mpikarakara fety an-dafy

1. sitlo ( 02/08/2009 08:25)
Nareo ilay mpikarakara fetin'ny gasy any an-dafy ireny ve tsy mba leo? Toa mba sahirana ery manangona vola, manao fampisehoana etsetra. Nefa rehefa tonga ilay fety ohatra ny tsy asian'ilay gasy sira akory fa mandalo dia mihomehimehy fotsimy. Mbola izy indray aza no mahazo T-shirt gratos. Raha izaho aloha ianareo dia tsy hivaky loha amin'izany aho. Aleo ny ambassadera no hivakl an'izany.
novalian'i mangidy ny 13/08/2009 21:29
2. ni81 ( 02/08/2009 09:16)
Fetin'ny gasy inona ohatra izany lazainao fa mankaleo izany ry sitlo? :D
Misy koa ange ireo olona mpikarakara tena mahazo tombony @ ireny fety ireny fa sao dia heverinao fa miasa talata fotsiny e! :)
3. hery ( 02/08/2009 09:36)
Sady eo koa ny fitiavana ny Malagasy namana e. Dia voatery hitady tombony foana ve vao hanao zavatra.

Raha hitady tombony daholo dia angamba betsaka ny zavatra tsy nisy :-)

Avelao izay mahavita hanao rehefa tsy mahavita ianareo.
4. fahamarinana ( 02/08/2009 10:18)
:arrow: za zao miandry fatratra ilay fety gasy (serasera) ahafantarako ireto namako mahafinaritra bobaka be ireto ,na hifandray tanana aza efa tsara e ! :D (l)
5. ni81 ( 02/08/2009 10:39)
Avelao izay mahavita hanao rehefa tsy mahavita ianareo.


marina izany.

Fa ny tena tiako nolazaina t@ stilo hoe mpikarakara fety teo aloha teo dia : misy mihitsy olona mikarakara fety ary mahazo ampahany @ ireo fahatongavan'ny artista malagasy aty ivelany ry zareo. Fitia mifamaly ilay izy fa ny gasy aty mifety gasy, ny artista mahazo vola :) ny mpanomana mahazo ny sahaza ho azy koa!
6. kotobekibo ( 02/08/2009 22:31)
hery:
Sady eo koa ny fitiavana ny Malagasy namana e. Dia voatery hitady tombony foana ve vao hanao zavatra.

Raha hitady tombony daholo dia angamba betsaka ny zavatra tsy nisy

Avelao izay mahavita hanao rehefa tsy mahavita ianareo.


marina izany lesy , soa ihany fa ato élah !
za aloha d miteny hoe BRAVO sady mankasitraka ny vitan'i lisany e !
:wink:
7. ari.malala ( 03/08/2009 06:41)
Faha, d rovin ndry hitanay? :P
8. Mirananirina ( 03/08/2009 12:15)
za zao miandry fatratra ilay fety gasy (serasera) ahafantarako ireto namako mahafinaritra bobaka be ireto ,na hifandray tanana aza efa tsara e !

izay mihitsy e....
9. tess ( 04/08/2009 17:55)
fahamarinana:

:arrow: za zao miandry fatratra ilay fety gasy (serasera) ahafantarako ireto namako mahafinaritra bobaka be ireto ,na hifandray tanana aza efa tsara e ! :D (l)

dia manantena ny ahita anareo sy i ni81 zany amin'io an! le 02 octobre mou izy teo de toa misy ambonjona ihany kou sa????? zà no diso


:roll: :^)
ikotobekibo ngah tsy ho avy????? :-P :wink:
10. Papoose ( 04/08/2009 18:19)
aiza teo moa le fety?
11. ni81 ( 04/08/2009 18:22)
dia manantena ny ahita anareo sy i ni81 zany amin'io an! le 02 octobre mou izy teo de toa misy ambonjona ihany kou sa????? zà no diso
ho hita eo e! i faha io efa nilaza fa maika hihaona :D Mbola @ octobre a!
12. fahamarinana ( 04/08/2009 18:31)
:arrow: ni : aza mitsoaka an-daharana eo an,sa mitady raharaha ! :^)
tess : ho avy tsika fa tsy haiko anie ilay fandehany hoe rahoviana marina e ! Dia ilay Ambondrona miaraka ao ve ! Koa tsy ho grave ny tantana !... :D (l)
13. tess ( 04/08/2009 18:33)
ho hita eo e! i faha io efa nilaza fa maika hihaona Mbola @ octobre a!

ny hebergement assuré ! any amzé atoriko no atorindry fa tonga fotsiny sa aona???

papoose: tsy ao paris com dab ihany ve?
14. Papoose ( 04/08/2009 18:43)
tess...sady misy ambonjona zany :^) :D
15. ni81 ( 04/08/2009 18:47)
ni : aza mitsoaka an-daharana eo an,sa mitady raharaha !
tess : ho avy tsika fa tsy haiko anie ilay fandehany hoe rahoviana marina e ! Dia ilay Ambondrona miaraka ao ve ! Koa tsy ho grave ny tantana !...

kay ndry efa tato! :-D :-D :-D Fa zà angaha moa mitsoaka e! Zany mitsoaka izany mirifatra be :^) :^) :-P
ny hebergement assuré ! any amzé atoriko no atorindry fa tonga fotsiny sa aona???
tena mikarakara mafy mihitsy ty naman-tsika ity ange ry faha e! misaotra dieny izao aloha. Efa hoe mbola octobre fa mandefa msg aminareo sy faha eo foana aho manamafy na tsia e! :D
16. tess ( 04/08/2009 19:03)
FAHA/ ka tsy efa nolazain'i sipagasy tary ve e? tsy info diso anie ireny e! lol hihihihi

papoose: iéuh! misy ambonjona fa d itapolaka, ny fahazahoako azy lou io an! mais mety suspens ihany koa hihihih
17. sitlo ( 04/08/2009 19:06)
Dain izany Hors Sujet. Rehefa tsy mahita avaly dia mijanona.
18. ni81 ( 04/08/2009 19:09)
Dain izany Hors Sujet. Rehefa tsy mahita avaly dia mijanona.
:roll:
19. tess ( 04/08/2009 19:10)
:-D
20. fahamarinana ( 04/08/2009 19:34)
:arrow: sitlo : ka resaka fety da fety kada ...... :D
tess : ka tsy nisy ni-confirme tsara dia lasa nihanahana teo aho ! Andraso ndray aloha ho jereko any ary ! :)
ni : eny na tsia angaha no betsaka any ? ENY hoe an ! :evil:...atensiô an! Mba tongava marô e! (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1529