/08/2009 14:02)
dia manatona izany an'i tess mpanao kiné hono e! :-P
omeo azy ny adiresin'ny toi ry tess a!
omeo azy ny adiresin'ny toi ry tess a!
15. tess
(
05/08/2009 15:22)
12. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 05-08-2009 16:02:47
Lohateny : Re : MANONGOTRA VOLONENTANA HONO MAHAFATY HENA??
dia manatona izany an'i tess mpanao kiné hono e!
omeo azy ny adiresin'ny toi ry tess a!
ka mafinaritra kou nge ny mametapeta manao massage miaraka am menaka anreny faritra miavotravotra ireny e! :-D
16. ni81
(
05/08/2009 16:10)
zà koa mba mila kiné raha mety e! alefao ny adiresy fa ho avy any zà. Fa ny ahy ny ranjoko no tiako mba horina an (miavotra ireo fa tsy fisaka :-P ) :D
19. ari.malala
(
06/08/2009 07:11)
:-D :-D :-D :-D :-D barbe cul (barbecue mantsy e) :-D :^) sa in? :-P