mitady hanao lala poza indray ny HAT any maputo

1. zoam ( 02/08/2009 13:10)
efa hiara malala aloha fa dia tsy vonona an'io fihaonana io mihitsy ny HAT,natao daholo izay azo natao rehetra(baomba sy ny fanafihana an'i viva) ,ary rehefa fanatany fa tsy nisy nanaiky azy ny rehetra y compris communauté international dia nilaza ho any maputo ihany en fin saingy nolazaina fa tokony hitarina io resaka io hatrany @ mouvence fianakm's general angamba ,dia mbola nanao reunion paralelle ihany koa dia hoe efa vita tao @ panorama ny resaka ho dinihana any maputo.
répondu par fijo le 04/08/2009 21:39
2. xxx ( 02/08/2009 14:39)
MAP auto ok :* :* :*
3. bazylou ( 02/08/2009 15:28)
koa raha tsy zefa ny tgv , ka hanome anareo mianakavy seza gratuit eo kleeee, mafy izany very fihinanana marina, beuuurrk :-D :-D :-D :-D
4. patrick2002 ( 02/08/2009 18:52)
ka asa na inona no dinihina any fa taloha izay dia ny amnistie hon o ny an`i Ratsiraka ,Ravalo tsy maintgsy miverina @ maha filoha azy ny an`i gasy terroriste.
ka inona no handehanana any ,handany vola fotsiny.
5. pikatti ( 02/08/2009 19:00)
zay le mahavoa antsika ry rapaty ,efa hita zao fa mikatso ny raharaha dia mbola mihizingizina @ posisition-ny ihany,refa misy ouverture leity dia tantazana aloha dia hita eo ny fandrosony fa tsy miavon-tsy feno klé
6. xxx ( 02/08/2009 19:26)
Esory any rahery reto basy loha sy pat2002 reto fa mibahana sera2 fotsiny ambany lotra ny niveau-drizareo sa mpifoka maoly,ny tgvendrana handohalehiny aza moa tsy manana bepec ampaosy io mangalatahaka andra8 lava io no mba haindreo vendrana mafy rehefa vendrana ,tsy mamaly le dinika mihitsy ry zareo fa hita hoe mirediredy!tara be le train!!!
7. pikatti ( 02/08/2009 20:06)
Esory any rahery reto basy loha sy pat2002 reto fa mibahana sera2 fotsiny ambany lotra ny niveau-drizareo sa mpifoka maoly,ny tgvendrana handohalehiny aza moa tsy manana bepec ampaosy io


:-D :-D :-D :-D
sao koa ary lery de hirodana ho azy koa ,i ouioui mantsy efa lavo ho azy teto nataon'ny adalany nihinanana bakan'ny familly hé hé hé
tahio fa lasanko razana
;-)
8. patrick2002 ( 02/08/2009 20:49)
xxx:

Esory any rahery reto basy loha sy pat2002 reto fa mibahana sera2 fotsiny ambany lotra ny niveau-drizareo sa mpifoka maoly,ny tgvendrana handohalehiny aza moa tsy manana bepec ampaosy io mangalatahaka andra8 lava io no mba haindreo vendrana mafy rehefa vendrana ,tsy mamaly le dinika mihitsy ry zareo fa hita hoe mirediredy!tara be le train!!!



io fa mitady hanapoaka baomba indray ny terroriste ,tsy hita izay hanapoahana baomba ny mpanohana ny TGV ato dia esory any esory any sisa.
9. zoam ( 02/08/2009 20:57)
http://www.gazetiko.mg/gazetiko/
10. pikatti ( 02/08/2009 21:42)
Ampoizina fa tsy hankato azy ity ireo fironana 3 hafa izay tsy nandefa solotena teny an-toerana : Didier Ratsiraka, Zafy Albert, Marc Ravalomanana.
Jocelyne Randrianary

ka inona zany ry zoam fa tsy dia hihinan'ny fatiny ao daholo ny mpamadika sy ny voavadika sy ny tiakely sy matim-boninahitra ,zany hoe ry zalahy be tetika fopla tony klé :-D :-D :-D

aza malahelo lesy elah rapaty a, efa hoe mahazo miresaka elah sady mba efa misy fivoarana kely na dia mbola be aza ny mety azonao hatsaraina :-P
11. fanou14 ( 03/08/2009 06:05)
pikatti:

zay le mahavoa antsika ry rapaty ,efa hita zao fa mikatso ny raharaha dia mbola mihizingizina @ posisition-ny ihany,refa misy ouverture leity dia tantazana aloha dia hita eo ny fandrosony fa tsy miavon-tsy feno klé


