mpikarakara fety an-dafy
22. booboo
(
06/08/2009 17:05)
Dain izany Hors Sujet. Rehefa tsy mahita avaly dia mijanona.
:-D :-D :-D :-D raha nanao xxx zao Sitlo namaly an'io dia noheveriko fa vhv :-D :-D " dain " :-D :-D
23. ni81
(
06/08/2009 17:10)
ni : eny na tsia angaha no betsaka any ? ENY hoe an ! ...atensiô an! Mba tongava marô e!:^)
24. ravonjison
(
09/08/2009 10:53)
Fa sure tokoa ve ilay izy e, @ octobre ? , ary aiza e? . Izaho aloha dia tena vonona ny hoa avy.
Hitady angatra koa mantsy no andalovako any ( Sangisangy ihany iny ry Ikaretsaka , fa aza tezitra ianao )
25. tess
(
09/08/2009 11:38)
be angatra any ravonji ah! :-P
tsy maitsy ampandrenesina par hafatra foana ny fety ry vonji ny toerana sy ny daty no tiako resahina eto....
mety mbola aloha be loatra ny fanambàrana fa zahay no mipetsapetsana eto... ny any dago izany no efa ok..... :-P
tsy maitsy ampandrenesina par hafatra foana ny fety ry vonji ny toerana sy ny daty no tiako resahina eto....
mety mbola aloha be loatra ny fanambàrana fa zahay no mipetsapetsana eto... ny any dago izany no efa ok..... :-P
26. ikaretsaka
(
10/08/2009 03:19)
Tlravonji> enao hao tsy hahita raha vo zay no atao fa le tratrany tsy kopy lilil no nilay de rehefa vita vo hoe hay izy iny le
27. mangidy
(
13/08/2009 21:29)
hery:
Sady eo koa ny fitiavana ny Malagasy namana e. Dia voatery hitady tombony foana ve vao hanao zavatra.
Raha hitady tombony daholo dia angamba betsaka ny zavatra tsy nisy :-)
Avelao izay mahavita hanao rehefa tsy mahavita ianareo.
marina izany e! :-w :-w