o ry pokatti a, elah no midira fa aza mapirisika
1. ouiandry
(
15/08/2009 17:57)
jereo fa vo treromina njay mandé fotsiny le rajako sy TEGEVE faupla d mipitsika d elah anefa milaza fa hihinana pop-corn, tandremo fa sao d ho gaver-na katsamanta elah vo tsy halevokanina eo an, sa mou ela efa zatra nihinakatsaka tao Fleury-Mérogis :-D :-D :-D :-D :-D maivana otran'ny pop-corn ihany kay le pokatti ty klé =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
répondu par ouiandry le 27/08/2009 07:29
2. pikatti
(
15/08/2009 18:06)
Nhazo tany @ dadabe less zah ah,fa tonga tao Fleury ndray elah teo ?koa hoe any dago :-D :-D
4. pikatti
(
15/08/2009 18:11)
Aiza ndray zé miady eo fa de mifana sa tsy izany retsy ry ouiandry a? elah hoa aza tezitra fa vao maika zah mahazo aina be :-D :-D
5. ouiandry
(
15/08/2009 18:12)
ka hitanlah ndray ka le dadabenlah fa mamanlah anie makorela nentin'ny vazaha d tsy nanana pap's d voahidy tao Fleury-Mérogis tao, kay mba nanavotra anlah ihany zany le dadan'ny dadanlah na d nentiny hivarotra aza no nitondrany an'i mamanlah tany andafy tany :-$
6. Rajakoo
(
15/08/2009 18:16)
Afodia kôa vavanao io ouiandry ,zaza tsy manjary ,naré jiaby zaza tsisy taratasy;karaha kivà :@
8. ouiandry
(
15/08/2009 18:31)
mipetra tsara less elah ry rajakoo fa akondro no finananlah fa tsy vary a, d ny pap's njay less matevina be tsy zakanlah fa aza asiana kozy bobaka fa matoa zay mahasah mifampinana aminlah eto d mahazaka anlah!!!
9. xxx
(
15/08/2009 19:08)
OUIOUI ngeh matahotra ny mody antanindrazana e! tsy misy antonasa any de aleo aloha milalao mozika sa ahoana???? aza mora tezitra fa somonga daholo ireny e! tsiky de ampy :-* :-*
10. xxx
(
15/08/2009 19:12)
ouiandry:ary raouiandry nga hono manana paps?
ka hitanlah ndray ka le dadabenlah fa mamanlah anie makorela nentin'ny vazaha d tsy nanana pap's
11. xxx
(
15/08/2009 19:14)
xxx:au noir sy tsy manana paps
OUIOUI ngeh matahotra ny mody antanindrazana e! tsy misy antonasa any de aleo aloha milalao mozika sa ahoana????
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. benkintana
(
15/08/2009 20:27)
Afodia kôa vavanao io ouiandry ,zaza tsy manjary ,naré jiaby zaza tsisy taratasy;karaha kivà
Mba avelao hiteny izy ry zalahy fa toa petsa be klé
13. Rajakoo
(
15/08/2009 20:34)
mipetra tsara less elah ry rajakoo fa akondro no finananlah fa tsy vary a
zaho ndreiky tsy mavozo ôl tsisy lôha karah anô ty,zaza tsy manjary maty ,mianara hely anô manaja ôl ndreiky maty2 foagny
14. pikatti
(
15/08/2009 20:50)
ndreiky maty2 foagny
Raha ny tokony ho izy de tsy mahafaty zany ny eto fa lery zany efa parano ,efa milevim-belona ha ha ha
15. ouiandry
(
16/08/2009 03:19)
pikatti:
ndreiky maty2 foagny
Raha ny tokony ho izy de tsy mahafaty zany ny eto fa lery zany efa parano ,efa milevim-belona ha ha ha
matimaty fogna @ aona ary ty ry rajakoo, fantatray anie fa mpiralahy ny pokatti sy ny rajakoo satria ny mamanlisany le janga é
:-D :-D :-D :-D :-D
16. dadabe
(
16/08/2009 07:46)
ta..y @ am..be eto izany kleaza.... ahiko hisy hifampitsoda virtoaly kle hahahahaha...angaha mo tsy resak politika no tokony atao e ?? hahaha
17. pikatti
(
16/08/2009 09:50)
.angaha mo tsy resak politika no tokony atao e ?? hahaha
slt less dadabe,aleo alou zairina kely le aka io fa manaratsy mpisera loatra é,
rajako efa milaza ao ambany ao fa elah anie ka zanany ,sady le tel nalefanareo lery no mamaly de zay no nolazaiiny fa 20 lisany no samihafa ray ,de tsy zakany ny ditran'ny bôfin'elah :-D
fa ahoana less fa toa kamboty daholo lisany zany, =)) resaka less iny ka himezana fa lainga lainga fa dia aza kivy e :-P
18. ouiandry
(
17/08/2009 05:30)
pikatti:
.angaha mo tsy resak politika no tokony atao e ?? hahaha
slt less dadabe,aleo alou zairina kely le aka io fa manaratsy mpisera loatra é,
rajako efa milaza ao ambany ao fa elah anie ka zanany ,sady le tel nalefanareo lery no mamaly de zay no nolazaiiny fa 20 lisany no samihafa ray ,de tsy zakany ny ditran'ny bôfin'elah :-D
fa ahoana less fa toa kamboty daholo lisany zany, =)) resaka less iny ka himezana fa lainga lainga fa dia aza kivy e :-P
tena oul dépourvue na logique less elah ry le pokatti, jereo fa i Tojo zanaka mpanamoly d izy kou lasa mpanamoly,d i Sarah zanaka mpamihorohoro sy mpanao ankeriny d i Sarah kou mpampihorohoro sy mpanao ankeriny, noho izany i rajakoo d obédience Ravalomanan d ahoana kanefa zah fianaka'm TGV 100% tsisy fangarony, fa elah sy rajakoo d hita mintsy ny mahampirahalahy anlisany @ le fahaizana manompo olona sy misolelaka sahalan'ny kalape :-D :-D :-D :-D d jereo tsara ny firaisan-kina ny fianakam's eto mitovy ny saina, ny anlisany zao d ny filelafana ny divon'i Ravalomanana sy ny fanompona anazy no manavanana anlisany ny anay ndray d ny fanohanana an'i Andry Rajoelina mba tsy hiverenana'ny jadona ny talentanay, ny anay izao d efa fantatray fa tsy hirotsaka ho prezida @ 4ème repoblika i Andry Rajoelina fa tsy koia izany fa izay manohatra jadona d tohananay na iza na iza fa ny anlisany d refa tsy Ravalomanana d tsisy hita mintsy oe osy mainty mpanarakefa :roll: :roll: :roll:
19. dadabe
(
17/08/2009 08:05)
ouaii leuleu raha mihaona mivantana tenisany mety ho kombaka tsy fankahitana a :^) bandinanakivy be kle...ao ny fetsepre fa ao ko ny ndikinalika st voamadilo :-D
20. AndriambyII
(
17/08/2009 08:29)
dadabe:
ouaii leuleu raha mihaona mivantana tenisany mety ho kombaka tsy fankahitana a :^) bandinanakivy be kle...ao ny fetsepre fa ao ko ny ndikinalika st voamadilo :-D
=)) =)) =)) =)) Fa angah misy an' zany ?
