vive tgv, tgv ihany no ady eo,

1. bazylou ( 28/07/2009 18:57)
ny ankoatr'izay lany bala daholo fa resy, vive tgv, :-P :-P
novalian'i fijo ny 29/07/2009 20:02
2. pink ( 28/07/2009 20:43)
Marc Ravalomanana..ekena,ekena...
3. xxx ( 28/07/2009 22:07)
http://www.youtube.com/watch?v=OKQHoxflkDw&eurl=http%3A%2F%2Fgasytiatanindrazana%2Efree%2Efr%2F&feature=player_embedded
4. zoam ( 28/07/2009 22:15)
inona moa ny lokon'ny foza rehefa voahendy tsara iny izy ?
ORANGE :-D :-D :-D
5. xxx ( 28/07/2009 22:28)
jereo ny any bazylou
http://www.youtube.com/watch?v=rSmsBs19W9w

biby mitorona!!!
6. zoam ( 28/07/2009 22:50)
ity le resak'i bazylou hoe azon'ny ny hat ny ambasady t@ mois de juin tany hoany nisy preuve mihitsy milaza an'izany ka dia mangataka an'i bazylou hijery an'ity
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ramora+favori/video/x8i3ds_mpanely-tsaho_music
7. patrick2002 ( 29/07/2009 02:32)
zoam:

ity le resak'i bazylou hoe azon'ny ny hat ny ambasady t@ mois de juin tany hoany nisy preuve mihitsy milaza an'izany ka dia mangataka an'i bazylou hijery an'ity
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ramora+favori/video/x8i3ds_mpanely-tsaho_music



ireo ve ilay vehivavy virjiny mahatamana ny dadanareo any Swaziland
8. zoam ( 29/07/2009 05:00)
io fa manao lalapoza sahady ry rapa izany,aiza ary izy izany ,ny lalao mbola ho ela e,mbola vao eo @ lazon'ady intsika izao,akolaha fataka ohatran'ny ry roindefo sy ry tgv ireny tsy maharitra lazan'ady eo
:-D :-D :-D
vao avy tany tulear dia nilaza hoe tsy hifampidinika intsony i tgv @ ireo mouvances an'i ra8,izao anefa dia nivadika ny rasa hoe tokony hitarina io @ societe civil ny io sata ny transition io hoy izy :-D :-D :-D
alefaso indray ny baomba an elahy fa miandry izay e,kanosa lahy
akatony magro :-D :-D :-D
efa manomboka miely eran'ny madagascar ny mouvement legaliste izay contraire ny mouvement an'i tgv .
:* :* :* :* :* :* :* :*
9. xxx ( 29/07/2009 09:09)
patrick2002:

ireo ve ilay vehivavy virjiny mahatamana ny dadanareo any Swaziland


Ka tsy aleo ve lehilahy tia vehivavy toa izay lehilahy tia lehilahy ohatran-dry lavanify :-D :-D :-D :-D
10. fijo ( 29/07/2009 20:02)
hihihi aoka letsy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0641