Madagasikara efa lafo ambongadiny kay ilay nosy!
1. ouiandry
(
14/08/2009 04:36)
Mazava be izao fa d ny VAHINY no mitondra an'i Madagasikara, hita miharihary izany raha ireto antony ireto no jerena:
_Ny GIC no hanapaka sy hisafidy izay olona hitondra an'ilay tetezamita!
_Ny GIC no hanapaka oe rahoviana i Ravalomanana no afaka miverina!
Ny mila fanazavana d ny hoe ahoana no nahatonga antsika Malagsy ho niakindoha sy tsy afa mialà @ ireo olona mpanambola ireo, ny antony d tsotra izay tonga teo @ toerana d nivarotra an'i Madagasikara daholo:
_Ratsiraka nivarotra an'i Madagasikara t@ kominista mora ny nialana t@ Kominista satria rava ilay bloc, ary mora ihany koa ny manilika firenena noho ny manilika vondron'olona!
_Ravalomanana d nivarotra an'i Madagasikara t@ na vondron'olona izay olona mpanambola sy mpividy mpitondra any @ ireo fanjakana mahantra, ireo olona ireo d afaka mibaiko ny mpitondra rehetrarehetra manerana an'izao tontolo izao io ilay lobby, sarotra be ny manilika an'ireo vondron'olona ireo satria tsy misalasala izy ireo mamono izay rehetra manakatsakana ny finanany!
Porofo @ izany ny nilazan'i Ravalomanana fa afaka mitondra bodyguards izy, satria efa nahazo toky t@ ireo vondron'olona ireo izy ny @ fiantohana ny ainy!
Tsy resahako ny fivarotana nataon'ny hafa satria maivana ka mora noravana fa ity indray mitoraka ity d hosarotra ny fandravana anazy satria TSY VOAKARAKARA NY MIARAMILA ka tsy faly t@ ilay fifanarahana, efa manao ezaka mafy ilay vondron'olona mividy ny miaramila Malagasy fa d hohita eo ny fandehany, raha tanteraka moa izany d afaka miomana isika aty Madagasikara fa horaikitra ihany ny fametrahana ny EMPERORA Ravalomanana, ny GTT tsy misy olana aminy izany satria izy ireo tsy hovoakasika satria any andafy any ny tanindrazany!
Mahakasika ireto GTT ireto d mbola baiko avy @ ireo vondron'olona vahiny nividy an'i Madagasikara no mampirisika sy ao ambadik'izy ireo!

novalian'i pikatti ny 21/08/2009 10:38
3. penguin
(
14/08/2009 05:50)
Mamita-bahoaka ny tgvendrana satria tsy manaraka ny tantara sy zava-misy. Anaty "mondialisation, globalisation" i Madagasikara ary mpikambana amin'ny "OMC,UN,UA,SADC,COMESA,...). Noho izany misy fifanekena arahina rehefa mpikambana koa maninona no tsy azavaina amin'ny vahoaka tiana ho fitahina ry tgvendrana hoe hiala amin'izao tontolo izao Madagasikara fa entinao any @ planeta vaovao ? Hata-bola avy andafy no asesika nefa ary ny famenoana paosy no atao nefa milaza ho baikon'ny avy ivelany. Hafa ny atao ary hafa no lazain'y vava. tgvendrana.
4. pikatti
(
14/08/2009 06:19)
Tsy resahako ny fivarotana nataon'ny hafa satria maivana ka mora noravana fa ity indray mitoraka ity d hosarotra ny fandravana anazy satria TSY VOAKARAKARA NY MIARAMILA ka tsy faly t@ ilay fifanarahana,
Ka elah ry andryui no tsy miresaka fa ny Malagasy tsy maintsy maneho ny heny refa tsy manjary maty ny fitondrana
5. ouiandry
(
14/08/2009 06:27)
Tsy any ny resaka fa tsotra maninona ary no ny vahiny no hanapaka (Valider) ny fanjakana apetraka sy hanapaka ny fiverenan\'i Ravalomanana tsy efa midika ve izany fa ny vahiny no mandidy sy manapaka antsika!
