Asehoy ary fa tena mpanao politika ianao

1. ouiandry ( 10/08/2009 05:36)
Nanomboka omaly 09/08/2009 d niditra @ dingana vaovao ny rafitra tetezamita noho izany miova ihany koa ny famindra sy ny fifandresan-dahatra, miova ny fandehanjavatra satria tafiditra tsara ao anatin'ny nitiavan'ny mpanao politika anazy ny resaka noho izany dia tsara soritina eto ary ny tanjona:

1°Vitanay aloha hatreto ny tanjona satria nanomboka omaly d tafiditray ao @ TETEZAMITA daholo ny vondron'olona misy eto Madagasikara rava ny repoblika fahatelo! izany zavatra izany d tsy maintsy natao mba nahafahanay ni-legitimer an'ilay fanonganana an'i Ravalomanana, manomboka eto izany dia hoavy @ izay ny CI satria efa niarahanahalala moa fa na tehanampy anay aza ny CI d tsy afaka nanao izany noho ilay coup d'Etat nataonay hany heriny d tsy maintsy nanao an'iny Maputo iny izy ireo mba AHAFAHANY MANAMPY ANAY!

2°Manomboka eto aloha d tsy maintsy misy anankitelo farafaharatsiny ny mouvances hitondra an'ilay tetezamita, tsorina mantsy fa manahy ny fialan'ny mouvance Ravalomanana izahay atsy ho atsy noho ilay antony efa fantatrareo :-D :-D :-D ! satria ataoko fa samy mahalala isika fa na i Pr Zafy na Ratsiraka d samy tsy MANAIKY ilay fampidirana BODYGUARDS noho izany d mazava ny hoavy, i Joaquim Chissano koa d nilaza fa tsy ny fiverenan'i Ravalomanana no mahamaika fa ny hampilamina an'i Madagasikara mba ahafahana mampandeha ny raharaha!

3°Manomboka eto ihany koa d vao maika hitombo ny herin'ny Tafika Malagasy satria hiaraka hanohana an'ilay tetezamita izay oentin'ireo mouvances anankitelo miaraka @ sociétés civiles ry zareo.

Fehiny: D ataoko fa tsy mila azavaina aminareo ntsony ny tohiny fa mpanao politika ianareo fa tsy DIKY ENTINDRIKA tsy mampiasa saina!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0427