Madagasikara efa lafo ambongadiny kay ilay nosy!

41. ouiandry ( 20/08/2009 17:36)
pikatti:

elah efa kobon'ny olona fa mpiangona ao pantin sady diakôna nidekona de voatsoaka ha ha ha,antidahy gaigy tsisy apoaka ,aleo madama aloa hanao ny sitrapony any fa elah tsy aninon-tsianinona hono :-D :-D

ka elah zao no mila amboariko satria amizay hita na oe efa tena maina be tokoa ve elah na mbola mandomando ihany é :-D :-D :-D mino aho fa raha amboarina kely elah mety hoafaka ty ankizintinana noho ilay lam séebai ty an!!! :-D :-D :-D
42. pikatti ( 21/08/2009 10:38)
mino aho fa raha amboarina kely elah mety hoafaka ty ankizintinana noho ilay lam séebai ty an!!!

tsy miteny leity refa feno ny vavan'elah a,tsy mahalala fomba :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0537