Manaraka izany d mbola averiko fa eto @ serasera ohatra d tsy tian\'ny GTT sy TIM ny fianakam\'s TGV100% tsy misy fangarony satria mafy loha tsy mety manaiky ny hisian\'ny jadona eto Madagasikara, d mazava fa toa izay ihany koa ny fitondrana firenena TSY MILA OLONA MAFY LOHA HAMPIAKATRA an\'i Madagasikara ny MPITSETSITRA ERAN-TANY, fantatr\'ireo nifandimby nitondra teto izany, ary izay no mahatonga an\'ireo nitondra teto hiova hevitra rehefa tonga eo @ fitondrana satria tsapany fa mpiandry omby volavita izy ireo ka tsy tompony fa mpamerin-doha d izay no mahatonga anazy hangalatra sy hameno ny paosiny, i Ravalomanana d nanararaotra izany ka vitany tsara ny pactes t@ ireo vondron\'olona vahiny mpitsetsitra sy mpangalatra ireo ary ireo no mafy indrindra @ izao any Brésil any no foibeny samy mahalala isika mianakavy fa très courtisé par les chef d\'Etat occidentaux ohatra i Loula noho i Brésil mi-heberger an\'ireo vondron\'olona ireo d mba araho hoe ny fiovan\'ny fomba fijerin\'ity filoha Brésilien ity depuis n\'izy tonga filoha d hohazontsika ny asan\'ity vondron\'olona ity!
Momba an\'i Ravalomanana d tsotra @ maha mpandraharaha anazy d ny mahamaika d ny fahitana vola, ohatra ny vevavy mpanao affaire mandeha any andafy any rehefa may Ambondrona d mivarotra ambongandin\'ny tapan\'ilany hivadika ho FF hoy ilay hiran\'i Tsélonina, d toa izay koa ity Ravalomanana ity namidiny ambongadiny i Madagasikara mba ahazahoany vola! D jereo fa @ izao fotoana izao tsy ny tombotsoa na ny fantiantok\'ilay mpandraharaha ohatra no jeren\'ny tsena amerikanina fa ny mahamaika anazy ny hanao fahirano ny HAT (Ataoko fa samy nandre an\'ilay ramatoa mpandraharaha tsy miankina nandeha niaro ny tombotsoany tany Nairobi isika rehetra) ho antsika izay eto Madagasikara mazava ho azy!
Momba ny lalana nataon\'i Ravalomanana d tadidio fa nataony ireny lalana ireny hahamora ny fanangonambokatra nataon\'ny MAGRO! i Ratsiraka d tsy nanao ninona fa ny nahafaly anazy d ilay voninahitra nitondra an\'i Madagasikara hany ka nandritra ny fitondrany d niharatsy andro aman\'alina i Madagasikara! Fa sûr aho fa raha mpanangom-bokatra i Ratsiraka d nanao lalana ihany koa!
Manaraka izany momba ilay mondialisation:Mbola averiko fa i île Maurice ohatra d afaka mividy an\'i Madagasikara tadidio anefa fa tsy manana ny ampahazaton\'ny ananantsika Malagasy i Maurice, ny tsara hofantatr\'isika Malagasy d ireo mpanambola rehetra eto Madagasikara ireo d otran\'ireto GTT ireto, azavaiko i Madagasikara d ataondry zareo fitsangatsanganana sy fangalarana ary fitadiavana fa any andafy any no mipetraka ny harenany!

