Liste des messages
Liste des messages, inserés par ouiandry, par ordre de date
ouiandry
(
14/09/2009 17:28)
Miantso vonjy ve ry pokatti a !!! Ra-Hery TANDREMO AN!!!
aza mody manao xxx less ry pokatti refa tsy mahazaka a !!! aza be taraina !!! zay kay vao hitako fa tsy GTT le bandy saika nodaroako iny satria nazavain'i Ra-Clé kely tamiko !!! fa lisany alou d efa ...
suite
répondu par pelaka2000 le 24/12/2009 13:39
ouiandry
(
09/09/2009 04:46)
ra-hery otrany nitady action ka zao ary ny tena action é!
[url]http://madagate.com/editorial/29-brieve/1108-gtt-paris-la-main-au-collet-par-la-police-francaise-.html[/url]
Ary itako moa otrany tsy nahitan-teny ny G(ars)T(arés)T(erroristes) serasera kay m...
suite
répondu par pikatti le 09/09/2009 18:37
ouiandry
(
08/09/2009 15:06)
Mba Milaza oe anaran'oul teny @ 13mai ka lasa ao Magro
Vice President de la Transition Rajemison Rakotomaharo :-D :-D :-D
Vice President conseil de la transition : Jacques Sylla :-D :-D :-D
Ministre des ressources halieutiques : Alain Andr...
suite
répondu par ndotofetsy le 09/09/2009 22:52
ouiandry
(
27/08/2009 07:14)
aza manonofy fa vitamatavy nareo ry pokatti a aaaaaaaa
vitamatavy mou d tsy iza fa le mpametaka afisy ihany, pokatti ny sainy ka tsy omena tsiny izy, efa zatra ny- minomino foan ihany kou, ao ambany ao izy d milaz a fa nimpitsika teto @ serasera zahay reh...
suite
répondu par pikatti le 03/09/2009 07:20
ouiandry
(
18/08/2009 13:16)
pokatti a! lasa aiza elah fa tsy miady ny baolina ééééééééé
aiza lity izy zany an, toa tsy miady ny baolina ao amabany ao fa nankaiza elah misotro aloha rano, d au vue ny resultat androany d efa mihamafy loha elah fa tsy mbola mendrika ny ho TGV100% Tsisy fang...
suite
répondu par ouiandry le 28/08/2009 09:16
ouiandry
(
15/08/2009 17:57)
o ry pokatti a, elah no midira fa aza mapirisika
jereo fa vo treromina njay mandé fotsiny le rajako sy TEGEVE faupla d mipitsika d elah anefa milaza fa hihinana pop-corn, tandremo fa sao d ho gaver-na katsamanta elah vo tsy halevokanina eo an, sa m...
suite
répondu par ouiandry le 27/08/2009 07:29
ouiandry
(
15/08/2009 15:15)
fijo eo less mba fenoy kely @ le fehezan-teny an2 ny pejy a!
fa hon'oa lity ry fijo elah angaha lity tsy d avanana lotra @ fanoratana fa to refa mba mamaly hevitra eto elah sy Mirananirina d fara fabetsany fehezanteny roa kanefa toa andraisanlisany anjara dahol...
suite
répondu par pikatti le 15/08/2009 20:54
ouiandry
(
14/08/2009 17:54)
miasa mafy ny TIM mba ahafahana mividy ny miaramila
Rehefa nolazain'i Ratsiraka i Ravalomanana fa tsy hoeken'ny Malagasy mandrakizay izany hoe hisy vahiny hotonga eto Madagasikara ka hirongo basy d miezaka mafy ry zareo aminzao hividy ny miaramila!
Ny...
suite
répondu par Rajakoo le 17/08/2009 11:05
ouiandry
(
14/08/2009 04:36)
Madagasikara efa lafo ambongadiny kay ilay nosy!
Mazava be izao fa d ny VAHINY no mitondra an'i Madagasikara, hita miharihary izany raha ireto antony ireto no jerena:
_Ny GIC no hanapaka sy hisafidy izay olona hitondra an'ilay tetezamita!
_Ny GI...
suite
répondu par pikatti le 21/08/2009 10:38
ouiandry
(
10/08/2009 06:33)
C'est Victoire d'abord pour le peuple et puis pour les TGV!
Tel est le propos du leader de la HAT à son arrivée à l'aeroport international d'Ivato hier!
