MANONGOTRA VOLONENTANA HONO MAHAFATY HENA??

21. ari.malala ( 06/08/2009 08:58)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D manin i ari.malala e :-D :-D :-D :-D :-D
22. ni81 ( 06/08/2009 09:01)
manao giriady ka maninona e! :^)
23. ari.malala ( 06/08/2009 10:02)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D reny matsiro ko! :-P :miam: :miam:
24. ni81 ( 06/08/2009 10:34)
ie! bon app ary e! :^)
25. ari.malala ( 06/08/2009 10:54)
:-D :-D :-D :-D :-D
26. fijo ( 06/08/2009 21:48)
izay mihntsy ry ari.avy dia nono nono sy ny karazany(tonotono e)
27. ari.malala ( 07/08/2009 06:31)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
28. mion ( 07/08/2009 07:54)
sssss, tsy misy anzany mafaty hena zany. atao tsy maharary de çà và, fa raha mahatonga fery na micro infection de normal raha ho faty ny hena sadtria mapiady saina alohan'ny asa zany
29. lako ( 03/09/2009 06:11)
F'anga ongotana maina eeee!!!tsy harary ve eeee!!!ka le marary ange no misy ilay naire eeeee!!!Refa atao tanana kosa aloha hono dia misy naire voakitina reny dia refa atao fôna dia mety ho faty mitsy eeee!!!zay ange no ampiasana ny cire eeee!!!cire fa tsy sira an!!Tokony tabatambazana kosa alo eee!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0679