Mba Milaza oe anaran'oul teny @ 13mai ka lasa ao Magro

1. ouiandry ( 08/09/2009 15:06)
Vice President de la Transition Rajemison Rakotomaharo :-D :-D :-D

Vice President conseil de la transition : Jacques Sylla :-D :-D :-D


Ministre des ressources halieutiques : Alain Andriamiseza :-D :-D :-D

Mba milaza oe anarana TGV lasa nivadika Magro fa zahay manana TIM lasa TGV
2. pikatti ( 08/09/2009 16:17)
n'importekoa :-D :-D :-D
3. Samoana ( 08/09/2009 16:23)
mety misy antsy maranidoha ao an-damosin-drizalahy ireo kouh :-D ! Manky vice angamba ny mpitantana dia tsy maintsy namorona vice bdb haingana :-D
4. ifiona ( 08/09/2009 16:44)
sssssss efa ela anie i Alain Andriamiseza no tsy nipoitra Magro intsony e! asa, tsy efa t@ mois d'avril ve no farany. Nanomboka t@ zay lery dia hita niarakaraka t@ ireo pro-HAT.
Taorian'izay rehefa nisy ny Maputo dia tsy tao anaty delegasiona Marc Ravalomanana izy. Efa mazava be anie zany e! Efa nampoizina.

5. ifiona ( 08/09/2009 16:45)
ouhhh adinoko, efa miala any koa zao ny gouvernement parallèle par les trois mouvances e!

source orange
CRISE MALGACHE: Une intervention d’Albert Zafy, qui se rapporterait au projet de mise en place d’un gouvernement parallèle par les mouvances Ravalomanana, Ratsiraka et Zafy, est prévue ce soir sur la RNM et sur la TVM
6. ouiandry ( 08/09/2009 18:17)
efa mivonona aminzany zay ry ifiona ah, ary miandry tsara tokoa fa d atsangano hojerena, ny zavanisy alou d tsy nahomby ny fitarihana ny mpiasampanjakana hitokona, fa zao misy hira efa vita ato raha hanao interprète ifiona sady milay le izy fa mikasika ny fitiavana sy fanompona an'ilay dada nafohy an-janany ka lasa nandositra d nohanin'ilay mila...seza ny volany fa adala tompo sady azo t@ makarakara ka nivoka t@ klodoka ha ha ha VIVE ny fianakam's TGV OK eto @ serasera!!!
7. ifiona ( 08/09/2009 18:30)
tairo e :lol: :roll:
8. fijo ( 08/09/2009 21:32)
ady an trano no hiafaran'io raha izao fizotrany izao.
9. zoam ( 08/09/2009 21:44)
aleo miady kely mihitsy raha tsy izany tsy mifankatia e ,lasa miatsaravelatsihy fotsiny eto,
10. xxx ( 09/09/2009 13:14)
Sylla angaha teny @ Magro mihintsy ???
11. pink ( 09/09/2009 19:40)
ouiandry:

Vice President de la Transition Rajemison Rakotomaharo :-D :-D :-D

Vice President conseil de la transition : Jacques Sylla :-D :-D :-D


Ministre des ressources halieutiques : Alain Andriamiseza :-D :-D :-D

Mba milaza oe anarana TGV lasa nivadika Magro fa zahay manana TIM lasa TGV



Ny VAHOAKA no lasa eny @ Magro fa ho hitanao anie e raha tsy mapiasa basy intsony ny TGV
12. ndotofetsy ( 09/09/2009 22:52)
ty oui oui ty ko tena tsy mifitra ndraindray maimbo be le resak =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0325