Fahotana ve ny mi-must??

1. xxx ( 03/08/2009 10:30)
Fahotana ve ny mi-must?? Manana olon-tiana zah fa noho ny antony ara-pahasalamana de tsy afaka manao firy izahay mandrapaha-sitrany nefa ... :{
novalian'i zinaka ny 15/10/2009 02:24
2. xxx ( 03/08/2009 10:50)
http://www.croixsens.net/sexe/masturb.php
3. Mirananirina ( 03/08/2009 11:58)
nefa,hiareto eo ny anao e,hihihi,andraso izy ho sitrana.
laingako izany e;tsy misy fahotana izany e,misy fahotana hoatra ny manala zaza ve?mamono olona,...nefa be mpanao.
4. nathie86 ( 03/08/2009 12:05)
ko ratsy oe za b mpanao d azo atao ko :), ny fanariana ranon'aina aloha fahotana eh, manary aina ko.
5. tess ( 03/08/2009 12:22)
xxx:

Fahotana ve ny mi-must?? Manana olon-tiana zah fa noho ny antony ara-pahasalamana de tsy afaka manao firy izahay mandrapaha-sitrany nefa ... :{
JEREO Hoe ny didi-folo raha misy anzany:-p


6. Mirananirina ( 03/08/2009 12:31)
ny fanariana ranon'aina aloha fahotana eh, manary aina ko.

ary be dia be mihitsy izany ny olona mpanota raha izany :)
7. peta83 ( 03/08/2009 13:11)
ary be dia be mihitsy izany ny olona mpanota raha izany

ka otran'ny misy verset milaza an'zany kosa ao am baiboly fa tsy didy folo ko!
8. JOSIAH ( 03/08/2009 17:19)
Misy mihitsy ao fa tsy tadidiko fotsiny toko sy andininy :wink:
9. mandrindra ( 03/08/2009 17:32)
mangala olona hafa hiraisana dia tsy mila mimasta
10. tess ( 03/08/2009 17:42)
miarahaba a'ni mandrindra elabe tsy hita klou e! :wink:
11. mandrindra ( 03/08/2009 17:44)
sali sali ee, eto ihany fa ho aiza moa eee :lol:
12. tess ( 03/08/2009 17:47)
hay mitazana ftsn zany an!!! :P
13. mandrindra ( 03/08/2009 17:50)
nefa ny maso mikipyyyy :wink:
14. tess ( 03/08/2009 19:33)
:{ :wink: :lol: :^)
15. Papoose ( 03/08/2009 20:36)
xxx:

Fahotana ve ny mi-must?? Manana olon-tiana zah fa noho ny antony ara-pahasalamana de tsy afaka manao firy izahay mandrapaha-sitrany nefa ... :{


raiso hoe manome fahafaham-po le mi-MUST dia adikao @ zay hoe fahotana v ny manome fahafaham-po? dia manontania tena teo @ fitaratra
16. Mirananirina ( 04/08/2009 10:25)
ka otran'ny misy verset milaza an'zany kosa ao am baiboly fa tsy didy folo ko!

zany ve ry peta.
17. booboo ( 04/08/2009 11:09)
Zà mba manana baiboly ihany fa samy hafa angamba ny Atra-tsika voalaza ao raha izao no lazain'ny sasany momba ny masturbation :^)
18. ari.malala ( 04/08/2009 11:11)
:-D :-D :-D :-D sode le resaka manary ranon'aina kosa no lazainy fa voarara? asa alou e!
19. Papoose ( 04/08/2009 17:24)
dia tokony anariana kely zany aloha hijerena ny vokany hoe fahotana satsia le izy :^)
20. sitlo ( 04/08/2009 18:58)
Didy folo:

Aza mijangajanga.
Aza mitsiriritra ny vadin'ny namanao.

Testameta vaovao:

Nampian'i Jesoa hoe eny na dia any an'eritreritra aza.

Izay ilay mahatonga ny hoe fahotana ny mi-mast.

Fa raha izaho indray no anontaniana:
Hoe manary tsirin'aina hono eh!
Tsirin'aina efa ho very foana na tsy mi-mast aza. Ny famoronana sperm zavatra continue. Raha tsy himast ialahy dia ho faty ho lasan'ny rà any ihany iny. Toraka izany koa ny ovule.

Concl: ianao moa izany ny vadinao ihany no eritreretinao dia tsy hitako mihitsy izay olana.

ps: tandremo ny trop fa misy an'ito zavatra ito vao fantatro vao haingana. Mampisy an'ito ny mi-mast be loatra:
[center][/center]

Tsy ilay izy mi-mast loatra no mahatonga azy fa ilay hoditra voakasokasoka. Asio lubrifiant tsara.
Na ny tanana fotsiny aza hono no kasokasohana lava dia mampisy an'ireny. Ary any amin'ny lamosina ilay izy matetika no mitranga fa tsy eo amin'ilay voakasika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2051