sao mba misy mahay azafady??

1. nofy ( 03/08/2009 04:16)
Mikasa ny hanao soratra tsotsotra aho dia mitady traiteur gasy mahay kanefa mba mora e . Dia raha misy manana experience azo zaraina koa .tsy hoe mahihitra fa efa nanao be t@ fiançailles dia mba manao economie @ soratra izao fa ny mariage @2010 e .rehefa mazoto manko dia atao fa aleo tsy andrasana ela .misaotra mialoha e .
novalian'i Ratoa ny 07/08/2009 05:08
2. ni81 ( 03/08/2009 08:32)
Mikasa ny hanao soratra tsotsotra aho dia mitady traiteur gasy mahay kanefa mba mora e . Dia raha misy manana experience azo zaraina koa .tsy hoe mahihitra fa efa nanao be t@ fiançailles dia mba manao economie @ soratra izao fa ny mariage @2010 e .rehefa mazoto manko dia atao fa aleo tsy andrasana ela .misaotra mialoha e .
aiza no atao madagasikara sa andafy?
3. Ratoa ( 03/08/2009 14:44)
raha ao Antananarivo dia mahafantatra aho sady tsy dia lafo notsara no betsaka ny sakafo. Ny gâteau favo be.
Ametraho hafatra aho raha intérésser dia hi contacter ilay traiteur aho.
4. rado697 ( 04/08/2009 22:35)
izaho cuisinier fa aiza no atao e,sa mba mila hevitra fotsiny ianao
5. nofy ( 05/08/2009 17:47)
Aty dago no atao ka .Dia inty ny mail ko : nofy123@yahoo.fr.dia misaotra mialoha rado697 sy Ratoa .
6. nofy ( 05/08/2009 17:52)
Aty dago no atao ka .Dia inty ny mail ko : nofy123@yahoo.fr.dia misaotra mialoha rado697 sy Ratoa .
7. nofy ( 05/08/2009 17:57)
Aty dago no atao ka .Dia inty ny mail ko : nofy123@yahoo.fr.dia misaotra mialoha rado697 sy Ratoa .
8. Ratoa ( 07/08/2009 05:08)
hi contacter ilay olona ary aho. Asa izy na manana mail na tsia.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2622