C'est une victoire du peuple Malagasy opprimés pendant sept ans de régime TIKOBOYS a martelé le Pr...
suite
répondu par reeves le 10/08/2009 13:29
ouiandry
(
10/08/2009 05:36)
Asehoy ary fa tena mpanao politika ianao
Nanomboka omaly 09/08/2009 d niditra @ dingana vaovao ny rafitra tetezamita noho izany miova ihany koa ny famindra sy ny fifandresan-dahatra, miova ny fandehanjavatra satria tafiditra tsara ao anatin'...
suite
ouiandry
(
09/08/2009 17:41)
nafindra any afrika atsimo ny lapampanjakana
rah ny fomba firesakin'ny GTT sy TIM eto @ serasera zany d afindra any afrika ny lapampanjakana satria amindry zareo d Ravalomanana no filoha mitondra an'i Madagasikara, i Ravalomanana anefa d nilaza ...
suite
répondu par pikatti le 12/08/2009 10:57
ouiandry
(
06/08/2009 04:22)
ho an'i pokatti zaza nipotsaka tao Fleury-Mérogis
mitady an'i dadany mafy nedala satria tsahitany ny dadany fa tao Fleury-Mérogis nedala no nipotsaka refa bevoka tany antanin'oul tany ny reniny kanefa tsisy pap's d vosambotra, d io blème na paterni...
suite
répondu par pikatti le 07/08/2009 08:02
ouiandry
(
05/08/2009 03:25)
tsisy oul dondrona otran'ny TIM eto @ serasera
i fetyson d nilaza fa tsy mametraka condition tsony ny @ hamerenana an'i lé8 ho prezida ny TIM, eto @ serasera kanefa d mbola mivazavaza ny ati-dahy zoam fa ho avy ny loza hoan'ny CAPSAT satria hiver...
suite
répondu par fijo le 06/08/2009 21:32
ouiandry
(
04/08/2009 08:14)
bitro sy karoty no nentiny refa avy ....
bitro sy karoty no nentiny i kala noue refa nande izy ka elaela tsahita, ny bitro moa d nentiny nilazana tamintsika mpisera fa nande tsara ny revy satria efa nahita le lubrifiant izy ka d afaka nanao ...
suite
répondu par pikatti le 07/08/2009 08:07
ouiandry
(
01/08/2009 03:58)
atao ny fifidianana d avy gadraina i.....
enga anie mba hifanaraka ny mpivory any Maputo d mba miverina aty i lé8 hanao fifidianana d mazava tsara anefa fa i Pierrot Rajaonarivelo no lany président 1tour d vita d i Andry Rajoelina no ataony...
suite
répondu par pikatti le 02/08/2009 20:31
ouiandry
(
20/07/2009 05:13)
iza ary ilay TSALO MASISO
mila azavaina kely oe iza marina ty TSALO MASISO nolazain'i Radomy ity:
tonga teo @ fitondrana izy t@ 2002 d Lahiniriko no filohan'ny antenimierampirenena, i Sylla no praiminisitra, mazava fa zanakin...
suite
répondu par pink le 20/07/2009 21:13
ouiandry
(
19/07/2009 04:43)
ny alika tsara baiko tsy miala @ maitre-ny
efa nolazainay t@ fomba ofisialy fa efa vita ny andraikitra nankinan tamin'i Andry Rajoelina d ny fanonganana an'i lé8 zany, zahay koa dia nahavita ny andraikitray satria raha toa ka ny anay ny PS-na...
suite
répondu par benkintana le 20/07/2009 15:57
ouiandry
(
09/07/2009 07:51)
mizara tsara ny andraikitrin'ny TIM pseudoGTT.
tsara azavaina kely amintsika mpisera fa takatray ny organizasion ny TIM pseudoGTT eto @ serasera ka d avoka ho fantatrin'ny be sy ny maro zany:
--mpiandry vavahady na gardien na cowherd no sady clow...
suite
répondu par benkintana le 10/07/2009 08:18
ouiandry
(
08/07/2009 04:46)
Attentat à la bommbe Le GTT dans la ligne de mire.
Attentat à la bombe
Le GTT dans la ligne de mire
« Rideau sur l'enquéte des présumés terroristes. La balle est maintenant dans le camp de la Justice. Néanmoins, il est temps de dire qu...
suite
répondu par fijo le 08/07/2009 21:11