voalazanao mintsy hoe efa mikatso ny raha2 koa maninona ra 8 no mihizingizina ny hiverina ary ny ho filoham-pirenena ? io rehefa ra 8 dia mety fa rehefa ny hafa no mijanona @ position ny dia lazaina fa vendrana etc , tsy ianareo eo @ magro ve zao no tena vendrana be @ zao ? na ny mpitarika teo aloha aza efa tsisy hita eny tsony , i sola sy rasatrobory sisa ; dia tsy mbola mahatonga saina ihany ve zany e , efa sesefan'ny olona laingabe dia mbola arahina foana ? asa marina jamban'ny vola marina ny vahoaka malagasy zay tsy mieritreritra ny ny ho aviny akory fa ny vola afafy eny magro no hivelomana asa aloha . koa ratsy misy mamba latsaka avy any andanitra izy ity koa. mimenomenona ery fa tsy misy vola ? ka inona no tsy hitadiavana asa fa laozana mandany andro eny fotsiny ?
12. xxx ( 03/08/2009 06:55)
http://www.rfi.fr/player/popUpMultimedia/popUpMultimedia_R.aspx?scrollposition=&URL=http%3A%2F%2Ftelechargement.rfi.fr.edgesuite.net%2Frfi%2Ffrancais%2Faudio%2Fmodules%2Factu%2FR116%2FMAMANE_8h57_14h57_-03_08-_Coup_d_etat_redif_23_03&UID=1_142_147373&rubrique=radiofr&motsClesID=vide
13. xxx ( 03/08/2009 07:09)
asa raha nisy nihaino ny valan-dresaka nataon 'i Fetison mpitarika ny mouvance Ravalomanana tao amin'ny radio fanambarana omaly fa dia nilaza ry zareo fa tsy mitaky intsony ny hiverena'ny filkoha ravalomanana teo aloha amin'ny maha filohan'ny repoblika azy !
tsy mitaky ny fanafoanana ny HAT koa ry zareo satria oy iany iz oe " efa tena mijaly loatra ny vahoaka ary tena hita fa mikatso ny raharaham-pirenena"

asa raha hisy hiteny indray fa mamadika palitao ingahy fetison amin'izay na tena tia ny tanindrazany tokoa !
ilay hoe " man,inona no tsy mitady asa" ouz fanou14 : mahita asa ve amin'izao orinasa mikatona sy manao compression de personnel izao sa enao minina tsy mahita sy mùahalala an izany ! ny eo aza esorina nohon'ny krizy manenika ny firenena rehetra ary indrindra eto madagasikara sa i fanou14 miasa sy manana toeran tsy voakitikitika dia mahay vava mafy ery !
ndrô aoka re marina an !
14. xxx ( 03/08/2009 09:58)
Olona tsy misaina re izy fa mamelà ny helony ,ny tgvendrana handohelany aza mifoka maoly ,mafy refa vendrana é,aza manody ny goavy manta ,izao no hatao hoe faNjakan'ny pitondra Maoly,ny fahafahambarakan'ny gasy mOA tsy lazaina intsony eran'izao tontolo izao mihintsy,le fanou14 sa fantôme no omen-dradomelina karama vary mitsangana fa mody fanina be ange,t@voalohany mba nisy2 ihany ny mpanaraka andradomelina raha voamarikao taty hafara le tena mafy ady be teo @80 na 100maxi ny isan'ny olona teny @13mai ,vao hitan'ny olona hoe seza no tadiavindradomelina d niala tsikelikely ny misaina ,satria t@reo nisaina ireo nihevitra hoe mba hanitsiana ny dian-dra8 no but fa tsy ny fanalàna azy teo @pouvoir nangalarina ,dia izao ny vokany fanjakan'alika sy baroa izao ,ny olona very asa tsy raharahany f'izy mihinanana vary kely mitsangana ery d hasaina mivovo eto ,harakao ve é ? tsy rahirahiny zay very asa any fa karama vary masak no ambony izao firenena tsy mandeha @laoniny izao no tiany satria izy tsy tena olona fa biby tsisy tandroka ,tsy tia tanidrazana !tsy tena malagasy!
15. fijo ( 04/08/2009 21:39)
aza esorina izany ry bazy sy rapa,fa aleo izy haneo ny heviny e,na dia ita aza fa hevitra adala tsy olan afa izay no heviny.mpanao politika aza misaina toa azy ko maika fa ry zalahy kely aty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0697