6. pikatti
(
14/08/2009 06:31)
MIfangaro be resa-toaka vao maraina lety a,
Tsisy miraharah zay resatoaka eto :-D :-D :-D

7. dadabe
(
14/08/2009 06:38)
mampalahelo be le fomba fisainan'olona sasany eto @ serasera fa raha maneho hevitra hampandroso an'i gasikara ny sasany dia arabirabiana sy ambaniana ilay hevitra fa tsy mba miady hevitra... :roll: ou lalah quel con
8. benkintana
(
14/08/2009 06:41)
Aleo ataon'olona ao rehefa mpanao olona tsy mahalala maty koa raha kianina ve de mibaradaka sahady :-D :-D :-D
9. ouiandry
(
14/08/2009 06:44)
pikatti:
MIfangaro be resa-toaka vao maraina lety a,
Tsisy miraharah zay resatoaka eto :-D :-D :-D
zay filazanlah anazy fa ny azoko lazaina d zao vakio ilay kozin'i Niry ao @ sobika mahakasika anlisany mpanompon'i Ravalomanana, refa tsy takatrin'ny sain'elah ilay izy d mipetra efa fantatro fa diky entindrika tsy mahatakatra lavitra elah fa zao mba ampesao ny saina fa aza lany andro mifoka rongony miaraka @ Tojo!
10. benkintana
(
14/08/2009 06:49)
Vitamatavy ndray rainitetaka klé,miaraka mimôsy nga lisany sy zany Rojo zany klé :-D :-D :-D
11. pikatti
(
14/08/2009 07:00)
Reasaka parano less zany ah !!! diso be elah raha hilaza fa R8 na Rajokitra na RatsyIraka na Razefa na Rakoto na Rabe na Rasoa na Rabozy na Raouioui ny tary klé;lasa parano koa angah elah klé,Niry anie leity bandy akama sao elah diso fiantefa,misaotra @ pub sobika aloha,ary raha hiditra forum sobika elah de omeko ny sahaza ha ha ha , laingako lesy zany , zao fotsiny e, aza de parano loatra elah ,tena kôzy io ;-)
12. ouiandry
(
14/08/2009 07:14)
Tsy misy resaka paranoïa less eto fa resaka marina ary tsy azo lavina io satria raha nihaino ny nolazain'ilay ramatoa avy any Nairobi elah d nahatsapa fa gaigy be tokoa ny fanaon'ireto mpanankarena ireto, ary ireo no tena manimba ny tany mahantra ny mahatonga saina d hoe rahoviana no mba hisy marina ilay patriotisme satria matetika d voafitaka sy voafahan-dalitra ny vahoaka, ohatra izao ny koziko anlah nitombo avo firy heny ny fananan'ny mpitondra d mitombo avo firy heny ny fananan'ny olona entiny,
Momba an'ilay kozy mahakasika an'i Niry d vakio ny édito ny sobika maly fa tsy misy lainga ny fanaratsiana ataonlisany mpanompon'i Ravalomanana anazy, d mbola averiko aminlah fa ataovy mihaja ny resaka fa lisany tsy misy atahorako raha ohatra moua ka tena hifanompa sy hanao d zao njay aty dago zah ka rah misy mafy be d afaka mifanao fotoana fa tsisy olana!

13. xxx
(
14/08/2009 07:33)
hoe rahoviana no mba hisy marina ilay patriotisme satria matetika d voafitaka sy voafahan-dalitra ny vahoaka
mamahadalitra anay aty Madagasikara le Andry ,fa harodany any koa
tsy misy atahorako raha ohatra moua ka tena hifanompa sy hanao d zao njay aty dago zah ka rah misy mafy be d afaka mifanao fotoana fa tsisy olana!
F tena voatsoka tany frantsa tokoa ve ty ranzandry é, izahay tsy mila olona mpanompa aty aminay
pikatti ihany le cauchemarn'elah lesy ty a :-D :-D :-D
14. tess
(
14/08/2009 08:01)
4. Mpandefa : ouiandry [ Valio ] 14-08-2009 08:27:30
Lohateny : Re : Madagasikara efa lafo ambongadiny kay ilay nosy!
