fijo eo less mba fenoy kely @ le fehezan-teny an2 ny pejy a!
1. ouiandry
(
15/08/2009 15:15)
fa hon'oa lity ry fijo elah angaha lity tsy d avanana lotra @ fanoratana fa to refa mba mamaly hevitra eto elah sy Mirananirina d fara fabetsany fehezanteny roa kanefa toa andraisanlisany anjara daholo ny lohahevitra retraretra @ty pejy volaloany ty, jereo anie raha tsy elah daholo no manoratra eo @ reo lohahevitra reo é, d fahitako anlah koa efa zokinjokiny ka angamba efa tsy d manao devoara tsony d @ al kanefa elah tsy mahita tory d eto mba manala azy vita kandra :-D :-D :-D :-D :-D tsetsatsetsa tsy aritra iny ry zokibe fa aza atao mahatezitra fa elah efa fantatray fa malahelo an-drazoky very fanaovana sonia an =)) =)) =)) =)) =)) :-$ zah kou zao mba malahelo an'i zokibenay nopehan'ny mpiandryvavadin'i Ravalomanana teto ny PS-ny :-$
novalian'i pikatti ny 15/08/2009 20:54
3. xxx
(
15/08/2009 16:43)
Ahoana izany tsy mahavita devoir izany?? ianareo rehetra eto io fa toa sasakalimbe foana vao mitsidika au lieu de hana devoir ve!!!! hahaha. Mampalahelo ny lesona tsy voajery intsony
4. pikatti
(
15/08/2009 16:44)
Nivoaka ny hopitalin'adala tany ndray ve elah ty klé :-D :-D
fa iza zany zokibenao zany aloha fa ho karakaraintsika :-D
fa iza zany zokibenao zany aloha fa ho karakaraintsika :-D
5. xxx
(
15/08/2009 17:28)
pikatti:iza koa zany zokibeny zany e? iza no tsy mahafantatra fa olona iray ihany ireo !
Nivoaka ny hopitalin'adala tany ndray ve elah ty klé :-D :-D
fa iza zany zokibenao zany aloha fa ho karakaraintsika :-D
t@ 5h30 maraina anie io dia efa teto e! tsy nivoaka zany fa nitsaoka tao e
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. pikatti
(
15/08/2009 17:32)
xxx4 tsisy notion de temps ntsony le badraodra io zany fa efa zatra nihiboka tany am-pigadrana tao Fresnes tao
Elah aloha raha tratran'ny GTT de mahamay tsara ny vodin'elah :-D :-D :-D
Elah aloha raha tratran'ny GTT de mahamay tsara ny vodin'elah :-D :-D :-D
7. Mirananirina
(
15/08/2009 17:54)
Elah aloha raha tratran'ny GTT de mahamay tsara ny vodin'elah=)) =)) =)) =)) =))
mamaly hevitra eto elah sy Mirananirina d fara fabetsany fehezanteny roatsy manadino mihitsy ouiandry zany an,tratry ny taona aky a.
8. pikatti
(
15/08/2009 17:59)
aza tezitra hoa elah ry ouiandry fa vao maika anie elah hanalako eto é :-P
9. ouiandry
(
15/08/2009 18:51)
elah njay ra-pokatti d zao kozinay aminlah jiolahimboto no tadiavinlah d ampy anlah zahay, hifampitady @ ketrika d samy manana anzany, dommage less tsy afaka mifankahita aminlisany zah ah!!!! rehefa hifanaja d azo atao izany fa rehefa hifanalika kou d tsisy koi fa tairo fa zé tsy mahatanty no mitsoka! ary io IP mitondra an'io ouiandry tonga d koziko lisany fa tsy manao xxx io ary mahasaha anlisany retraretra io!!!
10. benkintana
(
15/08/2009 20:25)
Aza ho azana lesy izy pikatti a,bandy be taimbava tsy mahavoa io ,efa nanaovako fotoana tany @ ambasady le fozatay io fa tsy tonga akory,aza mba FOZA :twisted: :twisted:
11. pikatti
(
15/08/2009 20:54)
io IP mitondra an'io ouiandry tonga d koziko lisany fa tsy manao xxx io
efa fantatry ny mpisera lesy elah miteny irery manao xxx eto fa aza mba mitoraka bolao teo ;-)
