Fahotana ve ny mi-must??

21. tess ( 04/08/2009 19:06)
:-D
22. Papoose ( 04/08/2009 19:11)
:-w :-w
23. nathie86 ( 05/08/2009 05:52)
stilo :-D :-D :-D
24. ari.malala ( 05/08/2009 06:54)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
25. navigo ( 05/08/2009 15:40)
Fa refa zatra mimast d lasa tsy mahazo tsirony firy tsouny hono refa tena manao
26. fijo ( 05/08/2009 21:00)
aza ny rediredim pinoana no arahina,fa izay mampety nytena e
27. tess ( 06/08/2009 05:22)
zay mantsy! de misy ny manafangaro ny baiboly sy ny resaka fitiavana de miteninteny foana satria tsy dia hainy ny manavaka azy fa de manaraka teoria fotsiny ao am baiboly sady tsy de ampy fandalinana anaty baiboly akory :-D :-D :-D :-D
28. soanja ( 06/08/2009 21:48)
xxx:

Fahotana ve ny mi-must?? Manana olon-tiana zah fa noho ny antony ara-pahasalamana de tsy afaka manao firy izahay mandrapaha-sitrany nefa ... :{


Raha fahotana no resahina dia resaka finoana izany no mipetraka.

Fahotana tokoa ny manao firaisana alohan'ny fanambadiana satria naman'ny tsy fahadiovana izany amin'ny Xtianina. Koa raha te hiaraka ianareo na hiray fa tsy ara-pahasalamana akory dia arosoy ny mariazy andegilizy.

Ny fakana fafiny amin'ny vatana isan-tokony koa dia fahotana avokoa eo amin'ny Xtianina satria tokony raha manam-potoana isika dia handany fotoana hanompo sy hidera an'Atra fa tsy maka fafiny irery.

Raha fahasalamana kosa na ara-batana tsy misy idiran'ny finoana dia tsara ny manao masturabation satria manampy tokoa amin'ny fampiakarana ny fitiavana ny tena ary manome hery ny vatana hiasa hamokatra indray hanana hery vaovao. Izany anefa tsy midika hoe tokony atao ambanin-javatra ny fiarahana aminao. Koa noho izany tsy rafinao na fahavalonao akory ny fakany fafiny irery fa io angamba no sipany voalohany amin'ny lehilahy vao ny vehivavy. Naman'ny resaka fahasalamana io ary ilainy tokoa ny fanaovana izany.

Raha kosa hilaza izy fa tsy hiray aminao satria sao manota nefa maka fafiny etsy andaniny dia tadidio fa tia tena izy izay ary tokony handin-teny. Afaka tsy voatery miray vatana ianareo fa kosa afaka manome fafiny anao izy amin'ny lafiny isan-karazany koa, moa ianao manampy azy hamita izay tadiaviny.

Mifameno ny fiainana. Resaho izy hoe aleo zah no hanao an'io dia ianao milelaka ny ahy ohatra na tahak'izay sns maro.... Mazotoa mitia fa aza manaiky hambakaina sy ahodikondina.




29. fijo ( 06/08/2009 21:53)
sady adinony ,fa io anie no ahatongavana any paradisa e
30. tess ( 07/08/2009 05:34)
:-D :-D :-D zay alou ry fijo de marina sady confirmé hoe tonga tany marina fa lay paradis iray mbola tsy hay hoe tonga tany dool ve ny olona efa maty :^) :-D
31. ari.malala ( 07/08/2009 06:24)
:-D :-D :-D :-D
32. fijo ( 07/08/2009 21:04)
izay mantsy,ny azo hamarinina sy mety ho ita aloha no aleha,fa izya tsy mbola nisy nahita any ve no hamakiana la tety?
33. vale ( 14/08/2009 16:37)
ny fanariana ranon'aina aloha fahotana eh,
Ah bon???? tena vovao amiko izany, ao anaty baiboly ve misy izany??
34. vivi ( 14/08/2009 19:08)
ka tsy aleo kosa v nymi-must toy izay maka cox na miodina sa aoana? , iny mba manala sorisorin'ny lhl fotsiny satria raha ts manao anio ry zareo d lasa mivezivezy v ny fisaina ka lasa mitady cox
35. Papoose ( 14/08/2009 19:38)
mety le mampiasa tanana mihitsy no tsy zakan'ny sainy :-P :-D
36. soanja ( 14/08/2009 23:57)
vivi:

ka tsy aleo kosa v nymi-must toy izay maka cox na miodina sa aoana? , iny mba manala sorisorin'ny lhl fotsiny satria raha ts manao anio ry zareo d lasa mivezivezy v ny fisaina ka lasa mitady cox


Marina izany. Tena ilain'ny vatan'olombelona isanisany mihitsy ny mi-mast ka. Ny tanana, ny maso, ny saina, ny rehetra dia nisy satria mila tia ny tenantsika isika vao hitia ny hafa, hanome fahafaham-po ny hafa. Tsy tsara raha manantena ny hafa foana isika olombelona hameno izay filana ara-batana takian'ny saintsika na hanome fahafaham-po antsika. Eo mantsy ny olana satria nasesika hoe ratsy ilay izy dia zary matahotra ny olona hitsidika, hahalala ny tenany. Mbola kely dia efa betsaka ny bevohoka sy ny azon'aretina isankarazany satria tsy afaka nahalala hoe afaka mameno ny filan'ny vatana na dia ianao fotsiny aza aloha, fantaro ny tenanao. Ny hafa kosa dia mameno ny tsy feno rehetra amin'ny fifandraisana ankoatr'izay.

Diso be izay mihevritra fa rafiny ny tanam-badiny ohatra satria raha nisy angamba ny sipan'iny lehilahy voalohany dia ny tanany, izay vao nahalala izay vehivavy izy. Tiany ny tenany. Ianao koa mahalala ny tenanao. Fantaro hoe aiza ny misy ny lakilen'ny fahasambarana.


37. Djhamhal ( 19/08/2009 08:56)
ny fanariana ranon'aina aloha fahotana eh
tsia avy hatrany ny valiny amiko !! ny antony? isika @ zao fotoana dia miara-mientana miady @ vih sida!ary indrindra manentana ny olona hampiasa ny fimailo na ny préservatif ;ary ny fitondram-panjakana miitsy no manentana izany , ka refa avy mampiasa kapôty moa ny olona 1 ; de ataony aiza iny ranon'ainany iny????? mazava ho azy fa tsy maintsy ariana iny ! ka ny firenena miitsy ve zany no manota???? ra fahotana le izy? :?: :?:
38. Papoose ( 19/08/2009 14:33)
aleo hotehiriziny ny azy ahitany ny mety ho vokany :D
39. zinaka ( 15/10/2009 02:24)
Tsy mahasakana ny olona iray tsy hampirafy ny mimasta ,fa fomba iray ahafahany mifehy ny filany fotsiny. :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.817