Tsy any ny resaka fa tsotra maninona ary no ny vahiny no hanapaka (Valider) ny fanjakana apetraka sy hanapaka ny fiverenan'i Ravalomanana tsy efa midika ve izany fa ny vahiny no mandidy sy manapaka antsika!
ka tsy misy manana capacité hahay handamina sy hanarina ny fandriampahlemana n'ny firenena kou, mahamenatra anie izany e!
ka akory atao tsy maintsy mandalo amzay vao hahay hifanaraka sy hifandamina :-P
15. hery
(
14/08/2009 10:02)
Normal raha ny vahiny no hanapaka satria:
- Nanao fifidianana ara-dalàna ny Malagasy kanefa alain'ny Malagasy hafa ny toeran'ny olona lany tamin'izany fifidianana izany.
- Be fialonana ny samy Malagasy ka tsy mahalala intsony ny tena atao hoe demokrasia hoe rehefa te hiditra ho filoha dia miandry fifidianana tahaka ny any amin'ny firenena hafa.
Tsy nisy vahiny niditra mihitsy teo raha tsy nangalatra fitondrana ny TGV

16. ouiandry
(
14/08/2009 10:37)
hery:

le resaka ra-hery rah tena mijery @ maso tsy miangatra d toa izao:
_Mandritra ny fifidianana d izay manambola sy mitondra ihany no lany satria ny mpitondra d afaka mangalabato ary ny mpanambola d afaka mividy vahoaka! Misy ohatra ity namaky banky ilay rangahy tsy tratra i ranamana d nividianany fiara ilay vola mazava ho azy fa madio ilay fiara satria novidiany fa kosa ilay vola nividianany azy ahoana? d toa izany ny fifidianana aty @ firenena mahantra mbola averiko fa any ambanivohitra be any d raha toa ka ny 45% ny vahoaka no nifidy ilay filoha amperin'asa rehefa tonga aty Antananarivo ny vokampifidianana d lasa ny 95% no nifidy an'ilay filoha amperin'asa, toa izany no niseho t@ 1989 raha jerena ny vokampifidianana teny @ renivohimparitany d tokony tsy holany intsony Ratsiraka fa rehefa miakatra ny vokatra avy any ambanivohitra d lany izy, d raha tsy diso aho d izay koa no nahatonga an'i Ravalomanana tsy nanaiky ny valimpifidianana navokan'ny HCC t@ 2002, d maninona anefa tsy misy firenena sahy miditra mametraka miteny hoe nagalambato ny filoha ka tsy ekenay, noho izany d tsy mitombina ny filazana fa ny fanonganampanjakana no mahatonga ny IREO VONDRON'OLONA MPITSETSITRA hiditra @ ity raharahanay Malagasy ity, raharahanay satria ianareo any e tsy omena tsiny satria any ivelany any é!
Mbola averiko fa mazava fa nahazo pression ny mpivory tany Maputo satria manelingelina ny fitsetsefana ataon'ny lobby ary io lobby io d i Ravalomanana no saribakoliny satria i Ravalomanana no nifanaiky t@ izy t@ fivarotana an'i Madagasikara! Nihezaka moa ny frantsay fa kely sy bitika ny mpanao politika frantsay manoloana an'ireo mpanankarena mivondrona ao anatin'ilay lobby satria tadidio fa na ny mpananakarena mpanohana an'i Sarkozy aza d ao anatin'ilay lobby ka afaka mibaiko tsara an'i Sarkozy sy Kouchner mba manaraha tantara é, d adihadio daholo hoe avy aiza ireo olona mitondra an'ity planète terre ity!
Amiko tsy olana intsony ny hoe iza no hitondra fa ny mafy aminay d ny hoe:"NAMIDY AMBONGADINY I MADAGASIKARA" eto aho d manararaotra miteny fa ny mpivarotra tanindrazana d izao ny fanaony:
_NY zanany asain'ny manambady vazaha satria na ny maha malagasy anazy aza tsy maha dedaka anazy intsony!
