ra-hery otrany nitady action ka zao ary ny tena action é!

1. ouiandry ( 09/09/2009 04:46)
http://madagate.com/editorial/29-brieve/1108-gtt-paris-la-main-au-collet-par-la-police-francaise-.html

Ary itako moa otrany tsy nahitan-teny ny G(ars)T(arés)T(erroristes) serasera kay mou ka!!! VIVE la France pays des droits de l'homme et non pas de l'anarchie un grand merci pour les keufs qui ont procédé aux arrestations des ces Gars Terroristes Tarés, rapatriez nous ces GTT, nous saurions comment les traiter à Madagasikara ainsi ils ne seraient plus une honte pour les honnètes malagasy de france réputés pour leur docilité et leur amour pour un dialogue pacifique!!!
novalian'i pikatti ny 09/09/2009 18:37
2. Bazily ( 09/09/2009 05:57)
Orange madagascar :
08h50 - POLITIQUE : un affrontement entre les GTT et les TGV a eu lieu devant l’ambassade malgache de Paris hier. 7 individus ont été arrétés suite à l’intervention de la Compagnie Républicaine de Sécurité française.
Date : 09/09/09

An'iza ireo 7 arretés ireo, tsy hay na GTT na TGV. Aleo aloha hipoitra ny tena marina vao manampatra e!
3. AndriambyII ( 09/09/2009 08:05)
Asio sary na video , porofo.
4. Mirananirina ( 09/09/2009 10:46)
:roll: :roll: :roll:
5. pikatti ( 09/09/2009 11:40)
tratra tao angaha leity elah ry wiwi , tandremo ihany bainn fa zay elah vao hiverina hody tondroin'ol molotra fotsiny any Dago any,ary ahoana ihany ny paps elah aloh é :-D :-D :-D
6. ouiandry ( 09/09/2009 12:09)
pikatti:

tratra tao angaha leity elah ry wiwi , tandremo ihany bainn fa zay elah vao hiverina hody tondroin'ol molotra fotsiny any Dago any,ary ahoana ihany ny paps elah aloh é :-D :-D :-D

elah zao eto no efa tondron'ny oul molotra @ le ryfonlah efa masiso be klé :-D :-D :-D
7. pikatti ( 09/09/2009 12:17)
de ahoana leity zany vavan-elah maimbo zany :-D :-D :-D
8. ouiandry ( 09/09/2009 17:49)
pikatti:

de ahoana leity zany vavan-elah maimbo zany :-D :-D :-D

ka le ryfonlah efa maimbo be zao no manahirana anlah satria manjary ny divonlah no asin'ny bandy klé :-D :-D :-D fa asiko alou ny divonlah fa tsy koi an!!!
9. xxx ( 09/09/2009 17:52)
Aoka zay ry mpilelaka sao enao ho faizin'Ifiona eo leuleu
10. ouiandry ( 09/09/2009 18:12)
xxx:

Aoka zay ry mpilelaka sao enao ho faizin'Ifiona eo leuleu

aza idiranlah nyresakay ééé tongava ao an-tsena rapitso d omena déodorant elah mba homanimanitra, d apetaho ny afisy, fa ono oa lity elaha angah tsisy CMU no toa banga be klé ha ha ha !!!


11. xxx ( 09/09/2009 18:20)
fa Ifiona ve vadin'i wiwi :?:
tazomy tsara io madama an,
fa inona no resakareo :?:
12. pikatti ( 09/09/2009 18:22)
Aoka zay ry mpilelaka sao enao ho faizin'Ifiona eo leuleu

aza idiranlah nyresakay ééé

resak'elah any tsisy hidirako fa ny ahy lessy refa tsy mahay miana de fafazako a :-D :-D :-D
13. aly ( 09/09/2009 18:33)
n'iza ireo 7 arretés ireo, tsy hay na GTT na TGV. Aleo aloha hipoitra ny tena marina vao manampatra e!

GTT io bandy lasan'ny CRS io cricri io
14. pikatti ( 09/09/2009 18:37)
tratra tao zany wiwi ,hay moa cricri ndray nedala tany :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1287