_Ny ankamaroan'ny fananany d any ivelany any!
D zao ra-hery fahambaniantsaina ny filazana fa fialonana no mahatonga ny olona hiteny manoloana ny mpangalatra, tsy resan-jaza izy ity ka hoe resaka fialonana no entina hitondrana fanjakana! Tsy tsara ny manambany olona fa raha olona mbola mametraka fialonana no entina hi-justifier-na ny ataon'ny olona iray d amiko olona tsy nianatra no mitondratena toa izany!
Ho anay d mbola averinay fa ny fivarotana an'i Madagasikara @ vahiny d tsy azo ekena, tsy azonay ekena ihany koa ny fakana an-keriny ny tanin'olona ary ireo no tsy nekenay t@ fitondran'i Ravalomanana! Mbola averiko fa tsy azo atao ny mialona olona satria ny anjara samy manana ny azy fa kosa ny ady @ tsy rariny tsy maintsy atao ary aleonay maty toa izay velona kanefa hanaiky ny tsy ara-drariny!
17. ketaka67
(
14/08/2009 10:58)
ouiandry:
Mazava be izao fa d ny VAHINY no mitondra an'i Madagasikara, hita miharihary izany raha ireto antony ireto no jerena:
_Ny GIC no hanapaka sy hisafidy izay olona hitondra an'ilay tetezamita!
_Ny GIC no hanapaka oe rahoviana i Ravalomanana no afaka miverina!
Ny mila fanazavana d ny hoe ahoana no nahatonga antsika Malagsy ho niakindoha sy tsy afa mialà @ ireo olona mpanambola ireo, ny antony d tsotra izay tonga teo @ toerana d nivarotra an'i Madagasikara daholo:
_Ratsiraka nivarotra an'i Madagasikara t@ kominista mora ny nialana t@ Kominista satria rava ilay bloc, ary mora ihany koa ny manilika firenena noho ny manilika vondron'olona!
_Ravalomanana d nivarotra an'i Madagasikara t@ na vondron'olona izay olona mpanambola sy mpividy mpitondra any @ ireo fanjakana mahantra, ireo olona ireo d afaka mibaiko ny mpitondra rehetrarehetra manerana an'izao tontolo izao io ilay lobby, sarotra be ny manilika an'ireo vondron'olona ireo satria tsy misalasala izy ireo mamono izay rehetra manakatsakana ny finanany!
Porofo @ izany ny nilazan'i Ravalomanana fa afaka mitondra bodyguards izy, satria efa nahazo toky t@ ireo vondron'olona ireo izy ny @ fiantohana ny ainy!
Tsy resahako ny fivarotana nataon'ny hafa satria maivana ka mora noravana fa ity indray mitoraka ity d hosarotra ny fandravana anazy satria TSY VOAKARAKARA NY MIARAMILA ka tsy faly t@ ilay fifanarahana, efa manao ezaka mafy ilay vondron'olona mividy ny miaramila Malagasy fa d hohita eo ny fandehany, raha tanteraka moa izany d afaka miomana isika aty Madagasikara fa horaikitra ihany ny fametrahana ny EMPERORA Ravalomanana, ny GTT tsy misy olana aminy izany satria izy ireo tsy hovoakasika satria any andafy any ny tanindrazany!
Mahakasika ireto GTT ireto d mbola baiko avy @ ireo vondron'olona vahiny nividy an'i Madagasikara no mampirisika sy ao ambadik'izy ireo!
izay ilay problema fa rehefa manao la manche eran'izao tontolo izao dia atao antoka ny tanindrazana! tsy manana ny indépendance politique sy économique isika! porofon'izany izao krizy izao! izao ary efa hoe vitao @ izay ny adiady fa ny vahoaka jerena, mbola miady an-trano indray ny HAT!!! ary mahazo vahana ny mouvance Ra8!
18. xxx
(
14/08/2009 12:09)
KA INONA ary ny mbola hataon'i ouiandry eto ,sao dia enao kosa no voakarama to resaka toaka ,voakarama enao dia mividy botakely,mandehana mankany amin'ny sobika any refa tsy faly ,any enao mahita vendran-toaka ohatranao,na ny tao mpiaro an'i tgvendrana ary efa nivadi-dela fa enao no voakarama hanao resaky ny maty andrano eo,na hanatsara an'i tgvendrana aza enao tsy hiala mihintsy akory fa hentinareo foana io étiquette io hoe vendrana 3!na ritra aza ny ranon'Ikopa tsy misy n'inOna 2 hiditra amin'ny lohakelinao?MATY AHO FA VENDRANA ,izay sisa hatao hira2!
19. ouiandry
(
14/08/2009 12:43)
xxx:

ny olona tohananao sy ny taranany no mpifoka rongony fatapoko fatampirenena ry xxx a, d mino aho fa ianao mpanompony izay mpilelaka ny divony ihany koa d mifoka miaraka aminy, d zao nareo no mpanompo olona, sy mpanao culte de personnalité ary efa ela izahay no nilaza fa NY DONDRONA SY MATIM-BOLA TOA an'i Ravalomanana no proie tsara indrindra ho an'ny demony mba hanantaterahany ny zavatra tiany atao @ ity Nosy Malalanay ity.
Momba ny hoe nivadidela ny mpiaro an'ny TGV d tsy i ouiandry no hivadidela izany na inn hitranga na inn hidona.
_TGV aminay d midika ho ilay fandravana ny jadona.
_TGV aminay d midika fa afaka niverina an-tanidrazana i Ratsiraka satria tsy maintsy nanaiky ny fahadisoany i Ravalomanana ka na d tsy nanaiky ilay amnistie nangatahana depuis 2002 aza izy d izao tsy maintsy nanaiky ny fiverenan-dRatsiraka satria NAHONGANAY TGV.
_TGV aminay d midika fa tsy mahazo mody dans l'immédiat i Ravalomanana fa any afrika any aloha mialokaloka!
_TGV aminay d midika fa ny raharaha Relais De Volcans d miandry an'i Ravalomanana ny fitsarana anazy satria azo torina tsara i Ravalomanana refa miverina eto Madagasikara!
Fehiny i ouiandry d tsy miala @ TGV satria raha tsy TGV d tsisy tanteraka ireo voalaza eo ambony rehetra ireo!
ZAO RY XXX LELAFO TSARA NY DIVON'i patronareo, ataovy daholo izay ataonareo @ fanaratsiana ny resaka ataonay fa ny azonay lazaina d jereo fa voasarika ato @ resakay ianareo ary tsy zakanareo ilay resaka ka ny any azonareo atao d ny manaratsy tadidio anefa fa tsy izany mintsy no hanakana anay tsy andeha eto!
20. terrywui
(
14/08/2009 15:29)
ataon'i ra-ouiandry milelapaladia mitsy ra-pikatti ato zany ka nivadika MIPIKA TY! tanteraka le ngama ato ,, de ahona lety ry Mipika Vilana ty aa!! maharary v ny faizin dra ouiandry vao maraina ??? tsy ho analah irery io fa ho anla sy ny debanlah rahery be torimaso vao maraina io kou !! hi hi hi !!
rah mila fanazavana fanampiny laisany d atsoy ah amn +39 3387 4424 12 fa ho valiakao ze tianalaisany anotaniana,,, ha ha ha ha ha !! de refa miantso laisany de arinan'ny amin'ny 11h atoandro fa mbola matory hatramin'nio aho !!! ha ha ha ha !!! aty aminay mbola mazava be amin'ny 10h alina de ts midasika l kofa rah tsy amin 12h alina ,,,